Lolo vokatra

21. MimiSimply ( 24/06/2008 21:42)
Nisy niteny teo oe: maninona no tsy efa niazakazaka tany ny tele sns... Ka aty europa ny oul zany tsy mino ra tsy zvtr avôkan'ny tele, ny sipako ko zao tantaraiko an'ireny lolo vokatra ireny sy zazavavindrano sns de tonga de oe: ra marina zany hono de tsy maints efa nisy oul niétudié sy niobservé anireo!
ny tiako lazaina de zao: bdb ny programmes @télé momban'i extraterrestres, fantômes etc, de na miteny arany ilay miétudié anireo oe tena miexiste reo, tsy maints misy faona ny oul mi-contre anizareo, ary misy faona ny oul tsy hafampo mints de misy zvtr tsy miconvaincre anizareo faona! Ka ny hevitrako dia: na tonga any arany zao manampahazana rehetra zao, de na halefa télé ary reo, tsy maints hisy faona ny mino sy tsy mino!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0104