HATSIKANA

1. endrika01 ( 09/06/2008 20:34)
Tantarana mpanao hoso-doko malaza ! Nisy rangahy iray tonga mba hitsidika ny fampisehoana nataon\'ity mpanao hoso-doko malaza. Hoy ilay mpitsidika:Hono wa rangahy?Itsy tabilao misy sarina masoandro itsy zao,mampiseho ny fiposahan\'ny masoandro sa ny filetehany!:-P namaly tsy nihambahamba rangahy sady nasehony t@fihetsika tena mba hoe:zay tiko ihany io!Hmmm;hambarako anao fa izaho ,dia mahazo vola ampy tsara eo @fiainako,amin\'ny fifohazako @mitatao vovonana isan\'andro!=))=))=))
2. oliviah ( 12/06/2008 14:11)
Hummm!
3. oliviah ( 12/06/2008 14:16)
Zao ve dia ho hatsikana;hakamatatra io zao.
4. Koditra ( 12/06/2008 15:41)
Mety tsy ilay rangah izany no nanao an'ilay tabilao fa ni-style fotsiny ngama :lol:
5. endrika01 ( 12/06/2008 19:43)
Oli>ndry an,saika akamatatra ankia an,ny fomba famaliko!Hi hi hi:-P
6. endrika01 ( 12/06/2008 19:55)
Koditra>izy mints kah,fa léry fetsy be!Tsy nilaza mints nedala we masoandro hody sa vao maraina!:-D:-D:-D
7. AndoRAL ( 20/06/2008 08:14)
Tsy mahita masoandro miposaka mihitsy lery c-a-d masoandro milentika izany le sary =D> =D>
8. tsiambaratelo ( 24/06/2008 08:59)
endrika01:

Tantarana mpanao hoso-doko malaza ! Nisy rangahy iray tonga mba hitsidika ny fampisehoana nataon\'ity mpanao hoso-doko malaza. Hoy ilay mpitsidika:Hono wa rangahy?Itsy tabilao misy sarina masoandro itsy zao,mampiseho ny fiposahan\'ny masoandro sa ny filetehany!:-P namaly tsy nihambahamba rangahy sady nasehony t@fihetsika tena mba hoe:zay tiko ihany io!Hmmm;hambarako anao fa izaho ,dia mahazo vola ampy tsara eo @fiainako,amin\'ny fifohazako @mitatao vovonana isan\'andro!=))=))=))



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1653