Misara-trano

1. tess ( 06/06/2008 18:35)
Manja ihany aloha ilay hoe misara-trano e!
i namana serasera sy i dinika forum no tiko lazaina satria mbola misara-trano foana ireo izao, mety tsy avotra tsony ve ny menage????? :)
fa ny ilazàko azy hoe manja afaka mi gerer ny ps-ko anakiroa zà
i tess mamaly forum moa i fasaly mamaly hafatra sy mijery sary, samy connectées izy roa :°) :-P
novalian'i tess ny 14/06/2008 08:35
2. kiadi ( 07/06/2008 00:24)
:-D :-D :-D
ny lafy ratsiny de tsy miaintsy mi-se connecte 2 fois!!
lafy tsarany indray de tsy miara deconnecté iz roa !
3. fahamarinana ( 07/06/2008 09:06)
:arrow: za koa naika mba hanontany hoe fa maninona no mila mi-se connecte foana ? Fa finalement zatra ihany no farany rehefa tsy maintsy zay no atao.Akory atao baba... (l)
4. pissoa ( 08/06/2008 13:38)
ha ha - gaga be aho hoe ahoana koa aza zany misara-trano ato amin'ny momba ny serasera izany :-D :-D :-D :-D :-D
5. tess ( 08/06/2008 14:27)
:) tsika ndray mahay mi s'adapte amzay misy fahamarinana an! :°)

pissoa: koa mila lakilé anankiroa koa hihihihih
6. diamondra27 ( 11/06/2008 11:25)
ka na de ao am famndraisana sy dinika aza ange akia de mila mampiditra mdp foana e
mitady leo ihany za am farany
reraka mampiditra mdp
7. tess ( 11/06/2008 15:38)
ka mety tsy avotra tsotry hono ny trano roa fa tsy maitsy misaraka fa ilay raika iny lasan'i Ray hody any aminy hihihih!

fandraisana inona alou ity lazaindry?????
ny tiko lazaina ilay forum sy ny fidirana namana serasera no tsy maitsy mampiditra lakile indroa :P
8. diamondra27 ( 12/06/2008 12:47)
le eo am accueil akia a
ra tonga de any am dinika miditra de mbola mila lakile ndray vao tafa eo am le accueil fa nisoty varavarankely zany le tan am dinika hiiii

ndeh mba hanao ps double koa za zany hiiii
9. RATOVOARY ( 12/06/2008 13:35)
Gaga fôna aho hatram'zay kay moa zay le fandehanjavatra :roll: :roll:
10. tess ( 12/06/2008 15:02)
diamondra: ka efa oe izay no tiko lazaina raha tsy hoe angaha efa namoaha trano tato sy tary indry dia samy connectée am trano roa dia afaka mifindrafindra toy ny taloha tsy mila mampiditra lakilé tsotry :wink:


ratovoahy: fa taiza reh nareo zany tam ora nidona e! sa laozana natory :-D
11. ainaheri ( 14/06/2008 04:59)
Milay ka,za zao ra te ho eto @ dinika fotsiny d eto aho tsisy mahita,sa tazana any @ akaï ihany? hihi We konektE i ann t@ zao??
12. tess ( 14/06/2008 08:35)
tsy tazana ka! na ilay raika mbola velona teo anie otrzay ihany e! raha tondé miditra dinika i ainaheri fa tsy mandalo ao am namana dia tsy tazana ao koa! fa izao vao maika ts ytazana mitsiny :°) :-D
fa raha manana ps roa enao dia ny iray ao am namana ny iray ato am forum dia manja tsy mila miditra sy mivoaka misolo ps vao afaka hamaly ny atsy sy arokatra jhihihihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2138