Omenao azy ve ny zanany sa
1. niryna
(
05/06/2008 17:10)
Nalefako tany amin'ny dinika manokana"Fanambadiana izay nosoratako izy ity" saingy amin'ny maha dinika manokana azy dia mety misy tsy tafiditra ka dia naverika eto indray e ....
Mety daholo izany izay hamalianareo azy e ...
Nisy tovovavy iray izay,tsy dia fantatro tsara ny tantarany fa izao fotsiny no fantatro hoe nanana olon-tiana izy ary bevohoka ka rehefa fantatr'ity ranamana izy fa manan-janaka dia nolazainy hoe mbola tsy vonona ny hanambady hono izy.Nanana namana izy ary iny namany iny no nitantarainy ny nahazo azy,nitombo teny ny fizarana ny mangidy,ny henatra mahazo ilay vehivavy eo amin'ny fiara-monina ny latsa mety ahazo sns ary ilay tovolahy namitaka azy moa dia tena tsy nipoitra teny intsony.
Ity namana iray moa dia mba nizara ny nahazo koa moa( efa nanambady fa saingy nisaraka ka nanambady ilay vadiny ,tsy aiko tsara izay tantarany),ary dia noteneniny ilay tovovavy hoe hanambady azy izy ary ho soratana aminy ilay zaza.Nanaiky ilay tovovavy ary natao ny raharaha .
Taty aoriana ,vita soa amantsara ny raharaha,voasarona ny hafambarakan'
ilay tovovavy teo anatrehan'ny fianakaviana sy ny manodidina....
Niteraka iray indray izy mivady taty aoriana fa ilay zaza voalohany efa folo taona izy izao tsy nahafantatra hoe tsy rainy io antsoiny dada io .
Fantan'ity rangahy moa izany fa nanambady ilay ramatoa ary indray andro..
Iny nipoitra moramora ilay rangahy ka nilaza fa zanany hono io fa tsy an'ilay rangahy vadiny marina izany saingy tsy nety nanambady azy izy ary "efa folo taona aty aoriana ve vao hoe vadiko anie hianao razafy mahefa ,hi,hi, " ..dia izao indray izy milaza haka an'ilay zaza.
Raha hianareo no eo amin'io toeran'izy mivady io omena an'ilay rangahy ve ny zaza?
.Mba zaraiko anareo ity fa nozarain'ny olona tamiko koa
niryna

novalian'i haritianah ny 01/07/2008 21:57
2. tess
(
05/06/2008 20:10)
raha izaho manokana alou dia ataoko izay rehetra tsy ahazoany anlay zaza e! ilay zaza rahateo tsy mahafantatra azy fa ny dadakeliny nanangana azy no fantany donko tsy misy ny olana....
ny antony dia hitarika fikorontanana ara-tsaina ho anlay zaza izany ka mety hiteraka olana bdb ho azy ....
ilay rangahy vadiny vaovao tia anlay zaza ka misy inona ankoatra izany indray.
Na hanao in na hanao inona lay rangahy nitsoaka adidi tsy hahazo ilay zanany ofisialy izy fa rainy ara biolojika fotsiny....
Tena tsy omeko ny ahy, fa tamzà nila azy nitsoaka izy fa refa lehibe lay zaza de hoe zanako ah zanako ntssssssssss
misy tantara otran'io ihany koa ity fa mivadika kely fotsiny...
raha samy tanora ilay tovolahy sy tovovy nifankatia tamzany....ary bevohoka an'ilay tovolahy lay sipâ, naterakilay sipa somantsara ilay zanany fa kosa tsy nolazainy tam lay bandy mitsy hoe bevohoka taminao aho fa de notezainy teny foana lay zaza,
nanambady anefa lay bandy taty aoriana dia henonilay sipa fa nanambady lay bandy, ilay zaza efa 11ans dia avy ilay sipa sy ilay mamany mi harcèle anlay vadin'ilay bandy am fone isan'andro hoe zanak'ilay bandy hono lay zanany...
nitomany nigogogogo ilay bandy hoe efa 11 ans taty aoriana ve vao ampahafantarina ahy izany dia nieritreritra izy de tsy nety nanaiky sy tsy nanao test ADN......

3. Belami
(
05/06/2008 20:27)
niryna, tess : tena lava be daholo le resaka de aleo rapitso mamaly =)) =)) =))
8. niryna
(
06/06/2008 03:42)
tess:koa efa misy DNA izao any amintsika ka raha tsy manaiky ilay nandositra adidy ? mitonatonana toa ny lolo e
raha izaho manokana alou dia ataoko izay rehetra tsy ahazoany anlay zaza e! ilay zaza rahateo tsy mahafantatra azy fa ny dadakeliny nanangana azy no fantany donko tsy misy ny olana....
ny antony dia hitarika fikorontanana ara-tsaina ho anlay zaza izany ka mety hiteraka olana bdb ho azy ....
ilay rangahy vadiny vaovao tia anlay zaza ka misy inona ankoatra izany indray.
Na hanao in na hanao inona lay rangahy nitsoaka adidi tsy hahazo ilay zanany ofisialy izy fa rainy ara biolojika fotsiny....
Tena tsy omeko ny ahy, fa tamzà nila azy nitsoaka izy fa refa lehibe lay zaza de hoe zanako ah zanako ntssssssssss
misaotra nizara tess a
misy tantara otran'io ihany koa ity fa mivadika kely fotsiny...
raha samy tanora ilay tovolahy sy tovovy nifankatia tamzany....ary bevohoka an'ilay tovolahy lay sipâ, naterakilay sipa somantsara ilay zanany fa kosa tsy nolazainy tam lay bandy mitsy hoe bevohoka taminao aho fa de notezainy teny foana lay zaza,
nanambady anefa lay bandy taty aoriana dia henonilay sipa fa nanambady lay bandy, ilay zaza efa 11ans dia avy ilay sipa sy ilay mamany mi harcèle anlay vadin'ilay bandy am fone isan'andro hoe zanak'ilay bandy hono lay zanany...
nitomany nigogogogo ilay bandy hoe efa 11 ans taty aoriana ve vao ampahafantarina ahy izany dia nieritreritra izy de tsy nety nanaiky sy tsy nanao test ADN......
9. niryna
(
06/06/2008 03:45)
Belami:
tess : lava zany raha kabary a !!! =)) =)) =)) =))
:D tokony efa voavakinao izao ilay izy.hi,hi.
ity koa ary misy iray.Maro moa ny tovovavy voafitakin'ny lahilahy ary saika toa tsy manandray avokoa ny ankizy ankehitriny
I :cry:
Ity tantara ity indray anefa dia nisy lehilahy ratsy tarehy ary dia nahita hevitra izy fa alainy vady ilay tovovavy voadona am-pitiavana ary dia nanaiky tokoa .... fohy kely io Belami a
10. niryna
(
06/06/2008 03:47)
Belami:
tess : mba resumer o moa e :-D :-D :-D
eny ary e,bevohoka rakalakely,tsy nety nanambady azy ilay bandy,nisy olona tia azy ka nanambady azy,taona marobe taty aoriana dia mitady ilay zanany ilay rangahy....tsy fantatro intsony ny tantara fa dia samy mizara hoe omena ve sa tsy omena an'ilay ray nandositra adidy ilay zaza efa natsangan'ny raikeliny ? :D
11. fahamarinana
(
06/06/2008 06:11)
niryna:
Raha hianareo no eo amin'io toeran'izy mivady io omena an'ilay rangahy ve ny zaza?
.Mba zaraiko anareo ity fa nozarain'ny olona tamiko koa
niryna
:arrow: ka ny olana efa mipetraka anie zany izao ka tsy tokony hipetraka intsony ny fanontaniana hoe omena sa tsia ? Ny tiako soritana dia légalement dia an'ilay Ray faharoa ilay zaza satria efa nitondra ny anarany ara-panjakana.Tsy misy azo kianina iny fa kosa noho ny fiverenan-drangahy Ray biologique dia tsy maintsy na tokony ampahalalàna ilay zaza fa ny tsy fanazavana azy mety tena hampikorontana ny loahany :oh higafy fontsiny ny iray na zvtr hafa e,nefa mety latsa-nenina koa dia maniry handray anjara am fitaizana.Dia eo no mitaky fahendren'ny tsi11 mba ho ny mahasoa ny zaza no tena jerena fa tsy ny ady fahiny,sns sns..fa sarotra kah,mora lazaina fa sarotra tanterahana :mitaky fanetre-tena sy fitiavana goavana be avy amin'ny rehetra.
Mba mafy kosa ny nanjo ilay Ray efa 11 ans taty aoriana vao nahafantatra hoe zanany,inona ary no antony tsy nampilazan'ny ilay ramatoa nefa mba nivady ihany no niafaran-dry zareo.S angamba atao hoe natahotra ny hisaraka ndray?(l)
12. xxx
(
06/06/2008 06:28)
Raha tena tia an'le zanany izy de tokony ho fanampiana le rar mitaiza azy sisa no atony satria araka ny vôlazan'ny namana tery ambony de mety hiteraka fikorontanan-tsaina betsaka ho an'le zaza ny fisarahana @ lay ray nanangana azy, andaniny koa lay ray nanangana azy tsy maintsy efa niraikipitia tamin'io zaza io. Fa le bandy nandositra adidy aloha de tena bandy tsisy ilàna azy, tsy vonona ny hiatrika fiainana. Saro tahotra, f'angah heveriny fa fafiny fôna no hitany ety an-tany. Tsy miaradalana any fôna ny mety sy ny tsy mety.
13. sakaizakely
(
06/06/2008 07:52)
ko raha tsy hoe bisoki sôkôbisy ko hoe zarana a zarana tssssssss
dadany biolojika iny ary miombokevitra tanteraka am fahamarinana aho eto, tsy manana alalana hanafina amin'ilay zaza ny tena tantarany ireto rar nitaiza. Mila lazaina azy ny marina
Eto dia tsy ekeko ny voalazan'i tess hoe
ny lainga manodidina ny fanafenana ny tena tantaran'olona iray no tean fototry ny fikorotanana. Araky ny traikefa rehetra sy ny fandinihana hitan'ny mpahay psikolojia izany ary voaporofo efa antaonany maro ka tsy azo odiantsy fantatra intsony
ny hoe omena sa tsia, raha mangataka garde ilay ray biolojika dia tsy misy lalàna manakana azy fa ho azony izany. Etsy ankilany dia afaka mangataka volanjaza nandritra izay 11 taona izay ilay vhv, rehefa samy hitory ihany. Ny fitsarana aloha dia tsy hanome ilay dada tanteraka ny fitaizana ilay zaza fa mety hoe isaky ny week-end sy ny 1/2 ny vakansy ihany
dia mbola miombokevitra am fahamarinana ihany aho eto. Mila fahendrena avy amin'ny 3 tonta, fa fanajana an'ilay zaza sisa. Mila tantaraina aminy ny marina, anefa tsy tokony hanantena na hanery ilay zaza ho omba an'itsy na omba an'iroa. Tsy tokony manaratsy ilay ray, na dia tsy nety aza ny nataony, tantaraina aminy fotsiny ny zavanisy. Iny zaza iny akory tsy adala na dia mbola tsy manana raisonnement adulte aza dia mandeha ihany ny fisainany. Mety ho faly izy manana dada faha2 eo amboalohany, fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy mba hanana ny heviny manokana izy ary azy sy ny dadany izany, mety hahazo tsindrona mahery vaika kokoa avy aminjanany ilay rangahy ary mety haharary azy kokoa noho ny ady velona am samy lehibe izany
Mety ho vao maika koa hitombo vahana ny fitiavany ity dada nitaiza nanaiky izany sy nahay nitia azy
ny hiblabla mikasika ilay ray aloha tsy mitondra mankaiza, na hanaratsy aniny na hanasoketa azy, tsy hampamerina ny lasa? Ny ho avy no aleo eritreretina izay hampilamina azy
aza hadino fotsiny, mitaky ilay zaza izy, donky manaiky fa izy no rainy
dia takio ny pension alimentaire nandritry io 11 taona nandosirany io.

hitarika fikorontanana ara-tsaina ho anlay zaza izany ka mety hiteraka olana bdb ho azy ....

14. tess
(
06/06/2008 11:17)
sakaizakely, am zao taonany izao kosa angambatsy tsara ny milaza am lay zaza
fa endrasana efa lehibe mahay mandinika izy vao tsara
fa na tsy ekeneareo lay hevitro an dia matoa za niteny anio , efa nisz tranga akaiky be ahy toa io, lay sipakely aza 17 ans tamzany fa depuit nahafatarany fa ts dadany no nitaiza azy dia tsy nisy nande am loniny tsony na ny fianarana na ny rehetra, ary tena marina io lazaiko io, :wink:

15. Falyfona
(
06/06/2008 12:04)
Belami:
tess : lava zany raha kabary a !!! =)) =)) =)) =))
eny lava tokoa fa mampalahelo e.Raha zah no ataon oul hotra io am fiainako dia ngamba mamono lay oul nanary ahy ka mitady aka ny zanako marina e.tsy am nareo sasany ny toeran lay oul io ngamba dia atao we lavaaaaaaa.
16. niryna
(
06/06/2008 20:08)
fahamarinana:
niryna:
Raha hianareo no eo amin'io toeran'izy mivady io omena an'ilay rangahy ve ny zaza?
.Mba zaraiko anareo ity fa nozarain'ny olona tamiko koa
niryna
:arrow: ka ny olana efa mipetraka anie zany izao ka tsy tokony hipetraka intsony ny fanontaniana hoe omena sa tsia ? Ny tiako soritana dia légalement dia an'ilay Ray faharoa ilay zaza satria efa nitondra ny anarany ara-panjakana.Tsy misy azo kianina iny fa kosa noho ny fiverenan-drangahy Ray biologique dia tsy maintsy na tokony ampahalalàna ilay zaza fa ny tsy fanazavana azy mety tena hampikorontana ny loahany :oh higafy fontsiny ny iray na zvtr hafa e,nefa mety latsa-nenina koa dia maniry handray anjara am fitaizana.Dia eo no mitaky fahendren'ny tsi11 mba ho ny mahasoa ny zaza no tena jerena fa tsy ny ady fahiny,sns sns..fa sarotra kah,mora lazaina fa sarotra tanterahana :mitaky fanetre-tena sy fitiavana goavana be avy amin'ny rehetra.
Mba mafy kosa ny nanjo ilay Ray efa 11 ans taty aoriana vao nahafantatra hoe zanany,inona ary no antony tsy nampilazan'ny ilay ramatoa nefa mba nivady ihany no niafaran-dry zareo.S angamba atao hoe natahotra ny hisaraka ndray?(l)
-----------------------------------------------------
misaotra aky fahamarinana a.
tena tsy an'ny tena tokoa ny lelo a .
kanefa mba tsara ho fantatra ihany sao mety mahavoa ny goavy manta.
:D
17. niryna
(
06/06/2008 20:17)
xxx:
Raha tena tia an'le zanany izy de tokony ho fanampiana le rar mitaiza azy sisa no atony satria araka ny vôlazan'ny namana tery ambony de mety hiteraka fikorontanan-tsaina betsaka ho an'le zaza ny fisarahana @ lay ray nanangana azy, andaniny koa lay ray nanangana azy tsy maintsy efa niraikipitia tamin'io zaza io. Fa le bandy nandositra adidy aloha de tena bandy tsisy ilàna azy, tsy vonona ny hiatrika fiainana. Saro tahotra, f'angah heveriny fa fafiny fôna no hitany ety an-tany. Tsy miaradalana any fôna ny mety sy ny tsy mety.
=)) =)) marina tokoa izany ry xxx a.
ity nisy tantara kely indray ary,ny vehivavy foana moa no lasibatra matetika o !
Mitondra ny taolambe tsy mitapaka.
Nisy ramatoa indray natsipiny tamin'ilay rangahy ny zaza ka rehefa alohan'ny nanaovana batisa ny zaza dia nanontany an'ity rangahy rainy ity mpitandrina ary hoy ilay dadany hoe tsy misy reny tompoko :wink:
:roll: mba ela no nahenoko hoe tsy manana ray ny zaza hoy ilay mpitandrina fa ny tsy manan-dreny hafakely indray :D
18. niryna
(
06/06/2008 20:25)
sakaizakely:
ko raha tsy hoe bisoki sôkôbisy ko hoe zarana a zarana tssssssss
dadany biolojika iny ary miombokevitra tanteraka am fahamarinana aho eto, tsy manana alalana hanafina amin'ilay zaza ny tena tantarany ireto rar nitaiza. Mila lazaina azy ny marina
Eto dia tsy ekeko ny voalazan'i tess hoe
hitarika fikorontanana ara-tsaina ho anlay zaza izany ka mety hiteraka olana bdb ho azy ....
ny lainga manodidina ny fanafenana ny tena tantaran'olona iray no tean fototry ny fikorotanana. Araky ny traikefa rehetra sy ny fandinihana hitan'ny mpahay psikolojia izany ary voaporofo efa antaonany maro ka tsy azo odiana tsy fantatra intsony
ny hoe omena sa tsia, raha mangataka garde ilay ray biolojika dia tsy misy lalàna manakana azy fa ho azony izany. Etsy ankilany dia afaka mangataka volanjaza nandritra izay 11 taona izay ilay vhv, rehefa samy hitory ihany. Ny fitsarana aloha dia tsy hanome ilay dada tanteraka ny fitaizana ilay zaza fa mety hoe isaky ny week-end sy ny 1/2 ny vakansy ihany
dia mbola miombokevitra am fahamarinana ihany aho eto. Mila fahendrena avy amin'ny 3 tonta, fa fanajana an'ilay zaza sisa. Mila tantaraina aminy ny marina, anefa tsy tokony hanantena na hanery ilay zaza ho omba an'itsy na omba an'iroa. Tsy tokony manaratsy ilay ray, na dia tsy nety aza ny nataony, tantaraina aminy fotsiny ny zavanisy. Iny zaza iny akory tsy adala na dia mbola tsy manana raisonnement adulte aza dia mandeha ihany ny fisainany. Mety ho faly izy manana dada faha2 eo amboalohany, fa na ho ela na ho haingana dia tsy maintsy mba hanana ny heviny manokana izy ary azy sy ny dadany izany, mety hahazo tsindrona mahery vaika kokoa avy aminjanany ilay rangahy ary mety haharary azy kokoa noho ny ady velona am samy lehibe izany
Mety ho vao maika koa hitombo vahana ny fitiavany ity dada nitaiza nanaiky izany sy nahay nitia azy
ny hiblabla mikasika ilay ray aloha tsy mitondra mankaiza, na hanaratsy aniny na hanasoketa azy, tsy hampamerina ny lasa? Ny ho avy no aleo eritreretina izay hampilamina azy
aza hadino fotsiny, mitaky ilay zaza izy, donky manaiky fa izy no rainy
dia takio ny pension alimentaire nandritry io 11 taona nandosirany io.
------------------------------------------------------------------
misaotra sakaiza ,misy fahamarinana ny teninao.Tsara mba ho fantatra ilay izy fa na inona ataon'ny olon-dehibe ,ny zaza foana matetika no sibatra ka dia anjarantsika tsirairay no mba mamakafaka,ny tanora moa izany raha mbola tsy manana dia fampianarana ho azy izany,raha toa kosa ka misy ray mandositra adidy dia vitao ny adidinao,mijaly ny ankizy,tena misy fiantraikany amin'ny fiainany iray manontolo ilay ankizy tsy manandray na ankzy nilaozan-dray.Maro ny fizarana omen'ny olona ahy ka mba zaraiko anareo fa tena mafy e ,mety tsy hoe eo amin'ny toerana isika saingy rehefa mitantara ny olona dia malahelo ny tena .
19. niryna
(
06/06/2008 20:27)
tess:
sakaizakely, am zao taonany izao kosa angambatsy tsara ny milaza am lay zaza
fa endrasana efa lehibe mahay mandinika izy vao tsara
fa na tsy ekeneareo lay hevitro an dia matoa za niteny anio , efa nisz tranga akaiky be ahy toa io, lay sipakely aza 17 ans tamzany fa depuit nahafatarany fa ts dadany no nitaiza azy dia tsy nisy nande am loniny tsony na ny fianarana na ny rehetra, ary tena marina io lazaiko io, :wink:
marina tokoa ny tenin'i tess,toa sarotra ihany k'ty.Endrasana ho tonga saina ve izy sa mbola kely dia ampifantarina azy moramora
:roll: ah :roll: ahoana tokoa re e
20. niryna
(
06/06/2008 20:37)
Falyfona:
Belami:
tess : lava zany raha kabary a !!! =)) =)) =)) =))
eny lava tokoa fa mampalahelo e.Raha zah no ataon oul hotra io am fiainako dia ngamba mamono lay oul nanary ahy ka mitady aka ny zanako marina e.tsy am nareo sasany ny toeran lay oul io ngamba dia atao we lavaaaaaaa.
sarotra tokoa a. Ity aza mba fantatra hoe izao no tantara
Natao raharaha hono izy roa ,tsy fantatro aloha raha soratra na mariage a
hoy ny rafozany hono hoe toa ngezangeza anie izany kibon-dry izany e :roll: :?:
Dia hoy ny navalin'ity renin'ikalakely hoe tavy io e :wink:
Tsy nierina akory ny enim-bolana dia teraka ilay ramatoa
Tsy nanaiky ny fianakaviana fa natao ny fisarahana ary dia tsy nanambady intsony ilay ramatoa hatramin'izao :cry:
Sarotra tokoa ry ireto ny miaina ary aty aminay dia 75% ny ankizy no tsy manan-dray,mampalahelo e