Omenao azy ve ny zanany sa
22. Koditra
(
07/06/2008 17:01)
Za moa lhl ka dia leo aho anandrana ipetraka eo @ toeran'izy 2lahy :
Raha za no eo @toeran'ilay ray faharoa dia tsy omeko anizaniza io zaza io, na hisy inona na hisy inona, efa tiko niaraka t@ reniny io dia ana mitambatra. Manao izay hahatezitra sy maharomotra ana mihitsy ko zany ray biologique izany, darohako zany ra itako... (tsy hataoko lava be)
Raha za no teo @toeran'ilay ray biologique dia menatra a ary tsy ho sahy akory hanipy resaka ny @ hakàna ilay zaza. Ny azoko hatao dia ny miresaka ampilaminana @ izy mivady ny @fandraisako anjara ara-bola @fitaizana sy fanalebeazana azy.
Farany, miombo-kevitra soamantsara @tess aho @ ilay hoe "am zao taonany izao kosa angamba tsy tsara ny milaza am lay zazafa endrasana efa lehibe mahay mandinika izy vao tsara". Tsy maninona, afaka mitsidika ilay zaza any ampianarany any ilay ray biologique fa kosa tsy mbola miteny ny marina fa miandry ny fahalebeazan'ilay zaza sy miandry izay mety ho fitsaràny na hanome tsiny azy na hanaiky azy @maha tena ray niteraka.
Zay. :lol:

23. ikaretsaka
(
07/06/2008 17:11)
mba tiako ho fantatra heo in ona no anton'ny nipoitran'ilay ray biologique tampoka avy any!
24. niryna
(
07/06/2008 17:37)
Koditra:=)) =)) darohy marina e hi,hi sangisangy izany fa tsy mahazo manao an'izany isika e,fa mivavaka ho azy..
Za moa lhl ka dia leo aho anandrana ipetraka eo @ toeran'izy 2lahy :
Raha za no eo @toeran'ilay ray faharoa dia tsy omeko anizaniza io zaza io, na hisy inona na hisy inona, efa tiko niaraka t@ reniny io dia ana mitambatra. Manao izay hahatezitra sy maharomotra ana mihitsy ko zany ray biologique izany, darohako zany ra itako... (tsy hataoko lava be)
Raha za no teo @toeran'ilay ray biologique dia menatra a ary tsy ho sahy akory hanipy resaka ny @ hakàna ilay zaza. Ny azoko hatao dia ny miresaka ampilaminana @ izy mivady ny @fandraisako anjara ara-bola @fitaizana sy fanalebeazana azy.
Farany, miombo-kevitra soamantsara @tess aho @ ilay hoe "am zao taonany izao kosa angamba tsy tsara ny milaza am lay zazafa endrasana efa lehibe mahay mandinika izy vao tsara". Tsy maninona, afaka mitsidika ilay zaza any ampianarany any ilay ray biologique fa kosa tsy mbola miteny ny marina fa miandry ny fahalebeazan'ilay zaza sy miandry izay mety ho fitsaràny na hanome tsiny azy na hanaiky azy @maha tena ray niteraka.
Zay. :lol:
[/quote] dia alainy tsimoramora izany ny fony e,dia farany tonga dia tenenina amin'izay e ,toa izany tokoa no mety
misaotra koditra
25. niryna
(
07/06/2008 17:48)
ikaretsaka:
ataovy pilofasy e
koa raha tsy hoe head or tail izy ity na lohany sa vodiny kouh :roll: :wink: life and death io ika a .
Tsy maintsy maka fepetra izy mivady sy ilay rangahy :wink:
asa tokoa lahy,mety manenjika azy angamba ny eritreriny.izay no maha olona ny olona. Mety ho zoany ny mijery ny zanany fa mety tsy heken'ny fanjakana ny hanomezan'ny ray nandositra adidy ny zanany ooopss ,aza hitako aza mahita ahy izany .
Nisy ramatoa notoriany ny reniny tamin'iny herinandro iny fa nofitahiny hono izy ka ny bebeny hono no nolazainy hoe reniny ,ndryyyy :cry: :cry:
26. Koditra
(
07/06/2008 18:48)
niryna> ka tsy misy afa-tsy izay no fahitako azy ny marimaritra iraisana, azo ferana ihany koa ny fitsidihina an-janany any ampianarany.
Ny hoe hitsidika anjanany aty atrano alo tsy misy fika eh, tonga dia mahazo ny vely kofafa sy toraka lapoaly avy aty amiko. :lol: :lol:

27. niryna
(
08/06/2008 04:10)
Koditra:
niryna> ka tsy misy afa-tsy izay no fahitako azy ny marimaritra iraisana, azo ferana ihany koa ny fitsidihina an-janany any ampianarany.
Ny hoe hitsidika anjanany aty atrano alo tsy misy fika eh, tonga dia mahazo ny vely kofafa sy toraka lapoaly avy aty amiko. :lol: :lol:
:miam: :-@ dia voatifitry ny basy ariary fito i koditra ,tandremo fa manana langilangy koa anie izy e,sady ny azy tsy mba asehosehony fa ataony any an-damosina ;-)
28. xxx
(
09/06/2008 08:58)
Miala tsiny fa hanao xxx aho eto. Cas iainako io, tsy mbola manambady anefa aho, fa mitaiza ny zanako irery. Vao tsy ela akory izay niantso ahy ilay rain-janako hoe hiresaka amiko hono momba ny ankizy, miala tsiny kosa aho, fa ts 1andro anie iny zaza iny no tao am-bohoka e! fa na lamba 1mm aza tsy azo taminy, na ariary maty aza tsy azo taminy, tsy hita trace rehefa teraka ny zaza, tsy mano me adiresy tsy manome telefone, rehefa marary ny zaza za irery no mitotototo atsy sy aroa ko nony lehibe ny zaza d ohe ihresaka e, zanako e, mankatsy e mankaroa e! tsy aty azafady!!!!! ny tantara tsy maintsy ampahafantarina ny ankizy ary ny ahy teneniko tsikelikely rehefa manontany izy hoe nankaiza, ahafahany mandanjalanja ny tokony ataony rehefa lehibe izy! fa d efa ilazako kosa alou izy hoe enao ts omeko n'izan'iza e!!! izay d ambarako! za irery no lany fatotra amampondrana nikarakara sy nanasoa ko nony lehibe ny zanako d halaina aty amiko! azafady!
29. Koditra
(
09/06/2008 21:41)
Zay mihitsy ilay izy ry xxx an! Raha vao mitady ny ande oany aminao any oa tonga dia omeo ny vely kofafa sy toraka lapoaly :lol:
Fa izao, raha vao mitondra basy ariary 7 sy langilangy araka ny voalazan'ny niryna etsy ambony dia aleo misitrika any ambany fandriana an! :lol:

30. sakaizakely
(
09/06/2008 21:49)
tess:
sakaizakely, am zao taonany izao kosa angambatsy tsara ny milaza am lay zaza
fa endrasana efa lehibe mahay mandinika izy vao tsara
fa na tsy ekeneareo lay hevitro an dia matoa za niteny anio , efa nisz tranga akaiky be ahy toa io, lay sipakely aza 17 ans tamzany fa depuit nahafatarany fa ts dadany no nitaiza azy dia tsy nisy nande am loniny tsony na ny fianarana na ny rehetra, ary tena marina io lazaiko io,
tsy hoe manohitra anjy fa araky ny filazanjareo spesialistes psy ireo dia tokony milaza ny marina foana am ny ankizy, tsy manafina dieny mbola kely ry zareo. Ny teny ampiasaina fotsiny no fidina. ohatra fanontanian\'ny ankizy we ahoana no mamboatra zazakely, de arakaraky ny taonany no anazavana anazy. Soft kely @ volou zany e, de ampiana détails hafa miandalana eny. Fa tsy tokony mamorona tantara hafa
De otran\'zay koa ny fihavian\'ny zaza iray dia tokony azavaina aminy dieny vao manomboka. Iza ny dadany, ny tantarampitiavan\'i dada sy neny, ny antony nisiany, aiza i dada nahoana no tsy eo, sns. Dia miandry ny fanontaniana avy any aminy vao mamaly tsikelikely manome fanazavana antsipiriany bebe kokoa. Fa tsy maintsy ho avy foana ny fanontaniana ary te handalina kokoa ny zavamisy izy arakaraky ny taonany.
Fa araky ny lazaiko we mila fidina ny teny ampiasaina. Tsy azo vakiana batsilana be eo no eo ny marina fa mila amboarina aloha ny terrain mba tsy hampisy choc be, mety izay no nahavoa ilay olona lazainjy io.
Mety mbola anaty phase de révolte izy de tsy cadrée tsara ilay vanimpotoana dia nampi debloky an\'ilay sipakely.
Tsy misy afatsy ny filazana ny marina ihany. Aleo mihitsy aza manatona oul (psy) mangataka fanampiana pour accompagner la démarche raha toa ka manahy ny tsy hahay hiteny azy am lay ankizy.
izaho aloha dia manohana ilay hoe tsy misy afatsy ny marina ihany ary tokony atao filamatra hatramin\'ny mbola kely ny ankizy. Tsy fiarovana zaza mihintsy ny fanafinafenana zavatra aminy, ilainy ny mahafantatra ny tena tantarany
ouz ny doko we personne n\'a le droit de voler l\'histoire d\'un enfant. zo-ny ny mahalala ny mombamomba azy rehetra.
31. sakaizakely
(
09/06/2008 22:02)
xxx27>
izay no tena zavadehibe
azoko antsaina ny tianao hambara ary amiko koa dia lojika be ny fanirianao hitazona ho anao irery ny zanakao nisahirananao irery
saingy tsy ny lojikanao no andraisan'ny lalàna ny fanapahakevitra. Raha toa ka mampiditra fitakiana ny fampiharana ny zony am maharay azy izy, ny fitsarana tsy miditra am tantaranareo fa vao maika aza ianao tereny hanao présentation de l'enfant na tsy tinao aza izany. Ny zon'ilay zaza no jeren'ny fitsarana fa tsy ny tantaran'ny ray sy reny.
Donky ho famaliana ny fanontanian'i nyrina hoe omena sa tsia, valiny dia eny, na tsy safidin'ilay reny nilaozana aza izany, satria izay no lalàna.
Fa raha ohatra moa ka mitady arrangements fotsiny ilay rainy dia mbola malalaka ianao hanao izay tinao. Nefa mba anontanio koa ny safidin'ilay zaza
ny tantara tsy maintsy ampahafantarina ny ankizy ary ny ahy teneniko tsikelikely
izay no tena zavadehibe
fa d efa ilazako kosa alou izy hoe enao ts omeko n'izan'iza e!!!
azoko antsaina ny tianao hambara ary amiko koa dia lojika be ny fanirianao hitazona ho anao irery ny zanakao nisahirananao irery
saingy tsy ny lojikanao no andraisan'ny lalàna ny fanapahakevitra. Raha toa ka mampiditra fitakiana ny fampiharana ny zony am maharay azy izy, ny fitsarana tsy miditra am tantaranareo fa vao maika aza ianao tereny hanao présentation de l'enfant na tsy tinao aza izany. Ny zon'ilay zaza no jeren'ny fitsarana fa tsy ny tantaran'ny ray sy reny.
Donky ho famaliana ny fanontanian'i nyrina hoe omena sa tsia, valiny dia eny, na tsy safidin'ilay reny nilaozana aza izany, satria izay no lalàna.
Fa raha ohatra moa ka mitady arrangements fotsiny ilay rainy dia mbola malalaka ianao hanao izay tinao. Nefa mba anontanio koa ny safidin'ilay zaza
32. tess
(
10/06/2008 05:36)
skakaizakely: non tsy mieirtreritra zà hoe manohitra ahy njy fa milaza ilay tranga nisy fotsiny aho!
ieny e! tsy maintsy lazaina aminy kosa ny marina fa ny filazàna azy aloha be mety tsy hety tou io tranga nolazaiko io, tena akaiky be ahy mantsy ilay oul io dia izay no epxperiansa hitako......
rehefa lehibe tena atokisana fa afaka hisaina tsara sy hieritreritra mi comprendre ny zavatra nisy izy dia afaka lazaina azy dia anjarany ny mieritreritra sy manapa-kevitra na te hiaona am lay dadany na tsia....fa misy tsy te halala intsony an!

33. xxx
(
11/06/2008 08:38)
za iany ity, tsy sazy aza ve no tokony homena ireny olona mitsoaka adidy ireny? inona no zo tokony homena azy? Ny hevitry ny zanako indray efa haiko ka :°) solidaire amin'i neny ah hoy izy, heureusement! ary tsy te hahita izay tsy manjary nampijaly an'i neny akory, ontsa kely ery ny foko nandre an'izany!
34. niryna
(
11/06/2008 14:31)
xxx:misaotra betsaka anao aho nizara.Tsy mora tokoa ny mamelon-janaka irery ary toa mitamberina avokoa ny fahoriana rehetra rehefa tonga ny fotoana ka tonga mitonantonana ilay iray haka ny zanany.Tsy mora anefa ny mamela ka mila ezaka avy aminao io.Aleo aza anie ilay zaza mba mahafantatra an-drainy toa izay tsy manan-dray e.
Miala tsiny fa hanao xxx aho eto. Cas iainako io, tsy mbola manambady anefa aho, fa mitaiza ny zanako irery. Vao tsy ela akory izay niantso ahy ilay rain-janako hoe hiresaka amiko hono momba ny ankizy, miala tsiny kosa aho, fa ts 1andro anie iny zaza iny no tao am-bohoka e! fa na lamba 1mm aza tsy azo taminy, na ariary maty aza tsy azo taminy, tsy hita trace rehefa teraka ny zaza, tsy mano me adiresy tsy manome telefone, rehefa marary ny zaza za irery no mitotototo atsy sy aroa ko nony lehibe ny zaza d ohe ihresaka e, zanako e, mankatsy e mankaroa e! tsy aty azafady!!!!! ny tantara tsy maintsy ampahafantarina ny ankizy ary ny ahy teneniko tsikelikely rehefa manontany izy hoe nankaiza, ahafahany mandanjalanja ny tokony ataony rehefa lehibe izy! fa d efa ilazako kosa alou izy hoe enao ts omeko n'izan'iza e!!! izay d ambarako! za irery no lany fatotra amampondrana nikarakara sy nanasoa ko nony lehibe ny zanako d halaina aty amiko! azafady!
Hoy ilay vavy kely izay hoe roam-polo taona aho izaho ,tsy mbola nahita izany raiko izany,tsy fantatro akory izay raiko.Tena misy fiantraikany amin'ny fiainan'ny tsirairay tokoa ny ray. Afaka avelanao mandeha miaraka aminy izy,mizara fitiavana,manorona fiainana vaovao indray fa tsy azo sakanana izy sanatria,ary mino koa aho fa tsy omen'ny fanjakana azy ilay zaza ,saingy tsy manakana azy ny hitondra azy izy sy ny hamangivangy eny ,mahereza xxx a
niryna
35. xxx
(
12/06/2008 12:14)
mazandoha be zany za e! tsy omeko ny ahy!!! avelao itonantonana any le rangà:°) tsy mora nge ny niaretako izay fotoana nitondrako irery ny mangidy izay e! hatram naha tany ankibo ilay zaza ka hatram nitadiavana asa amelomana azy sy ny tsy maintsy andaozana azy isanandro mande miasa na marary izy na salama e! tsy omeko ny ahy fa ahy iny!!! za no nisasatra d za iany no tompon-janaka!
36. niryna
(
13/06/2008 04:13)
xxx:

:D Tsy avelan'i xxx hijery ny zanany izany izy ?
Mbola kely ihany izy no mety manaraka an'i xxx ,eny na dia mafy tokoa aza ny nahazo azy ,saingy rehefa lehibe izy dia mety hangetaheta hifanerasera ny rainy. Eny e ,izay fantatrao fa mahafaly anao atao fa tena tsy mora tokona izany ,mahereza e
niryna namanao
37. haritianah
(
01/07/2008 21:57)
rainyara biologique dia Rainy foana io na ihodikavia na hiodikavanana, na dia efa eo aza ny ray izay nitaiza azy.
Fa jerena tsra fotsiny ny fomba entina mampahafantatra azy ny rainy ara biologique, mba ts iteraka fankahalana @ lé zaza sy ny ray anakiroa.
Vao maika grave bé raha tsy ampahaantarina an'ilay zaza zany toejavatra zany, atao oé ts lazaina azy fa nisy olona hafa any ivelany no nilaza azy ary dé aona oy nareo ny mety impacten'izany?
Tsy ilaozany olona 1 ilaza ny marina @ lé zaza io dia aleo aza izy mbola kelikely zao no mora resahana sy mbola mety azo tambatambazana toizay refa lehibe indray.
Satria mety na ny reniny aza mety ts ho tiany fa nanafina zvtr taminy.
Ampahafantarina alou tokony é farafaharatsiny.