dinika manokana

1. orona ( 03/06/2008 06:26)
Mety vokatry ny olana arateknika iany ve sa vokatry ny fanakanana fa toa tsy tafiditra dinika manokana mitsy. Patience a ses limites.
novalian'i ainaheri ny 14/06/2008 06:34
2. tslem ( 03/06/2008 06:58)
:-D :-D :-D
fa misy inona nefa ao e? :°)
3. kiadi ( 03/06/2008 08:09)
voasakana elah zany eh!! elah miteniteny fona!! ary alao ny fanasana @ dinika noforonon'elah fa tsy hiditra any zah!!
4. tess ( 04/06/2008 05:32)
:-D :-D :-D :-D :-D dondomy mafy be ny varavarana ôôô!
5. orona ( 08/06/2008 08:02)
amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy izany fa otran'ny hoe i katav la sy vav ery le admin, nuls ou mules
6. kiadi ( 08/06/2008 08:29)
katav tsy lanin'elah lesy ry debil mental an :-D :-D
7. orona ( 08/06/2008 08:34)
poc poc
8. xxx ( 08/06/2008 08:38)
orona:

amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy izany fa otran'ny hoe i katav la sy vav ery le admin, nuls ou mules



mitovy amin'ny navaliko an'i gie ihany izay nanohana an'i orona tamin'i dinika tsy mankafy ny serasera fa resaka fitiavana maloto ....
hay ve any mihintsy no tian'i orona hidirana e! dinika manokana momban'ny fomba malalaka tsy misy bedy!
resaka fitiavana tsotra aza lazaina fa maloto koa indrindra any am fomba malalaka ...... tsy azoko mihintsy.

:roll:
9. orona ( 08/06/2008 08:50)
Misy toerany ny zavatra rehetra --- fitiavana tsotra ny 69 --- fitiavana tsotra ny mampirafy --- :-@ :-@ :-@

hijery ilay mentalité no ankanesako any fa ay mo v zany --- aucun interet --- merci pour l'info
10. xxx ( 08/06/2008 08:53)
he he he he!
11. Gie ( 08/06/2008 09:58)
xxx:

mitovy amin'ny navaliko an'i gie ihany izay nanohana an'i orona tamin'i dinika tsy mankafy ny serasera fa resaka fitiavana maloto ....

aiza zany ry xxx ? de misehova tao aloha e ! ary ianao nga tsy namaly na nangataka ny ho mpikambana tao koa ?

eto aloha dia famaliana dinika ary tsy maka partie na an'iza aho na an'iza e! nanao fangatahana ohatranareo rehetra hiditra any @ dinika manokana ary tsy tao @ dinik'i orona ihany io ! mahazendana ianareo ka!

raha misy ny tsy hitiavako ny serasera , inona no mbola hidirako ato ?


12. xxx ( 08/06/2008 10:26)
ka tsy i gie ve no nanohana an'i orona ??? io vakio tsara ny votoan'ny dinika noskafany.... :)

ianao aza mba manao xxx dia aza mifampiteny fa rehefa am ps gie dia mody mba hoe ve..???? :)

izany hoe ianao efa mpikambana tao taloha fa niova ps, dia io ps nao io izany no tsy tafiditra ao????? :)

famaliana dinika ary tsy maka partie anefa hoe nanohana an"i orona tamin'ilay dinika...maka partie anie izany e! ny hevitra no tiko lazaina eto .... :)


ka izay indrindra....io fehezan-teninao farany io no nahagaga....manohana anefa hay ny hevitra tsy mitovy akory :)

aoka izay ho aho ilay toetra taloha fa efa mba niova ps dia mba olom-baovao

izaho mpikambana am dinika manokana rehettra ary tsy misy manelingelina ahy na iray aza ny dinika na manao ahoana na manao ahoana...midita mpikamgana dia ekena daholo..... :)

ahoana ary ity ianareo miovaova ity ??????? :)
13. kiadi ( 08/06/2008 12:23)
noho i orona debile mental doly moa zao retra zao!
14. orona ( 08/06/2008 15:01)
noho iaho debile mental doly moa zao retra zao! :lol: :lol: :lol: quelle drôle d'idée :-D :-D :-D
15. ainaheri ( 14/06/2008 06:34)
Efa mafana ané ny andro zao ry orona ee,raha tany dago ianao d neveriko fa voan'ny sery @ le hatsiaka ka zay no mampilavaniny anao :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6615