RAHA MAHAFANTATRO ô (kilalao saina)

1. endrika01 ( 01/06/2008 13:50)
Nandritra ny fiandrasany ela dia ela teo amoron-dranomasina
dia mba nahazo trondro ihany ity mpanjono iray.
lehibe izy zany hoy ity mpandalo iray,mba firy cm eo rh io é?
iiée,lehibe tokoa kah,hoy ilay mpanjono,raha ny fijeriko azy ty zao dia
eo amin'ny 14cm eo ny lohany,ny rambony koa dia lava dia lava iany

zany hoe ny lohany miampy ny atsasa-batany iray mantolo eo
koa izao ny halavany!raha io vatany io dia dia hita mintsy fa ny lohany miampy ny halavan'ny rambony eo ny halavany,
fa dia lava dia lava tokoa .Ampio lay mpandalo ary e,mba hahalala ny
refin'ilay trondro iray manontolo.(vao ny lohany ,ny vatany,ny rambony no
notanisainy fa ny trondro iray manontolo tsy nomeny)

NB.mianga amin'ilay 14cm :-P
2. tsiambaratelo ( 01/06/2008 13:54)

(TSIAMBARATELO)mibaha-toerana fotsiny le endrika01 nefa zah no nandefa an'io.

Nandritra ny fiandrasany ela dia ela teo amoron-dranomasina
dia mba nahazo trondro ihany ity mpanjono iray.
lehibe izy zany hoy ity mpandalo iray,mba firy cm eo rh io é?
iiée,lehibe tokoa kah,hoy ilay mpanjono,raha ny fijeriko azy ty zao dia
eo amin'ny 14cm eo ny lohany,ny rambony koa dia lava dia lava iany

zany hoe ny lohany miampy ny atsasa-batany iray mantolo eo
koa izao ny halavany!raha io vatany io dia dia hita mintsy fa ny lohany miampy ny halavan'ny rambony eo ny halavany,
fa dia lava dia lava tokoa .Ampio lay mpandalo ary e,mba hahalala ny
refin'ilay trondro iray manontolo.(vao ny lohany ,ny vatany,ny rambony no
notanisainy fa ny trondro iray manontolo tsy nomeny)

NB.mianga amin'ilay 14cm :-P

3. Koditra ( 01/06/2008 16:11)
Avy ndray tsiambaratelo sy endrika mpampiasa kôkôan'olona. Ndraso alo fa haka sopapa any @ Mio21 za fa lery toa spesialista @ io.
4. laotsy ( 01/06/2008 21:08)
ten mampé daôly kosa zany tantaranareo zany a! ht@nareo manoratra aza tô! azoko sary an-tsaina oe m-mé² be tsy otrizany!
5. endrika01 ( 04/06/2008 11:33)
Koditra:

Avy ndray tsiambaratelo sy endrika mpampiasa kôkôan'olona. Ndraso alo fa haka sopapa any @ Mio21 za fa lery toa spesialista @ io.

6. endrika01 ( 04/06/2008 11:34)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. endrika01 ( 04/06/2008 17:20)
Zah kounkou hiantso an\'i tsiambaratelo,haka sopapa :-P zah zao efa nahita ny refin\'ny rambon\'ilay trondro,fa tsy mbola omeko dôly le chiffre fa ny apahany voalohany ihany ô,misy we 5...roa ihany le isa an,sa tsy izany ry tsiam/ 5 ny voalohany de tsy haiko we 4 sa 5 sa firy ny manaraka azy ao,miainga @le 14cm hatrany,hi hi hi :-P andao kosa mou mbô hampiasa saina kely e :-D:-D:-D
8. Koditra ( 04/06/2008 17:38)
Tsy mety mamaly ana lery. Na izany aza d nosolaiko natao kôkôrazé mitsy alo ny lohako d nahita chiffre a : 112 cm ny fitambaran'ny halavan'ny Lohany + Vatany + Rambony. Raha marina io dia omeko @ manaraka ny kajy2ko. :-D
9. endrika01 ( 04/06/2008 19:27)
He he he tena mari
10. endrika01 ( 04/06/2008 19:28)
He he he tena mari
11. endrika01 ( 04/06/2008 19:39)
He he he tena marina ve?Kôkôrazé,hi hi hi:-P
12. endrika01 ( 05/06/2008 15:46)
Koditra>nanontany an'i tsiambaratelo zah fa ozizy we,alefaso ary ny kaji
13. endrika01 ( 06/06/2008 16:33)
Koditra:

Tsy mety mamaly ana lery. Na izany aza d nosolaiko natao kôkôrazé mitsy alo ny lohako d nahita chiffre a : 112 cm ny fitambaran'ny halavan'ny Lohany + Vatany + Rambony. Raha marina io dia omeko @ manaraka ny kajy2ko. :-D

miandry an'i koditra anie zah zay e
:-D :-D :-D :-P
14. Koditra ( 06/06/2008 19:43)
Endrika01> Iny aho fa miala any eh. Ito ary ilay kajikajiko, aza adino fotsiny ilay hafatro ery @ farany ery :

variables : (mialatsiny @ teny frantsay) :
L = Lohany
V = Vatany
R = Rambony
F = Fitambarany

Fametrahana formules :
- raha ny fijeriko azy ty zao dia eo amin'ny 14cm eo ny lohany ==> L = 14
- ny rambony koa dia lava dia lava iany, zany hoe ny lohany miampy ny atsasa-
batany iray mantolo eo koa izao ny halavany! ==> R = L + V/2
- raha io vatany io dia hita mintsy fa ny lohany miampy ny halavan'ny rambony eo ny halavany. ==> V = L + R

Fikajiana ny halavan'ny vatany V :

Raisintsika ilay hoe R = L + V/2 sy V = L + R
V = L + R ==> R = V - L
Mahazo formules 2 mitovy isika : R = V - L sy R = L + V/2
izany hoe V - L = L + V/2
Dia tohizana mba ahazoana mamoaka V :
V - V/2 = L + L ==> V/2 = 2L
V = 2L x 2 ==> V = 4L
Fantatra fa L = 14 ==> V = 4 x 14
=======> V = 56 cm

Fikajiana ny Rambony R :
Efa fantatra fa R = V - L
==> R = 56 - 14
=======> R = 42 cm
na ihany koa R = L + V/2
==> R = 14 + 56/2 ==> R = 14 + 28
=======> R = 42 cm

Fikajiana ny halavan'ny trondro iray manontolo F :
F = Lohany + Vatany + Rambony ====> F = L + V + R
F = 14 + 56 + 42
=======> F = 112 cm

Asa na azonareo tsara ihany ilay izy fa efa mba niezaka aho nanazava azy ?

Endrika01> ividiano menaka mampaniry volo faran'izay malaky za @ ilay kôkôrazéako! :-D
15. endrika01 ( 08/06/2008 10:58)

=D> =D> =D> =D> bravo bravo,mille bravo!
16. endrika01 ( 08/06/2008 11:01)
anjaso fa hanotaniako azny le dokotera mahay be e,
mino aho fa tsy hoela dia ampaniriany!raha sanatsia kosa
tsy mahomby dia aza malahelo fa foiko hatramin'ny volon-dohako e =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. Koditra ( 08/06/2008 18:15)
Endrika01> ka tsy ampy ana raha ny volon-dohanao fotsiny, za koa tsy tia volotongotra?? Za nge ka Beatles be teo eh =)) =)) =)) =)) =))
18. endrika01 ( 09/06/2008 07:16)
Koditra:
Endrika01> ka tsy ampy ana raha ny volon-dohanao fotsiny, za koa tsy tia volotongotra?? Za nge ka Beatles be teo eh =)) =)) =)) =)) =))
De refa tsy afaka le fanampiana volo d manao positisy=))=))=))
19. tsiambaratelo ( 10/06/2008 14:46)
endrika01>tsy mijery tsara,fantampantaro ao=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989