resa-dehilahy,tenin-dehilahy

1. xxx ( 31/05/2008 07:43)
De mahagaga fa misy hono vhv manao tenin-dehilahy de mi-kaperotra ny sasany fa tsy zakany le izy. De misy koa hono ny sasany vhv miditra @ resa-delh de tsy zakan'ny lohany. Kanefa ange mba misy koa bandy mitondra psd @ anara-bhv , de mosy manao firesa-bhv fa toa ohatry ny tsy de mampaninona ny vhv ihany. Sao de tsy tokony hi-forum ireny tsy mahatanty sôka reny le?
Misokatra ho an'ny rht ny fanehoan-kvt
novalian'i kiadi ny 05/06/2008 11:30
2. Gie ( 31/05/2008 07:56)
mazava ho azy fa ity dinika ity de suite ity dinika ity !

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m483db83707016
3. kiadi ( 31/05/2008 08:35)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
feu de l'amour :-D :-D :-D :-D
sô de ps vevavy nenah io aloha? :-D :-D
4. RATOVOARY ( 31/05/2008 08:40)
Zah lelah, ps lelah, aleo hikaperotra ze mikaperotra, aleo hikaraikona ze mikaraikona, aleo koa hitsonika ze mitsonika fa zahay misera² fôna e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. yonikafopl ( 01/06/2008 08:44)
fa nga mbola misy manana ilay toetsaina manavakavaka foana we ty andehilahy de tsy azon'ny vehivavy ampiasaina eee, sady aiza kou no misy milaza we ty fitenindehilahy de ty fitenimbehivavy???? ra misy manana diksionera momba ny tenindehilahy sy tenimbehivavy de mba omeo kely we 8O
6. xxx ( 01/06/2008 11:03)
:-D :-D :-D :-D zà koa mba mila hianarana tsianjery =))
7. simplex ( 01/06/2008 11:49)

tsy dia izany loatra fa ra vao vevavy no miteny ratsy dia otran'ny vulgaire be mintsiny fa ra lelah d hoe jiolamboto fotsiny na hoe tsy koi :roll: :°):lol::lol:

hevitro manokana :)
8. tess ( 01/06/2008 14:00)
ka tenindehilahyanie hono ry simplex e! :-D
9. yonikafopl ( 01/06/2008 14:41)
ka taindelo kosa ve de teniratsy ???
10. endrika01 ( 01/06/2008 15:15)
xxx:

De mahagaga fa misy hono vhv manao tenin-dehilahy de mi-kaperotra ny sasany fa tsy zakany le izy. De misy koa hono ny sasany vhv miditra @ resa-delh de tsy zakan'ny lohany. Kanefa ange mba misy koa bandy mitondra psd @ anara-bhv , de mosy manao firesa-bhv fa toa ohatry ny tsy de mampaninona ny vhv ihany. Sao de tsy tokony hi-forum ireny tsy mahatanty sôka reny le?
Misokatra ho an'ny rht ny fanehoan-kvt



zah alou de mahataty tsara mintsy e,na viavy enao na le lhl na sarin-dahy na sarim-bavy ,ouuddrryyyyy alefao ny tafa dia tsisy koi sa manakory.
katsaka ambony lepoaly zay tse mahataty mitsambikina,kay mipitika , =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. xxx ( 01/06/2008 15:29)
:-D :-D :-D fa hita ho aho ry mendrika! tsy misy koi izany izao fitenin-dehilahy io :evil: :-D
12. tess ( 01/06/2008 15:31)
yonikafopl:

ka taindelo kosa ve de teniratsy ???




:arrow: yonika lay taindelo =)) =)) =)) kroto be manadàla anie ireny e! orona maloto no misy anreny kou in :-D :-D :-D :-D
otrzany ny taitsofina, refa mangdidy hono ny sofina dia sokiro sy diovy fa efa miakatra ny taitsofina =))
13. yonikafopl ( 01/06/2008 15:35)
=)) =)) =)) de refa tsy de mahita ny maso de diovy fa be taimaso hihihhih
14. tess ( 01/06/2008 15:58)
yonika: :-D :-D , zà rehefa tsy ampy rà iny fa fotsy atsatra dia misotro dovay mena kely, fa tonga de mahita tory be mitsy, rehefa mifoha avy teo miraikitra be ny tai-maso ny masoko , hai ny dovay maha be tay-maso :-D :-D :-D

endrika01: tairo ary kou! mba hanandrana izany....izaho manokana alou am fiainako andavan'andro dia tsy ilay sipa misarin-dahy na fihetsika na fiteny ireny e! tsy genre ireny...indrindra fa izany teny ratsy izany tena fady anay mianakavy fa ataon'ny dadanay masaka, hany na ny anadahy aza tsy mahay miteny teny ratsy hatramzao....

fa mahatapaka ny tsinaiko be kosa alou hatramzao lay hoe ny taindelo hono fitenin-dahy =)) =)) =))


6. Mpandefa : simplex [ Valio ] 01-06-2008 13:49:24
Lohateny : Re : resa-dehilahy,tenin-dehilahy

tsy dia izany loatra fa ra vao vevavy no miteny ratsy dia otran'ny vulgaire be mintsiny fa ra lelah d hoe jiolamboto fotsiny na hoe tsy koi

hevitro manokana
:°) :arrow: :-P


somary ho valiko kely ny hevitry simp
io angamba rah any amintsika dia arakaraka ilay tany niaviana ny maha teny ratsy azy sy tsia, raha olona avy any amin'ny sisiny izao dia tsy misy olana ary malalaka aminjareo ny manonona ny fivaviana na filahiana ohatra amin'ny teny fanononana azy, fa raha ho an'ny avy ao tanà dia tena miteny ratsy ilay izy...

otran'ny i chanteuse Lio zao, jurie ny nouvle star....tam prime time izy raha nanakafy ny canditate iray dia faly loatra izy dia en pub eo izy niteny hoe "c vachement bien koi! putainnnn de merde" miala tsiny am lay soratra.....
raha izaho manokana tsy sahy hiteny an'io na teny vazà aza

15. melody ( 01/06/2008 16:11)
simplex:


tsy dia izany loatra fa ra vao vevavy no miteny ratsy dia otran'ny vulgaire be mintsiny fa ra lelah d hoe jiolamboto fotsiny na hoe tsy koi :roll: :°):lol::lol:

hevitro manokana :)

marina mihintsy io ka, ny ahy aza tsy teny ratsy akory fa hoe ' milay', 'mikaly', 'blem' d nisy nanao remarika hoe, vhv toa ahy hono tsy tokony hiteny ireo fiteny ireo fa tsy mendrika :°) :-P
16. yonikafopl ( 01/06/2008 16:30)
za njay kalou de mpiteny an le we wadray le aza aaaaa, sy le manampy kle ery am faran'ny teny eeeeee. Mahafinaritra ana ny miteny anreo rehefa le misy zavatra manaitra ana iny hihihihihiih.
17. melody ( 01/06/2008 17:01)
yonika: izaho koa mpiteny an'io, fa tohizako ny ahy fa mahafinaritra ny saiko ny miteny izany kou :-D :-D :-D :-D ,,,ilay blem ange akia e dia izao e, mlay be ilay resaka fa tsy maintsy hande hikaly akia za d tsy maintsy mande klé =)) =))
18. tess ( 01/06/2008 17:25)
melody:

simplex:


tsy dia izany loatra fa ra vao vevavy no miteny ratsy dia otran'ny vulgaire be mintsiny fa ra lelah d hoe jiolamboto fotsiny na hoe tsy koi :roll: :°):lol::lol:

hevitro manokana :)

marina mihintsy io ka, ny ahy aza tsy teny ratsy akory fa hoe ' milay', 'mikaly', 'blem' d nisy nanao remarika hoe, vhv toa ahy hono tsy tokony hiteny ireo fiteny ireo fa tsy mendrika :°) :-P






:-D :-D :-D :-D melody marina mitsy io! zà manokana tato am forum no nahaizako niteny an'ireo fiteny ireo satria mba tsy te ho taraiky ato am forum na ato am sera ny tena.....ato ihany zà no mampiasa ireo satria mamindra ilay izy..
fa amiko manokana otran'ny tsy mendrika ho an'ny vevavy ny miteny an'ireny teny teny ireny, anefa ané teny ankitrio e! :-D :-D :-D :-D

iza njay no nibedy an'i melody tany re oul :-D :-D :-D :-D
19. tess ( 01/06/2008 17:27)
yonika: zahay taloha tam mbola tao antrano ny RAD raha vao fiteny hafahafa kely fotsiny no avoaka ny vava dia mahazo ny daka mandrivorivo tena daka mintsy ah! njenestooooooooo....izao vao mi rattrapé ny talou :-D
20. melody ( 01/06/2008 17:30)
fa amiko manokana otran'ny tsy mendrika ho an'ny vevavy ny miteny an'ireny teny teny ireny, anefa ané teny ankitrio e!

tess, indry izao dia anisany mibedy ahy fa indirekta kou :-D :-D :-D :-D
hazavao hoe akia hoe inona no tsy mampety ity mlay, mikaly ity a, ilay klé indray aloha mba azokazoko ihany fa moderne e :-P :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1175