resa-dehilahy,tenin-dehilahy

21. tess ( 01/06/2008 17:40)
ka izaho aza mba miteny anreo kou!
fa amikosomary otran'ny fitenin-dehilahy ilay izy izany hoe somary dimbadimbaka dia raha somary vevavy sarin-dahy dibmadimbaka tsy manin
fa raha tena vevavy otrzay de hafahafa :-P :-D
fa rahay talou zao no miteny anreo defa bedy be ao antrano....
indrindra fa klé io! :^) ilay mikaly alou mba eo ihany fa lay hoe blem sady mampiomehy ihany ny mieritreritra ndraindray hoe vavy ny miteny azy.....
fa ny teny r atsy kosa alou an! de io voalzan'i simplex io koa ny hevitro
sauf oul avy any am sisiny efa toa fombandreo ilay izy asa anefa! :{
22. tess ( 01/06/2008 17:41)
melody: ohatra hoe in ny malaza, tsy misy kozé! in no plan :-D
23. melody ( 01/06/2008 17:42)
:-D :-D :-D :-D
24. simplex ( 01/06/2008 18:41)

tess, melody, yonika,

miankina @ le olona hiresahana ngambany ka, ra antitra na hoe olona hajaina be no somary manahirana fa tokony ho azo atao daholo ireo nolazainareo ireo... le manomboka @ ki sy le sy tariny ihany no :twisted::twisted::twisted: be

;-)
25. yonikafopl ( 01/06/2008 18:55)
za kalou de tena mpiteny anreny eeeee, refa miresaka am oll mitovitovyu amiko, fa rehefa miresaka amin'ny olondehibe kosa za mba matotra , na miresaka am ankizy kou mba matotra mba hanajany ana . njaso nge lazaiko eto ny fiteniko eee
tssssssss le aza moreeeeeeeeeeee
wadray le aza aaaaaaaa
le ann aaaaaaaaaaaaa
aleo alou hi pas kely fa manenjika ramaria kle
aza masay nama fa tssssssssss :-P
26. kelly13 ( 01/06/2008 19:55)
reveko b le kôzy hahahahaha
27. tess ( 01/06/2008 20:35)
simplex:


tess, melody, yonika,

miankina @ le olona hiresahana ngambany ka, ra antitra na hoe olona hajaina be no somary manahirana fa tokony ho azo atao daholo ireo nolazainareo ireo... le manomboka @ ki sy le sy tariny ihany no :twisted::twisted::twisted: be

;-)



tena tsy vitako ry simp ny miteny anreo raha reel face à face ah! na manao fitenenana akitrio be tahaka ny inona aza lay oul...sadaikatra aho tsy zàtra raha ny tena marina fa ny eto mantsy ny clavier sy ny ratsana no mamely mafy eto de vita

:-D
any zao misy namako zàtra ahy mafy de ataony tena aho fa e e e! tsy efa zalah e!
28. tess ( 01/06/2008 20:37)
dainnn mba manao hono kelyterezy :-D :-D :-D

yonika: tena ireo voalzandry reo mitsy lay izy e!
fiteny n-dahy beuh! io araka ny fahazarana sy ny oul misera aminao marina de mety hamindra lay izy....fa na izany aza nisy namako taloha izay mpiteny ratsy vary raraka izay avoaka ny vavany teny ratsy dool fa tsy avy hiteny ratsy otr'azy mitsy zà......zao izy tsy namako tsony .....
29. ikaretsaka ( 02/06/2008 03:11)
ay de tsary mahay zany fa ay taoko shendraika antranon-dray sy reny de miteny vakinah iiiiii :D
na kao vo miresaka @ vevavy tena miresaka ..taoko mo tess o? :wink:
30. tess ( 02/06/2008 05:42)
fa hita wa le ika ah! tsary de mahay miteny an'irainy teny ankitrio ireny anay fa tanavo avy any antanàna :wink:
31. yonikafopl ( 02/06/2008 10:40)
keliterezy hahahahaha
32. ainaheri ( 02/06/2008 14:26)
kelly13:

reveko b le kôzy hahahahaha


Euuuuu tsy tokony iteny an'zany twa fa tenin-delà zany =))=))=))=))=))


33. melody ( 02/06/2008 14:42)
tess:

fa hita wa le ika ah! tsary de mahay miteny an'irainy teny ankitrio ireny anay fa tanavo avy any antanàna :wink:

tess, tsisy maharatsy ny tagnavo avao moa a =)) =)) ela velona ny avy any antanàna rô!
34. tess ( 02/06/2008 15:20)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
35. ikaretsaka ( 02/06/2008 15:50)
melody> teny inona koa io likaryyyy ? tsa vakinah io koah!
36. melody ( 02/06/2008 15:59)
ika: tsa hainao mamaky io? ah laoulou teny malagasy misy stily kely fotsiny mbôka io :-D :-D :-D
37. tess ( 02/06/2008 16:00)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D miady ndray ny samy tanavo avy any antanana :-D
38. yonikafopl ( 02/06/2008 18:06)
za gona tsy mahay fiteninareo zany :wink:
39. tess ( 02/06/2008 18:13)
:-D :-D :-D :-D gona
40. melody ( 02/06/2008 19:08)
tess:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D miady ndray ny samy tanavo avy any antanana :-D


milay akia =)) =)) =)) =)) , sa tsy kozy izany klé =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7197