Ahoana no mahatonga an'izany?Tsy mamela heloka,voan'ny....

1. niryna ( 30/05/2008 23:20)
Tsy ho voatery mpino an'Atra ihany no resahiko fa na ny dokotera na ireny olona mpanome hevitra ireny na ny kristiana na iza na iza raha tsy mahay mamela heloka hono dia mety ho voan'ny cancer,arthritis,ulcer(aretim-bavony),aretim-po, fiakaran'ny tosidra ary ny depression ...
Hialako tsiny ilay teny vahiny.
Inona avy no hifandraisany amin'izany hoe tsy famelan-keloka izany(unforgiveness) ?
misaotra mialoha
niryna
novalian'i niryna ny 02/06/2008 01:03
2. milaibe ( 31/05/2008 05:47)
raha tsy hamela heloka izany ilay olona dia mety mikendry tohina fotsiny ihany koa na izy hamaly faty na izy miandry anao ho lavo na maniry anao ho potika e, ary mety tsy handrina akory aza ny hisehon`ireo sain-dratsy ireo fa miketrike2 andro aman`alina ny ati-doha( kanefa io ati-doha io no mibaiko antsika ) ka noho izany manimba tsimoramora ny toe-batany izy ankoatran`ny zavatra hafa ( aretina efa manaranaka diabète, contamination,tsizarizary @ sakafo sns...) tsiky d ampy ,miadan-tsaina mahasalama
3. Koditra ( 31/05/2008 14:54)
Fa maninona anefa lé olona no tsy afaka ny hamela heloka?
1- Tsy nangata-pamelàna ilay ankilany, mety ho ambo-po, mety tsy fahatsapana ilay hadisoana fa mihevi-tena manana ny fahamarianana.

2- Tsy nisy mihitsy fihetsika avy @ ankilany, na mivantana na tsia, mapiseho fa diso izy, betsaka mantsy ny olona tsy mahay mifona na mialatsiny fa kosa asehony @ alalan'ny fihetsika izay fialatsiny izay (tsy ho velabelariko ireo karazany ireo).

3- Nangata-pamelàna sy nialatsiny ilay ankilany fa lé olona mihitsy no mbola mafàna ny fony na tsy te-hahalala tsotra izao ka miketrika valifaty sy miandry kendry tohina @ ankilany araka ny voalazan'ny milaibe.

Vokatr'izay, rehefa tsy misy ny famelan-keloka na inona antony na inona dia
- miseho ny fahatezerana, mihetsika aby ny ozatry ny hatezerana rehetra
- marary fo, rehefa marary fo dia miasa ny saina. Io asa-saina io no mety miteraka aretim-bavony, hampiakatra ny tosi-dra, depression.

Ireo aloha izany no azoko vinavina, na izany aza dia miankina @ halehiben'ilay hadisoana vita ihany koa io fa tsy oe nalain'ny niryna ny stylo-ko dia hiakatra ny tosi-dràko. :lol: :lol: :lol:
4. fahamarinana ( 31/05/2008 15:25)
:arrow: mitovy hevitra am milaibe sy koditra koa aho :io saina miboiboika lava tsy an-kijanona io dia mahatonga aretina samihafa nefa rehefa mamela heloka na atao koa hoe manadino ny tsy zakan'ny saina sy tsy eritreretina intsony ny momba izany dia miha-milamina ny saina dia lasa salama koa.Fa sarotra retaka e,tsy maintsy eo kely foana ilay soucis. (l)
5. niryna ( 31/05/2008 17:36)
milaibe:

raha tsy hamela heloka izany ilay olona dia mety mikendry tohina fotsiny ihany koa na izy hamaly faty na izy miandry anao ho lavo na maniry anao ho potika e, ary mety tsy handrina akory aza ny hisehon`ireo sain-dratsy ireo fa miketrike2 andro aman`alina ny ati-doha( kanefa io ati-doha io no mibaiko antsika ) ka noho izany manimba tsimoramora ny toe-batany izy ankoatran`ny zavatra hafa ( aretina efa manaranaka diabète, contamination,tsizarizary @ sakafo sns...) tsiky d ampy ,miadan-tsaina mahasalama
izany mihitsy dia mbola faly ihany koa ny fahavoazan'ilay nanao ratsy azy,sakory izay ..

:cry:
6. niryna ( 31/05/2008 17:43)
Koditra:

Fa maninona anefa lé olona no tsy afaka ny hamela heloka?
1- Tsy nangata-pamelàna ilay ankilany, mety ho ambo-po, mety tsy fahatsapana ilay hadisoana fa mihevi-tena manana ny fahamarianana.
ilay maninona dia ho an'ny tsirairay ary eo ny miandry ny iray hifona eo ny iray mihevitra fa tsy diso,kanefa na nanao ny tena na tsy nanao dia afaka mangaataka famelana na dia ny teny mety noheverintsika fa marina aza kanefa mandratra olona....

2- Tsy nisy mihitsy fihetsika avy @ ankilany, na mivantana na tsia, mapiseho fa diso izy, betsaka mantsy ny olona tsy mahay mifona na mialatsiny fa kosa asehony @ alalan'ny fihetsika izay fialatsiny izay (tsy ho velabelariko ireo karazany ireo).
marina tokoa izany e

3- Nangata-pamelàna sy nialatsiny ilay ankilany fa lé olona mihitsy no mbola mafàna ny fony na tsy te-hahalala tsotra izao ka miketrika valifaty sy miandry kendry tohina @ ankilany araka ny voalazan'ny milaibe.
ary dia miteraka aretina an'ilay tsy mamela izany e,satria mety ho letika foana sy tezitra ny fony isaky ny mahita ilay iray ,dia eo no miteraka ny aretina mikiky ao anaty na efa ao aza ilay izy ka miampy fahatezerana dia vetivety dia mihomby ilay aretina

Vokatr'izay, rehefa tsy misy ny famelan-keloka na inona antony na inona dia
- miseho ny fahatezerana, mihetsika aby ny ozatry ny hatezerana rehetra
- marary fo, rehefa marary fo dia miasa ny saina. Io asa-saina io no mety miteraka aretim-bavony, hampiakatra ny tosi-dra, depression.
izany mihitsy

Ireo aloha izany no azoko vinavina, na izany aza dia miankina @ halehiben'ilay hadisoana vita ihany koa io fa tsy oe nalain'ny niryna ny stylo-ko dia hiakatra ny tosi-dràko. :lol: :lol: :lol:

dia averika any aminao ilay izy dia mifona aho dia mitsika dia miarahaba dia tsy raharahiko na tsy hamaly ahy aza hianao fa hiarabako foana,foana ..

:-* :D
7. niryna ( 31/05/2008 17:45)
fahamarinana:

:arrow: mitovy hevitra am milaibe sy koditra koa aho :io saina miboiboika lava tsy an-kijanona io dia mahatonga aretina samihafa nefa rehefa mamela heloka na atao koa hoe manadino ny tsy zakan'ny saina sy tsy eritreretina intsony ny momba izany dia miha-milamina ny saina dia lasa salama koa.Fa sarotra retaka e,tsy maintsy eo kely foana ilay soucis. (l)

marina aky izany a

=)) =)) ilay fitenin-dry hoe sarotra retaka e
8. Koditra ( 31/05/2008 18:22)
niryna:
dia averika any aminao ilay izy dia mifona aho dia mitsika dia miarahaba dia tsy raharahiko na tsy hamaly ahy aza hianao fa hiarabako foana,foana ..

d raisiko ilay stylo, d raisiko ny fifonan' niryna, asehoko @ alalan'ny fihitsika : invité-ko hiara-misotro ranomboankazo voajanahary. :-* :-*
9. niryna ( 01/06/2008 03:32)

ie,de faly be aho fa niverina ho mpinamana indray isika, de omeko oroka kely ny takolakao roa ,de mandeha miaraka misotro ranomboakazo aminao aho, de mifanolotra aky be moa sa akikely ilay miombona fa tsy tadidiko intsony ? de falifalibe aho de mihirahira mandra-pahatongako any an-trano

:D
10. niryna ( 01/06/2008 03:33)

11. ikaretsaka ( 01/06/2008 04:03)
mitovy hevitra am milaibe sy koditra koa aho :io saina miboiboika lava tsy an-kijanona io dia mahatonga aretina samihafa

marina
12. Koditra ( 01/06/2008 13:32)
niryna: Misy namako zay, niteny mihitsy fa izy dia jamais izany hifona aman'olona izany, rehefa fantany fa diso izy dia mody manatitra zvtra ho anao na ôtraôtran'zay. Misy olo-pantatro afa izay koa, lé mpivavaka be fanatika be ireny, ny azy indray refa misy tsy mety hataony aman'olona dia ny manidy trano mivavaka mangata-pamelàna no mahamaika azy, hatreo ihany, tsy rarainy lé olona na hivonto fo mandrakizay aza, mieritreritra izy fa refa mivavaka mangata-pamelana dia ho voavela heloka nefa diso be zany. Tsy tiko maizina :-D :-D :-D
13. niryna ( 01/06/2008 19:16)
Koditra:

niryna: Misy namako zay, niteny mihitsy fa izy dia jamais izany hifona aman'olona izany,

koditra a ahoana tokoa re no mahatonga ny olona tsy miaiky ny
fahotany e,sa rehefa mifona dia toa resy no fiheverany azy.Nisy olona koa toa efa ady lavabe ilay izy ny iray hony miady dia mifona dia manao indray avy eo,ary izy mianakavy mihitsy fa tsy ny iray ihany dia tsy nety namela intsony hono ilay iray fa namoaka vava hoe na maty aza aho tsy hifampiditra an-trano aminao intsony.Iza anefa io? ny iray tam-po iray ray sy reny,izany ve tsy tena manao lolom-po tena tafahoatra !

rehefa fantany fa diso izy dia mody manatitra zvtra ho anao na ôtraôtran'zay.

aty aminay tena mandaitra mihitsy ho an'ny mpifankatia,mody manatitra rose mena dia miombona indray ,hi,hi
Misy olo-pantatro afa izay koa, lé mpivava ka be fanatika be ireny, ny azy indray refa misy tsy mety hataony aman'olona dia ny manidy trano mivavaka mangata-pamelàna no mahamaika azy, hatreo ihany, tsy rarainy lé olona na hivonto fo mandrakizay aza, mieritreritra izy fa refa mivavaka mangata-pamelana dia ho voavela heloka nefa diso be zany. Tsy tiko maizina :-D :-D :-D
raha mbola azo atao ny miresaka ,manatona ilay nanaovana ratsy sy nanao ratsy ny tena angamba dia tsara ny mangataka famelana o,fa Atra hono tsy mamela ny helok'izay tsy mamela ny helokin'ny hafa...loza ity ...ha,ha aleo aloha averiko ny fifonako tamin'izao naka ny peninao

:D :D mamela ahy ve i koditra ? pleasssssseeeeee :D mi-pardon e,tsy amerin-droa na fanintelo intsony :D :D
14. Koditra ( 01/06/2008 21:14)
niryna:
raha mbola azo atao ny miresaka ,manatona ilay nanaovana ratsy sy nanao ratsy ny tena angamba dia tsara ny mangataka famelana o,fa Atra hono tsy mamela ny helok'izay tsy mamela ny helokin'ny hafa...loza ity ...

Lé izy koa matetika dia fizahozahoana sy complexe (mialatsiny @teny vazah) no mahatonga an'zay. Aôna mo no hahavoavela heloka anao nefa ny rahalahinao mbola manana alahelo aminao ? (tsy oe enao niryna io an)
Raha ny lalàn'ny fiarahamonina dia angamba ho maivana2 kokoa aza ilay mialatsiny mivantana @lay olona, aveo enao mifanaraka @ any Ambony, ny any assuré fa mamela heloka refa mahay mibebaka, ny olom-belona no misy tsy mahay mamela heloka.

niryna:
aleo aloha averiko ny fifonako tamin'izao naka ny peninao
mamela ahy ve i koditra ? pleasssssseeeeee mi-pardon e,tsy amerin-droa na fanintelo intsony

nga tsy efa oe hiara-hisotro ranomboankazo voajanahary ndray ary tsika ho mariky ny fifamelàna, ilay penina aza efa ity hanoratako ity. Aleo atao resaka ambadika ny rendez-vous @lay fiaraha-misotro a.
15. niryna ( 02/06/2008 01:03)

------------------------------------------------------------
efa andeha isika ka,fa sao tsy nifona aho tany aloha tany hi,hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.206