mitady tonon-kira sy mpihira

1. tharavelo ( 29/05/2008 10:22)
manahoana daholo tsika eto,mba mitady ny mpihira sy ny titra n'ilay misy hoe:"efa ela be izay no tsy nahitako an'azy,malahelo lava anie aho ,manimanina e! mafy arĂ´ zalahy itony elanelan-tany,na ho ela na ho haingana tsy maintsy mbola hiaona .... dia misaotra mialoha :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102