manahoana daholo tsika eto,mba mitady ny mpihira sy ny titra n'ilay misy hoe:"efa ela be izay no tsy nahitako an'azy,malahelo lava anie aho ,manimanina e! mafy arô zalahy itony elanelan-tany,na ho ela na ho haingana tsy maintsy mbola hiaona .... dia misaotra mialoha :*