raha ohatra ka...

1. rajoelina ( 19/05/2008 11:57)
Zah sy ann, sy ann ary ann angamba no ray kilasy... mety hisy hiakatra Birao.

Virtual le eto ah :)

ianareo ve ti fianarana sy mianatra?
novalian'i ainaheri ny 19/05/2008 14:14
2. ainaheri ( 19/05/2008 12:26)
Ra zao ny firesak'elà alou sasatra ny hiakatra birao elà ee :-D :-D :-D
Refaveo d ouzy radiry we andana alou.........=))=))=))=)) fa sao tsy mazaka virtoaly hahahaha
3. xxx ( 19/05/2008 12:33)
resaky ny tsy nahita fianarana ambany fahaizana izy zany
:-D :-D :-D :-D
4. rajoelina ( 19/05/2008 12:41)
xxx: diso be, HS, sady panova dinika...

Zah anga niteny we: ambony fianarana sy ambany fianarana na tsy nahita fianarana sns... ^:^

Avereno vakiana rangaha! :)

Virtual le eto ah!

;-)
5. xxx ( 19/05/2008 12:45)
ka taratr'izay ny firesakao kade :-D :-D :-D :-D

6. tlay ( 19/05/2008 12:52)
rajo a! fa maninona lah ratsy miresaka zvt afahafa otranizao fona e! maninona raha zavatra mahalina olona zvt ataolah eto, alazako anì ra CLAU elah an!!! otrahako alo efa zatra @fataolah dia lasa mapime leizy mefany mapalaelo ko :cry: :cry: :cry: :-* :-*
7. xxx ( 19/05/2008 13:00)
fa maninona lah ratsy miresaka zvt afahafa otranizao fona e!


nefa rehefa atao hoe mitapy malaky rangitra :-D :-D :-D :-D :-D

misy fahavoazana io

rajoelina> andana mankany antsekoly fa aza manao dondrombel ao antrano ao :-D :-D :-D :-D

8. rajoelina ( 19/05/2008 13:06)
xxx: de inona alou no hataoko rery any antsekoly? sa any xxx miandry ahy? sa mihevitra i xxx we: tokony hiverina T1 de miditra @ 8:30 d mirava @ 5 ariva ;-)
9. xxx ( 19/05/2008 13:29)
de inona alou no hataoko rery any antsekoly?


asevo aterin'i bain sy bofy ra mbola tsy sahy manderery

de inona alou no hatao any antsekoly?


mipetraka amnao ny fantanina:-w :-w :-w
10. rajoelina ( 19/05/2008 13:43)
xxx:
mipetraka amnao ny fantanina
hijery sipa manjakely sy mafatifaty!!! io ve ny valiny?? :)
11. ainaheri ( 19/05/2008 14:14)
rajou:
hijery sipa manjakely sy mafatifaty!!! io ve ny valiny??


F'angah tsisy afatsy zany le resaka rajou?? sipa sipa sipa manjakely,sao d tokony ho arY iany elà io araka le koziko io ambony io klé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.044