atao inona?

1. ktsif ( 16/05/2008 09:40)
Atao inona kay ny uranium fa nisy nitondra tato amiko hoe amidy hono
novalian'i ktsif ny 16/05/2008 13:21
2. tlay ( 16/05/2008 10:08)
manerao zany anie mbola tsy pibizna mihintsy, SINABRE tsara ra misy ranona URANIUM IO sinabre io a! fanaovana fitaovam-piadina io ry namana a!
fa tandremo ko sao mividividy faona fa misy mitovy @nio uranium io mihintsy fa tsizy an! fa misy firy KG izy rehetra zany ??? ary aza mividy ra tsimiotra ny 1KG fa sarotra amidy be izy vao tsizay volazako zay, :lol: :lol: :lol:
3. razaordira ( 16/05/2008 11:00)
Fanaovana fitaovam-piadiana nokleary hono ireny r'ise kely.
Mihetsika ianao fa bizna be izany.
ktsif:

Atao inona kay ny uranium fa nisy nitondra tato amiko hoe amidy hono



4. dziana ( 16/05/2008 11:01)
mahay mi bizina miitsy nge ry tlay zany e!
5. tlay ( 16/05/2008 11:24)
DZIANA: afa manotany tsara toi ta bizna ka :-* :-* :-*
6. ktsif ( 16/05/2008 11:40)
ampahefatr'ireny gonim-bary reny le izy. Tonga de noana be vetiivety teo aho vao avy nijery ilay izy
7. sakaizakely ( 16/05/2008 11:57)
oooooooooo :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{

cf razaordira ny valiny

dia tsy maintsy resaka mpitrandraka sy mpanodina (fanjakana) tsisy mpanelanelana izany fa raha tsy izay mampigadra

mibizna raha tsy fantatra zany koa de paiso be satria tsy fantatrao raha tena izy marina na tsia.
8. tlay ( 16/05/2008 12:30)
vola be lesy fa aodino an! any @ israelian iany la mande mivarotra anio midikizo elah vo mande any olona tsifatatra any, mandeana elah any @abasadin'i israely fa tonga de mahazo sosy be elah, mody manotany alo fa tsy tonga dia dedaka be oe manana anilay arena ok!!! eo farafahakeliny eo @12million eo ny kg anio fa sao ambakainy ao toi,
9. ktsif ( 16/05/2008 13:04)
Eto Dago anie toa tsy dia betsaka israelianina e. Le mbola ôtran'ny vatovato iny ve no izany no vidiny? ary sao de mba mahita fika ela ry tlay?
10. tlay ( 16/05/2008 13:11)
za alo zao tsy any dago e! fa ny lalana oa efa noteneniko alah io, mandeana elah any @ABASADY ISRAELIAN, dia ao ela anotanio fotsiny zay olona eo, fa ilainy dry zareo be io zvtra io. fika betsaka ra tany za fa saigy za aty tsimahay maka aty fotsiny olana, fa elah anga mahay mibizna vato, na volamena??? @septembre iny mantsy za mety mandalo any ra mety ny tatana aty, sady za ko zao mitady olona iaraka iasa @ko mantsy, tsara tsara angambany alefao any @ko ny adresse, fa zay oa mandeana elah ao @nio lazaiko io dia oitalah eo ny vokatra miainga eo, fa rehefa tsy mety zany dia omeko lalana afa ndray elah ataovy alo io, ok!!!
11. ktsif ( 16/05/2008 13:21)
okay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073