tsy ambarambarako anao
1. sergeig
(
13/05/2008 22:00)
efa azoko ilay tononkira hoe "Tsy ambarambarako anao "fa misaotra betsaka ny tonokira.serasera.org indrindra! .dia mirary anareo za mba hiroborobo hatrany ity>ity
2. Belami
(
13/05/2008 22:13)
de tsy misy fisaorana zany fa dia mandrapihaona e!!! :-D :-D
3. hery
(
14/05/2008 07:01)
Dia rehefa mahita tononkira dia ampidiro ao raha mbola tsy ao.
Ilaina foana na dia heverinareo hoe tononkira efa be mpahay aza.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0071