Lasa ny maraina

1. melody ( 13/05/2008 14:16)
Miangavy izay mba manana na tononkira na mp3 n' io hira io na, izy roa mihintsy aza vao miasa tsara, ny mpihira dia i Mireille izany,,, misaotra bdb
novalian'i melody ny 17/05/2008 10:24
2. radjery ( 13/05/2008 14:22)
.... dé tonga ny atoandro :P zah aloa tsary manana é! :? :-P
3. kiadi ( 13/05/2008 16:32)
de raha lasa ilay maraina de efa atoandro be zany ko! :wink:
4. ratonga ( 13/05/2008 19:30)
izao zao efa ariva dray ko in :-D :-D :-D
5. ainaheri ( 13/05/2008 19:30)
izy roa aobna le maraina sy ariva ve :-D :-D :-D Za tsy manana hahahaha
6. Belami ( 13/05/2008 22:12)
melodi : de ahoana zany zao mamantonalina zao? :-D :-D
7. cutie ( 13/05/2008 22:32)
mba ohtran'ny ahona zany ry melody a
8. Belami ( 13/05/2008 22:44)
ohatranile hirany Mireille ry cutie a! =)) =)) =))
9. cutie ( 13/05/2008 22:48)
ka za tsy mahalala ny hiran'i mireille koa :-D
10. Belami ( 13/05/2008 23:01)
melodi : de rehefa azo izany le hira de raiketina ny fampianarakira? :-D
11. melody ( 14/05/2008 10:33)
cutie: tsy haiko akia ilay hira dia izay no hitadiavako azy a kanjo tsisy mahay ilay namako rehetra kity :(
Belami: tadiavo haingana ary io hira io dia raikitra ny fianaran-kira e :-D
ainaheri: tsy maninona raha tsy manana enao e
ratonga: ka na atoandro na hariva izao... efa lasa ny maraina kou, tsy mety intsony :-D :-D
12. Belami ( 16/05/2008 19:12)
melody : za koa aza mba miandry anao hahazo de hangataka
13. melody ( 17/05/2008 10:24)
ka tsisy mahay na ilay hira aza kou :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0443