Lasa ny maraina
1. melody
(
13/05/2008 14:16)
Miangavy izay mba manana na tononkira na mp3 n' io hira io na, izy roa mihintsy aza vao miasa tsara, ny mpihira dia i Mireille izany,,, misaotra bdb
répondu par melody le 17/05/2008 10:24
5. ainaheri
(
13/05/2008 19:30)
izy roa aobna le maraina sy ariva ve :-D :-D :-D Za tsy manana hahahaha
10. Belami
(
13/05/2008 23:01)
melodi : de rehefa azo izany le hira de raiketina ny fampianarakira? :-D
11. melody
(
14/05/2008 10:33)
cutie: tsy haiko akia ilay hira dia izay no hitadiavako azy a kanjo tsisy mahay ilay namako rehetra kity :(
Belami: tadiavo haingana ary io hira io dia raikitra ny fianaran-kira e :-D
ainaheri: tsy maninona raha tsy manana enao e
ratonga: ka na atoandro na hariva izao... efa lasa ny maraina kou, tsy mety intsony :-D :-D