mety ho bevohoka v?

1. xxx ( 09/05/2008 17:27)
manaona o! mis zvt mba mampiahiahy ahy kely ity! nanao firaisana tamin'ny vadiko ah de nampiasa fimailo zahay nefa nony vita le iz de niala tampoka le fimailo de raraka teo amiko teo ivelany ny azy, iray zay! de aveo nandro zay! rf vita zay de nisy firaisana fanindroany indray fa ts nisy kapaoty fa notsoahany talohan'ny ahatongavany ny azy! nf io andro tena andro maha"lonaka" ka mety ho bevohoka ve za? risque v zany? ary a partir ny firy eme journle rapport no mety ho fantatra na bevohoka na tsia? merci
novalian'i rodins ny 15/10/2008 13:00
2. kiadi ( 09/05/2008 17:34)
bevoka enao zany
3. sytl ( 09/05/2008 17:37)
ka oviana io zvtr io no nitranga?,refa atahorana sy mampisalasala de mividiana pilule de lendemain
4. sipagasy ( 09/05/2008 19:53)
mankanesa any @ pharmacie, dia mividiana 'norlevo' e!!!,
5. sakaizakely ( 09/05/2008 19:58)
raha vady ve no mahabevohoka de misy maharatsy azy ?
6. kelly13 ( 09/05/2008 20:39)
za mba gaga
7. ratonga ( 09/05/2008 21:03)
mety mbola tsy vononany hitaiza kosa izy é :-D atero any @ kely(13 na sakaiza) ny kilonga refa teraka :°) :-D :-D
8. kelly13 ( 09/05/2008 21:12)
raisiko tsara mintsy fa ratonga nga aôna, hiteraka aza atao ka maika fa toloram-potsiny :wink:
9. ratonga ( 09/05/2008 21:23)
mitaiza fotsiny io fa sô dé faly mandray vonona eo an :-D :-D :-D
10. kelly13 ( 09/05/2008 21:28)
tsy maninn ka, raisiko fôna
11. ratonga ( 09/05/2008 21:34)
mety ho bévoka vé alou lé tompo-dinika é, mamba bé ko ngamba ry zareo fa efa nisy aksidan vôloany mbola nadona t@ rindrina fanindroy dray avy eo :-D :-D :-D
12. xxx ( 11/05/2008 03:11)
inona le "norlevo" ry sipagasy? merci!
13. evasoa ( 11/05/2008 07:53)
norlevo> pillule du lendemain natao hanafoanana ny fécondation io

izany hoe max 72h après un rapport à risque dia azo antoka fa tsy hisy sy fecondation.

Raha tara an'izay dia tsy mety intsony ny norlevo
14. mabloo ( 15/05/2008 07:53)
72 hr efa be loatra zany e!!! efa kely ny chance am'zany !! raha 48 h anga hoe !!
15. xxx ( 24/05/2008 21:24)
mety tsy ho bevohoka koa ka, satria tamin'ny voalohany tsy tany anatiny no raraka ilay izy, tamin'ny faharoa koa tsy tany anatiny !! raha tsy hoe angaha tena matanjaka be ilay spermatozoidan'i leiry !!!!
16. mangidy ( 26/05/2008 11:03)
kiadi :-D :-D

ratonga: nidofotra angaha? ka misy anie ny tsy mahay code de la route e! :-P :-P
17. jassy ( 11/06/2008 07:35)
manin nef raats maneso2 otrzan e? mb mis blm v le ol d atao anzan? ts sang2 zan mato iz mtarain f valio tsotr f aza maneso zan
ra ten vandinao zan r ne d kozio iz oe atao aon ra tratra d it eo an. tazain na ze ifanaraanareo fa az manao2 fona f manaton docteur d manaova test e
za alo mievtr oe bvk zan toi f amboar n sain satry ef nis namako tratranzan f bvk iz e. mazooto d courage e
18. kelypiso ( 14/06/2008 14:11)
bjr,amiko manokana aloha tsy bevoka enao satria ange leizy nivoaka eh!fa ra manahy enao oe:bevoka za de mividina test fa io iany koa no hahafantaranao azy ra tsy?aza kivy zany ra to ka tratra fa nareo ange efa mivady e!! :lol:
19. kelypiso ( 14/06/2008 14:16)
bjr,amiko manokana aloha tsy bevoka enao satria ange leizy nivoaka eh!fa ra manahy enao oe:bevoka za de mividina test fa io iany koa no hahafantaranao azy ra tsy?aza kivy zany ra to ka tratra fa nareo ange efa mivady e!! :lol:
20. makezaka ( 20/06/2008 13:03)
olona mpivady manao kapoty zany tena mpivady tsy mahay milely, minoa ny ao ambony fa raha bevoka enao fahasoavana izany fa tsy tokony atao olana aty @ forum, ny mpisipa aza efa tsy fidiny tsy afaka manao ko ianareo mpivady no manao kapaoty, adala?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.369