mety ho bevohoka v?
21. Bethebest
(
14/08/2008 14:24)
Adala ahoana kosa ary, izay anie no mahatonga ny eny ambanivohitra maro anaka be e. Fahasoavana avy ao ambony daholo zany reny ka tokony hotohizina foana na efa folo mahery aza ny zanany nefa izy sahirana ara-pivelomana???
22. taref
(
03/09/2008 06:06)
manararaota milely tsis kapaoty amzay f'efa ho bevohaka iany rse an ! ts'ef ela ve zay anmpiasana kapaoty zay e !
Zany kory tsy midika hoe tsmaints bevoka enao a !
Ra nenà manokana lo rà vô excité za de mis sperme kely mande e ! zany oe tsy azoko atao ny manao tsis kapôty na de tsy andrasako ho tonga az ! fa tsy haiko ny anle vadinao ?

23. ni81
(
03/09/2008 07:24)
21. Mpandefa : taref [ Valio ] 03-09-2008 08:06:37Malalaka tokoa ny serasera an!
Lohateny : Re : mety ho bevohoka v?
manararaota milely tsis kapaoty amzay f'efa ho bevohaka iany rse an ! ts'ef ela ve zay anmpiasana kapaoty zay e !
Zany kory tsy midika hoe tsmaints bevoka enao a !
Ra nenà manokana lo rà vô excité za de mis sperme kely mande e ! zany oe tsy azoko atao ny manao tsis kapôty na de tsy andrasako ho tonga az ! fa tsy haiko ny anle vadinao ?
24. ni81
(
03/09/2008 09:20)
Tsy maninona ve ireo fomba fiteny eo ambony ireo e? Ho avy eo daholo indray mantsy ry Ra zanety sy ny tariny fa mahita hoe azo atao ny toy izao!
25. taref
(
04/09/2008 05:37)
>ni81
aza manao tery saina oa izay ngeh no tsy mampandroso ny Malagasy e ! zavatra misy sy marina daôly no lazaiko eo ambony ngeh e !

26. ni81
(
04/09/2008 05:48)
>ni81Tsy resaka tery saina na malalaka mihitsy fa mba tokony amboarinao ny fomba filazanao azy na dia teny malagasy aza ireo fa ny sofin'ny gasy tsy zatra nihaino ireny loatra. :)
aza manao tery saina oa izay ngeh no tsy mampandroso ny Malagasy e ! zavatra misy sy marina daôly no lazaiko eo ambony ngeh e !
27. taref
(
05/09/2008 05:28)
ka mila zarina ny saina hiaino anreny teny reny fa tsy atao sarinteny fôna !
Fory na kindy fa tsy fivaviana zany ! Ny zavatra refa eritreretina ho ratsy de ratsy hoazy ! ka miangavy antsika malagasy za mba tsy samy hieritreri-dratsy !
Eto de mitodika @ administrateur n'ity site ty za ! fatatro fa mety ho esorinareo eto ty message nalefako ty kanefa de tiko ny manamarika fa amiko manokana lo de madio be ny fisainako ka de izao : Tsika Malagasy rehetra mintsy no samy tokony anova fisainana , sy hijery lavitra !

29. booboo
(
09/09/2008 16:12)
isan'ny taova ao taovam-pananahan'ny vehivavy ireo.... maninona ny tanana na tongotra na vody no tsy olana fa rehefa mahakasika ny taovam-pananahana dia mandratra sofina sns ? raha nampiasaina hanompana ireo dia ekeko hoe " teny ratsy " fa tsy hors-sujets izy eto...
30. rodins
(
15/10/2008 13:00)
ANATRA HO ANTSIKA LHL REFA TONGA DIA AZA MANOSIKA INTSONY FA ZAY NO MAMPITSOAKA ILAY KAPÔTY.