tsy connecté

1. ktsif ( 09/05/2008 09:36)
en réseau ny ordi rehetra ato ampiasana. Za de tafiditra ao anaty réseau local nefa tsy mahazo internet. efa nohamariniko fa mitovy amin'ny an'ny olona rehetra ihany ny DNS sy ny etsetra fa ny internet dia tsy tafiditra mihitsy
Mba ampio fa gaigy ity e
novalian'i ktsif ny 13/05/2008 06:07
2. hery ( 09/05/2008 12:12)
Tafiditra ao anaty réseau local ahoana aloha?

Azon'ny oul atao ping sy afaka manao ping olona ve?

Mahita ordi hafa ve?

Raha tsy mahita ordi hafa dia mety resaka cable, na mety vizana koa ny carte
3. ktsif ( 09/05/2008 12:21)
sady mahita oul no hitan'ny oul fa lé internet mitsy no tsy hita
4. Koditra ( 09/05/2008 12:32)
Za ko nanana problema connection t@ atoandro teo, entre 11h - 13h, tsy haiko oe naninona, leo a d nopihako ny ordi d nande ni-style nfoka sigara teny andavarangana nitazana mpandalo. t@ 13h vao niverina ni-connect d naazo @zay, tsy fantatro zany oe taiza ny olana.
5. ktsif ( 09/05/2008 13:04)
za zao efa tamin'ny alatsinainy heriny no nanana problème de connexion. dia efa nihinambary aho, efa nisotro kafe, efa nifoka sigara efa nisotro labiera de efa nopihako koa ilay ordi de efa novelomiko fa tsy mety e
6. simplex ( 09/05/2008 14:02)

sao dia misy firewall mi-bloc ny connexion an'la?
jereo fa sao mikatona ny porte 80 :)
7. ktsif ( 13/05/2008 06:07)
Ahoana ny fika ahitana an'izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4757