Mila malina isika ry zalahy !

1. majesty ( 07/05/2008 08:34)
Ny vehivavy foana no maro an'isa na dia hatrany am-piangonana aza,fa ny lehilahy saika ankavitsihana foana,dia mety ho azo eritreretina koa ve hoe any an-danitra dia ny mbola vehivavy no betsaka voavonjy.Dia ahoana isika lehilahy izany? toujour vitsy foana v? :D
novalian'i xxx ny 10/05/2008 16:28
2. kiadi ( 07/05/2008 08:45)
ka tsy normal ve zany eh! ny vevavy no betsaka nohon'ny lehilah eto antany
3. Fody ( 07/05/2008 08:53)



Atolotra am-pitiavana be an-dramajesty ity hira ity:
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/lehilahy/video/x30kug_ny-lehilahy-henri-ratsimbazafy_music

Misaotra e
4. ikotoleta ( 07/05/2008 09:54)
kiadi:

ka tsy normal ve zany eh! ny vevavy no betsaka nohon'ny lehilah eto antany


:arrow: ra vo tsy ny vevavy no betsaka eo de ny pede :twisted: :evil: :^) :twisted: :!: :idea: :{ :evil:
5. Alaina ( 07/05/2008 11:45)
Any amin'ny bar sy fanaovana rami kosa ny lehilahy no betsaka
6. ikaretsaka ( 07/05/2008 15:38)
dia rehefa any an-danitra ve ramajesty de mbola hanisa hanao demographe ihany heo firy lahy firy vavy tsika aty izao?

sambatra be i masindahy piera @ izay fa misy statisticien any le
7. pissoa ( 07/05/2008 20:38)
Ika :-D :-D :-D :-D :-D

Majesty : zaho manana hevitra mety hahabetsaka ny bandy mandeha any ampiangonana ! :-P :-D :-D :-D
8. ikaretsaka ( 07/05/2008 20:44)
de entre pa kely koa...
dia ahoana ilay any @ fiangonana seminaire sy noviciat sns ireny ...
lahy be aby le seminarista miangona ao..
sy vavy be aby le novices sy aspirantes ao..

na ny boaikely 100%ao @ semigany rehefa lamesa na ny sipakely 100% any @ chaminade?
9. majesty ( 08/05/2008 13:44)
Merci fody
hoy pissoa:
Majesty : zaho manana hevitra mety hahabetsaka ny bandy mandeha any ampiangonana !


Mba lazao hoe fa mahaliana :D

hoy ika:
dia rehefa any an-danitra ve ramajesty de mbola hanisa hanao demographe ihany heo firy lahy firy vavy tsika aty izao?

sambatra be i masindahy piera @ izay fa misy statisticien any le


Eritreritra nandalo iny fa any ntsika mahita izy :D


de entre pa kely koa...
dia ahoana ilay any @ fiangonana seminaire sy noviciat sns ireny ...
lahy be aby le seminarista miangona ao..
sy vavy be aby le novices sy aspirantes ao..

na ny boaikely 100%ao @ semigany rehefa lamesa na ny sipakely 100% any @ chaminade?


Raha jerena @ ilay mpakany ampiangonana isak'alahady na isaky ny sabata io ka,
fa mety azo eritreretina koa nefa hoe ny vehivavy koa no betsaka any @ afobe loll
10. ikaretsaka ( 08/05/2008 13:58)
isak'alahady ireny bedebe koa ka...ary 100% aza saika heo lahy aby (jereo ireny monastere ireny ohatra)
dia ireny ve hiteny hoe o lehiretsy e.. lahy be isika no miangona fa lahy aby ny any an-danitra? 8) taovy serieux le
fa any @ sectes ngamba izany ra majesty
11. pissoa ( 08/05/2008 16:56)
Majesty:
Mba lazao hoe fa mahaliana

Asaivo mivavaka ny amin'izany ireo vehivavy be da be ao ampiangonana ireo =)) =)) =))
12. ari.malala ( 09/05/2008 08:01)
:-D :-D :-D :-D
13. majesty ( 09/05/2008 09:04)
Hoy ika:
isak\'alahady ireny bedebe koa ka...ary 100% aza saika heo lahy aby (jereo ireny monastere ireny ohatra)
dia ireny ve hiteny hoe o lehiretsy e.. lahy be isika no miangona fa lahy aby ny any an-danitra? taovy serieux le
fa any @ sectes ngamba izany ra majesty


Ataovy serieux marina ra ika a,inona no betsaka ny mônastera sa ny eglizy,dia mba andramo zahana ny rejistry ny fiangonana misy anao ao dia lazao ahy iza no betsaka ao,ny lahy sa ny vavy?

Pissoa: =)) =)) =))
ka mety efa mivavaka mafy mintsy ry zareo fa ry zalahy mintsy no tsy mety voaova.
14. ikaretsaka ( 09/05/2008 13:26)
ny lahy betsaka nohon'ny vavy aloha raha resaka rezistra e..
arakarak'ilay toerana io..
ary tadidio fa @ kato dia ny communaute religieuse dia mifanahatsahana koa @ isan'ny fiangonana.. raha ao tana fotsiny dia isao ny isan'ny chapelle manodidina eo dia isao koa ny isan'ny paroisse...
15. pissoa ( 09/05/2008 15:31)
Majesty : Tokony asaina manao zipety njay ny vehivavy raha izany (Bon - io no hevitro voalohany fa mba atao matotra ony dia tsy maitsy natao faharoa io) :-D :-D :-D :-D :-D
16. fijo ( 09/05/2008 21:14)
mazava anie izany ry majesty e,natao hoan'ny malemy saina ny fiangonana de be vavy.
17. ikaretsaka ( 09/05/2008 22:11)
ireny serksta voanjoalika ireny no tena betsaka vavy tsy mahay manazava loatra tsara akory ny antony handehanany any
18. pissoa ( 10/05/2008 13:19)
Raha natao ho an'ny malemy saina ny fiangonana dia heveriko fa efa ela no nekeny ny fanalan-jaza sy ny fampiasana kapoty sns (Tadidio ny arguments-n'ny sasany nanohanana ireo teto ;) ).

Saingy hatramin'izao aloha dia mbola tsy neken'ny fiangonana ireo. Farafaharatsiny ny fiangonana katolika

:-D :-D :-D :-D :-D
19. xxx ( 10/05/2008 13:31)
in ny olana @ fampiasana kapoty :roll:
20. pissoa ( 10/05/2008 13:33)
Raiso amin'ny antony nanomezako ilay ohatra ilay izy ... fa raha fanontaniana tahaka izao fotsiny dia fanontaniana HS :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0685