Mila malina isika ry zalahy !
21. xxx
(
10/05/2008 14:00)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 07-05-2008 10:34:27
Lohateny : Mila malina isika ry zalahy !
Ny vehivavy foana no maro an'isa na dia hatrany am-piangonana aza,fa ny lehilahy saika ankavitsihana foana,dia mety ho azo eritreretina koa ve hoe any an-danitra dia ny mbola vehivavy no betsaka voavonjy.Dia ahoana isika lehilahy izany? toujour vitsy foana v?
tsy mahalala ze any an-danitra zany alou ny aty sady tsy mino an'zany koa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. xxx
(
10/05/2008 14:01)
ra vo tsy ny vevavy no betsaka eo de ny pede=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. ikaretsaka
(
10/05/2008 14:11)
ra vo tsy ny vevavy no betsaka eo de ny pede
io no tsy azoko mihitsy...
raha atao io iznay heo eaha vao tsy nehilahy no betsaka eo de ny lesbiennes de ahoana?
25. ikaretsaka
(
10/05/2008 14:20)
ka zayilay tiako ahatongavana ..... raha marolahy iznay dia tonga de pede foana no ao an-tsaina
fa raha marovavy dia maninona no tsy tonga ao antsaina ilay lesbiennes?
fa raha marovavy dia maninona no tsy tonga ao antsaina ilay lesbiennes?
