tena tsy hitako zay hatao ra vao we gasy le ol

1. rajoelina ( 05/05/2008 08:48)
Misy joba gasy mitady hiditra amiko, kanefa izaho tsy afaka intsony amzany.
Efa mietsiketsika ihany anefa ny tena fa tsy hitako ntsony zay hatao aminy, na hametrahana azy, sahalany we mahamenatra koa e,,, we izy gasy. Tsy noho izy we gasy anefa no olana de hiavonavonako, fa le hiaraka aminy maintsy no loza.
Aty europe koa anefa no misy ahy, de mieritreritra zah we tokony olona avy aty ihany no hatao milay sy betsaka, (satry amzao fotoana zao de vaza no fiaviako fa gasy nahitako masoandro), de efa nieritreritra koa zah we izy hatao namana tsotra. De sahalany we tezitra zany izy angamba vao naheno ahy niteny anzay.

Ka inona aza no hataoko?

Le joba gasy anefa tsy ratsy ah. mapte hanao igoista indray aza. fa tsy arako intsony e.

Mijery sipa mitaraina sy mampalahelo, masay be. mandreraka.

Tsy nihinana ravina zah ry zalahy fa zao mahintsiny ve le fiainana rehefa ti hifandray @ gasy?

sereux ti resako ity.


novalian'i Belami ny 13/05/2008 23:10
2. ikotoleta ( 05/05/2008 11:59)
:arrow: omeo an'i unicam :D :) :( :? :lol: 8) :P :twisted: :roll: :!: :?: :°) :idea: :arrow:
3. tess ( 05/05/2008 12:08)
izay no safidinao ry rajou dia izay izany, samy manana ny safidiny sy ny gout-ny ny olona tsirairay! aleo aza izay toya izay ireny lahy tsy mandalo katsa-maina ireny! tsy manana preferansa fa arapaka dool zay hita retra :)

raha toro-hevitra omena mikasika i rajou sy ilay sipa dia tsory aminy tsotra izao fa efa miaraka am oul toi kou! aza atao manindrona kosa aloha ny vali-teny hoe ny ahy vazà ihany tsy mila gasy na otraotranzay ....FA boribory ny tany sao mitotona am gasy ihany ny hiafaràny indray andro any!
miankina am fomba firesakao amilay jo ihany no mampilam azy mba tsy hampalahelo azy :wink:
efa tena milalao fitiavana be nge ny zandrinay zany e! :^) :-D
4. xxx ( 05/05/2008 13:16)
FA boribory ny tany sao mitotona am gasy ihany ny hiafaràny indray andro any!
ra sipasipa fotsiny kosa aloha de mety tsara e;-) fitiavana daholo izany
5. ainaheri ( 05/05/2008 14:06)
Mba iza lotra ary ty ambadik'ity xxxx ty klé,ny ahy io ndray no mahavarina ahy zao hahahaha
6. tess ( 05/05/2008 14:19)
:-D :-D :-D i rajou ihany io n gamba fa adino ny nisheo kou!
7. ainaheri ( 05/05/2008 14:26)
tess> ka io no mapmé anà ané eee :-D :-D :-D ,arako ra vô mapiditra dinika lery d misy xxx mipoitra tsimoramora zany avy any ambadika any =))=))=))
8. ikaretsaka ( 05/05/2008 15:34)
rehefa tsy hay ny mampiasa xxx hao dia aza mampiasa :-D :-D :-D
9. sakaizakely ( 05/05/2008 15:51)

mahamenatra nga ny miaraka am vhv malgache ry ramosé xxx ?

raha vao mbola ny intérêt aloha no mibahana ao andoha dia azo sivanina ny oul iarahana e !

Tsy nihinana ravina zah ry zalahy


Jean Claude Van Damme vita malgache :-D :-D :-D :-D :-D
10. kiadi ( 05/05/2008 16:03)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
sô de zanany tany @ sisiny :-D :-D :-D
11. rajoelina ( 05/05/2008 16:27)
hery: avôkao eto io xxx io ranga ho hitany rehetra, fa mandreraka!! za mino spain ledala io, na spaina lol.

hasehoy i xxx.
12. tess ( 05/05/2008 17:12)
rajou: hihihihih! sao de bandy mialona na tara am rajou kosa aza io!xxx
bandy catalanas any ngamba :wink: :-D :-D :-D
13. simplex ( 05/05/2008 19:29)

Tsy mi-remettre en question ny safidin'la ah rajou fa teneniko an'la fotsiny fa na dia mamy be ary tena manja aza ny sipa vaza, kanto sy lafatra kanefa d hisy fotoana ela mahita sipa gasy, tonga d voasintona be wazy tsy ahoana tsy ahoana eo. Tsy voatery resaka physique fa na firesahana aza mora mifankahazo be zany...
Ny tiako hahatongavana d hoe na ho aiza ela na hoaiza dia ao anatin'la ao ihany ny mahagasy an'la (na d hoe vaza aza ela). Na tsy atao fanahiniana aza dia mora mifandray kokoa @ malagasy, voasintona @ malagasy... d araka ny tenin'i tess hoe aza maika loatra miteny zavatra fa tsy fantatra ny ampitso :)

le sipa malgache tara @la ndray teneno anazy hoe efa nisy naka ny foko hoe. Ra mbola mi-insiste ihany d ahoana re eee :roll: presenter-o @ le sipan'la izy d ataovy toy ny sipa namana tsotra izy e. Le resaka galenterie diso be loatra tsy mety, ny firesaka aminy tokony hatao mahintsy tsara... Tandremo le manome faux espoir io fa miteraka zistoira tsy hifankahitana io. Ny vevavy manko rehefa hiady zay izy d tena eeee. Ny miala no mety. Ra vao manomboka misy gidragidra @ izy 2 vavy zay d efa kopy elah hoe ento aho retongotro ;-)
14. tess ( 05/05/2008 20:01)
sipa n'ny serasera ve klou lay sipa misisika be sa iza????? :roll: :roll:
:wink: :wink:
:-D :-D
15. valikely ( 05/05/2008 20:13)
io rajou ts maints misy foana ny manondrana a, refa efa nteneninao oe aleo mpinamana tsotra de efa fantany zay ka iz ndray no adala s ts ampy fisainana loatra ra mbola i-insiste. mitandrema koa fa ny sipa gasy anie zao efa karapilo be e. Refa ts any aminy miits ny fonao de aleo ts miditra q zay fa araka ny tenin-dranaman atsy oe miteraka zistoire b. Mety itanao oe milay iz fa refa ts tianao v atao ahoana e, fa eritrereto tsara iany aloha oe iza no tena tianao sao d maika loatra eo ko manenina.
16. tess ( 06/05/2008 05:33)
ka efa oe vazàh no preferansa-ny kou! hatramzao alou izany fa refa hanamady try hay try hay tampoka ny fiovan-kevitra :°)
rajou! mba ilazao ny antony manokana hitiavanao ny sipa vazà hoe mihoatra ny sipa malgache :wink: :^) :?:
17. rajoelina ( 06/05/2008 07:03)
Sarotra be zany ry tess ah. fa ra arakny teniny xxx de mety hety tsara, ary averiko indray. Tsy zah io xxx io :lol:

Marina aloha zany e, fa ny sipa mexicanesas koa anie bobaka fa tsy ny eto europa ihany akory, indrindra fa eto spain koa mba betsaka ihany. Raha makany ''Inde na Chine'' dia vhv10 bandy raika rehefa kelikely atsy ho atsy... Satry ny koltora any hafa de hafa tokoa.

Ka ra izaho sy ny sipa gasy, wadray sipa io koa, tsy hazo hatao namana tsotra anga ny sipa gasy ho tahakany rehetra??? Lazaiko amnareo fa misy koa ny vazaha tena tsy tiko maizina, na ny hiresaka aminy aza fadiana... Ary mety hisy sipa gasy tena tiko be sy hataoko namako, ohatra: ireny milaza amnareo fa mpinamana izahay fa tsy mpifankatia ireny fotsiny... Arakaraky le gasy koa io e, arakiny ny teniny ingahy simplex we: tsy physique ihany fa fomba firesaka koa de Ok! donc, rajou tsy raciste.

Mazava ve tess?
18. ari.malala ( 06/05/2008 08:39)
:-D :-D :-D
19. tess ( 06/05/2008 20:28)
rajou zandry malala ! zà ngah niteny hoe raciste zandry ka!
miteny aho hoe manana preferansa = gout! toi am vevavy tsara anie wa zany e!
ny tsy mandalo katsa-maina no mandreraka fa arapany dool ny vevavy rehetra zao! zay no tiko lazaina....


Mazava ve rajou! :wink: ;-)
20. xxx ( 08/05/2008 18:11)
Questions pour un champion
tess:
sipa n'ny serasera ve klou lay sipa misisika be sa iza?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1127