MBA MILA VONJY MAIKA é!

1. endrika01 ( 01/05/2008 08:41)
Misy namako tena mampalahelo be,in-2 nitondra vohoka izy zay dia lasa foana lay zaza.Zany hoe raha vao tonga eo @fahatelo efatra volana am-bohoka dia tsy mipetraka.Ny tamin\'ny taona lasa dia nanaraka traitement mintsy izy satria very rà be!Efa mba nahazo azo aina dia nitoe-jaza indray,dia lasa indray dia niverina indray lay fanaintainana t@taona lasa!Nolazain\'ilay dokotera teo fa ambany be ny tranon-jaza.Mba mety hisy fanavotana ihany ve ny hapipetraka ilay zaza?Mila soso-kevitra indrindra avy @reo Reny efa nandalo io tranga io fa tena mampalahelo be.Misaotra mialoha!
2. ni81 ( 01/05/2008 10:12)
Tokony hitsabo tena tsara @ gynéco aloha izy, dia ny gynéco mihitsy no miteny hoe efa milamina ny taova rehetra sy ny fahasalamany vao mametraka fa raha tsy izany dia ho toy ny teo aloha hatrany no hiverina aminy. Nisy cousine-ko, in-4 lasa foana, ary dia nitsabo tena tsara mihitsy izy vao niteraka ny zanany voalohany. T@ 2007 teo izy dia niteraka fanindroany indray.
3. endrika01 ( 01/05/2008 12:49)
ni81>Misaotra amin\'ny toro-hevitra e,mbola hiresaka tsara @izy roakely aho dia ataoko tonga ny hafatra!
4. laotsy ( 01/05/2008 22:45)
met zany fa mba arao vavaka ko izy f mampalaelo zany. zay
5. sytl ( 02/05/2008 10:33)
refa stressé kou na hitsabo tena eo foana kou de tsy hety mits!mila saina milamina+fivavahana!
6. endrika01 ( 02/05/2008 11:25)
sytl:

refa stressé kou na hitsabo tena eo foana kou de tsy hety mits!mila saina milamina+fivavahana!

Ry zareo mpivavaka be,zany ianao miteny we mba hoento any @
renin-jaza zany;tena fanimpanina @ valiny heno.Tsy haiko raha hoe
mpanao sikidy kou angamba ny renin-jaza @ mpivavaka?tsy haiko!
7. endrika01 ( 02/05/2008 11:32)
laotsy:

met zany fa mba arao vavaka ko izy f mampalaelo zany. zay

Marina izany!farany koa aza ho rava ny tokan-tranokely,
lay zazalahy mantsy tato ho ato lasa nisotrosotro,mino aho fa tsy zakan léry
le blem,ny mahagaga koa dia lazain'ilay dokotera fa misy tension lay
sipa kely!
8. niryna ( 03/05/2008 03:25)
endrika01:

laotsy:

met zany fa mba arao vavaka ko izy f mampalaelo zany. zay

Marina izany!farany koa aza ho rava ny tokan-tranokely,
lay zazalahy mantsy tato ho ato lasa nisotrosotro,mino aho fa tsy zakan léry
le blem,ny mahagaga koa dia lazain'ilay dokotera fa misy tension lay
sipa kely!

-----------------------------------------------------------
ny vavaka dia manampy antsika amin'ny zavatra rehetra fa tsy mahasakana izay lalana nomen'Atra ny tsirairay akory izany.Ny ilaina ilay vavaka dia mba hanana fo mino fa misy ilay ray mahery manao ny zavatra rehetra,mandahatra ny fiainantsika,ary ilaina vavaka isan'andro koa ny tokantranontsika ,indrindra moa ilay rangahy misy mahazo azy dia eo no mila mivavaka mafy mangataka amin'Atra ny hanampy ny tokantrano,izany akory tsy midika hoe hijanona eo ihany satria na ny teny aza dia manambara fa nomena talenta maro ny olona ,nomena fahaizana izany ny mpitsabo hitsabo ny marary,mila manatona doko izy ary mety karazan'ilay olona mila repos general mihitsy izy ,izany hoe tsy mahazo miasa fa mipetraka eo am-pandriana foana mandra-pahaterany,nisy vehivavy toy izany mantsy taty ary efa notenin'ny doko izy fa lasa io zaza io raha tsy mijanona miasa hianao dia nijanona tokoa izy dia teraka soa aman-tsara izy fa nahazo aina be kosa izy avy eo.
Mahereza e
9. endrika01 ( 03/05/2008 06:57)
Misaotra an\'i niryna!Ho hampitaiko ny hafatra!
10. endrika01 ( 05/05/2008 11:11)
Tsy hoe hitarina be ny fanontaniana fa tena ilaina toro-hevitra,tsy hivoaka an\'io tranga misy io isika fa ity indray zany,atao hoe any @toerana tsy misy hopitaly mikarakara momba ny reny sy ny vehivavy mitondra vohoka no mipetraka ilay olona,na misy dokotera ihany saingy tsy specialite ny ny momba ny reny mitondra vohoka fa mety momba ny nify na ny maso no andraikitra sahaniny.Dia mba mety misy ve toro-hevitra hafa azo aroso.Misaotra mialoha!
11. endrika01 ( 05/05/2008 11:11)

12. endrika01 ( 05/05/2008 11:12)

13. Aintso ( 06/05/2008 09:56)
Mila mihotra izany ny namanao mba hampiakatra ny tranon-jaza. Eny Isotry eny misy ramatoa mpanotra. Tsy dia hitako loatra ny misy azy, fa be mpahalala be izy eny. Tandremo anefa sao dia olona tsy izy no hantonina fa be mpilahatra be ao aminy. Dia mahereza e

14. endrika01 ( 11/05/2008 11:22)
Aintso:

Mila mihotra izany ny namanao mba hampiakatra ny tranon-jaza. Eny Isotry eny misy ramatoa mpanotra. Tsy dia hitako loatra ny misy azy, fa be mpahalala be izy eny. Tandremo anefa sao dia olona tsy izy no hantonina fa be mpilahatra be ao aminy. Dia mahereza e

Kah io mihintsy anie no efa naverimberiko t@ izy mivady e,misaotra an'i Aintso,ao lazaiko eo ihany ny tohiny!
:-*
15. ikaretsaka ( 11/05/2008 13:20)
endrika01:

refa stressé kou na hitsabo tena eo foana kou de tsy hety mits!mila saina milamina+fivavahana!

Ry zareo mpivavaka be,zany ianao miteny we mba hoento any @
renin-jaza zany;tena fanimpanina @ valiny heno.Tsy haiko raha hoe
mpanao sikidy kou angamba ny renin-jaza @ mpivavaka?tsy haiko!

ka rehefa mpivavaka "be" ange mety vao mainka maha stresse azy ny fivavahana dia vao mainka tsy mampipetraka ny zaza e
momba ilay hoe reninjaza: io le condamnation tsy misy fanadihadiana io koa no hitako fa vao mainka olana...
nga rehefa hoe reninjaza de hampiasa "herin'ny maizina" raha manotra ohatra???

16. endrika01 ( 11/05/2008 15:47)
ikaretsaka:
endrika01:
refa stressé kou na hitsabo tena eo foana kou de tsy hety mits!mila saina milamina+fivavahana!
Ry zareo mpivavaka be,zany ianao miteny we mba hoento any @ renin-jaza zany;tena fanimpanina @ valiny heno.Tsy haiko raha hoe mpanao sikidy kou angamba ny renin-jaza @ mpivavaka?tsy haiko!
ka rehefa mpivavaka \"be\" ange mety vao mainka maha stresse azy ny fivavahana dia vao mainka tsy mampipetraka ny zaza e momba ilay hoe reninjaza: io le condamnation tsy misy fanadihadiana io koa no hitako fa vao mainka olana... nga rehefa hoe reninjaza de hampiasa \"herin\'ny maizina\" raha manotra ohatra???
Ka ry zareo tena mifikitra@fivavahana anie hono tsy haiko aloha raha tena marina a,tsy mila mampiasa an\'izao karazam-panafody sy fomba retra zao fa vavaka dia ampy!Fa mampalahelo be ahy mihintsy io namako io,olona tsotra,tsara fanahy,tena mpivavaka e,kanefa nahoana no mijaly hoatr\'izao.Izany ihany no itazatazanako aty antsisitosy aloha.Ny dokotera ve mahay mampiakatra lay tranon-jaza ambany be sa ny mpanotra e,
17. tsiambaratelo ( 22/09/2008 21:35)
Hita eo ny tohhy!:M
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2171