RAHA MAHAFANTATRA Ô !
1. tsiambaratelo
(
30/04/2008 11:55)
Tovolahy roa sy tovovavy roa,no hasain\'ingahibe Rangory isankerin\'andro.Hanomanany lalao hafakely hijereny ny fahaizan\'ireto zatovo mandresy lahatra!Nalahatrany mahitsy ireto zatovo,ary indro eny an-tanany efa misy harona misy POARA 3 sy PAOMA 3.Natondrony ireo zatovo mba ho hitany tsara.Nanomboka ny lalao ,samy nametrahany voankazo 1avy teny andohan\'ireo zatovo 4(poara 2 sy paoma 2)poara 1 sy paoma 1 sisa tavela ao anaty haron\'ingahibe rangory!Ireo zatovo tsirairay
novalian'i tsiambaratelo ny 03/05/2008 11:26
2. tsiambaratelo
(
30/04/2008 12:03)
Ireo zatovo ts 1 1 dia samy mahalala ny voankazo eny andohany namany 3.Zay le lalao!Fa ny zavatra tadiavin\'ingahibe rangory dia ny fahaisana mandresy lahatra @fanazavana!Andao hilalao ary e!:-D:-D:-D
5. tsiambaratelo
(
30/04/2008 14:19)
Tsotsoriko ary e,ny namana rehetra zay handray anjara a,maka ny toeran\'iray @reo zatovo ireo.Dia misafidy ny voakazo tiany ohatra we Poara,dia maka saina an\'eritreritra we misy olona 3 miaraka aminy!Ny 2 misy paoma izany eo an-dohany!Ny iray poara,satry za nisafidy poara ihany koa,ny hany ataon\'ny namana dia manome ny raisonnement!Ohatra,za zao ilaza amin\'ingahibe Rangory we,fantatro fa 6 ny voankazo rehetra zahay 4 mbola misy 2 ao@harona ,zah mahita poara 1 paoma 2 eny andohany namako,noho izany poara zany no napetrak\'ingahibe Rangory tao an-dohako!Manakaiky ny raisonnement io fa mety tsy ho hekeny fa izay manana hevitra mahafanina mintsy ny fanazavany no mpandresy!Efa io nomeko io lay ohatra fa ataovy mafonjafonja kokoa noho io ny fanazavana!Alefa amzay ary!:-D:-D:-D
6. endrika01
(
30/04/2008 17:24)
peugeot:
tena tsy mazava le lalao tsiambaratelo a
Hita wa tokony zao lay lohahevitra mba we:Andao hilalao!Zah klou raha vao we zay mahafantatrô,tonga zah de tsy te hiasa saina ry ps tsiambara/a=))=))=))
12. tsiambaratelo
(
03/05/2008 11:26)
Azo lalaovina ao @ fianakaviana io lalao nomeko io.
mino aho fa tsy nazava matoa ny namana nisalasala ny hamaly!
regle de jeu ary:
1-mila olona 5,poara3,paoma3,harona iray.
2-ny olona4 milahatra mahitsy.
3-ilay olona iray tavela,mametraka ilay poara2 sy paoma 2 ao an-dohan'ireo olona 4 ireo.
avy ao afara mba tsy ho hitan'ilay olona ilay voankazo apetraka.
4-sisa tavela ao anaty harona ny poara1 sy paoma 1.
5-avy eo dia asiana mifaninana ireo mpilalao ireo milaza
ny voankazo eo andohany!mazava hoazy fa tonga dia fantany avy hatrany
nyeo andohany ,satria hitany ny eny andohany namany 3.
6-ny zavatra ilaina izany dia ny fahaizana manazava hoe,poara marina no eo andohako,de inona no nahatonga anao hiteny fa poara no eo andohanao?
de izy ilay jeu fa izaho no tsy nanazava tsara hatrany amboalohany!!!!!!
(Mazotoa milalao ary any an-trano any,ilaina koa io mba hampisokatra ny sain'ny zaza,mba hahay mabosaka ny heviny!hi hihi)
:-* :-* :-* :-* :-*