Eritreritra mandreraka
1. lazounet
(
29/04/2008 21:07)
Nitady aho ka nitady! Nikaroka aho ka nikaroka! Nangady aho ka nangady! Niava aho ka niava ... fa hatramin'izao dia tena tsy azoko mihitsy ré ray vahoaka... Maninona i MADAGASIKARA no antsoinareo hoe DAGO????
DAGO! DAGO! Tsy mampite-ho tia ilay pseudon'ilay tanindrazako! Fa iza nonamorona an'io é?? ary inona no dikany??
:twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:

novalian'i xxx ny 10/05/2008 21:26
2. ikaretsaka
(
29/04/2008 21:12)
ma Dago antsik ary
jereo ilay carte de voyages sy taratasim-pifandraisan'ny 12 eme bataillon na maramila bataillon gasy hafa sy ry ratsimamanga t@ ry zalahy tany andafy ireny fa misy manazava azy tsara...
hadio tsara ao @ archives ao akaikin'ny hotel de polisy ao tsaralalana ao!

3. xxx
(
29/04/2008 21:47)
ikaretsaka:

ataovy sérié moa.
4. tess
(
29/04/2008 22:02)
efa dinika nandeha teto io lazou an! efa nazavaina teto ny nanafohezana azy hoe dago fa tsary tadidiko kou szatria io no naha botrabotra atsika :-D
5. ikaretsaka
(
29/04/2008 22:06)
xxx:
ikaretsaka:
ma Dago antsik ary
jereo ilay carte de voyages sy taratasim-pifandraisan'ny 12 eme bataillon na maramila bataillon gasy hafa sy ry ratsimamanga t@ ry zalahy tany andafy ireny fa misy manazava azy tsara...
hadio tsara ao @ archives ao akaikin'ny hotel de polisy ao tsaralalana ao!
ataovy sérié moa.
kozy zany ka...
t@ lageran'ny 14-18 io... bedy hono t@ iznay raha miteny hoe Malagasy na malgache na fa Gasy no morse (nitovy t@ nahatonga ny hoe Rainiboto,vazaha sns... ihany)
dia bedy koa sady mora tratra hono raha miteny hoe gasikara na madagasikara... dia Dago ko!
Miresaha @ ireny anciens combattants bekotro maro holatra ireny dia mamakia ny taratasim-pifandraisany t@ iznay andro izany
6. ratonga
(
29/04/2008 22:16)
ny bekotro maro holatra ngambany mety sarotra ny ahita azy :-D fa ny taratasim-pifandraisany aiza no mety ahitana an'izany ry ika
7. lazounet
(
29/04/2008 22:16)
Ka tena tsy misarma ange lé "Dago" é. Raha zah manokana aleko miteny mihitsy hoe MADAGASIKARA.
Raha resaka hoe Code t@ katôrza dizouity izany, tsy aleo ve havalona any @ izay izany satria isika izao efa LIBRE sy malalaka izany hoe tsy bedy intsony?

9. ikaretsaka
(
30/04/2008 00:55)
ka kody foana ange mipetraka ry lazounet e...
ohatran'ny boaikely ihany io.. boy de lasa boay..
patalon las apataloha sns...

10. tess
(
30/04/2008 05:11)
lazou: ka karazana fanafohezana io ny fahahalalako azy!
nisy nahay nanazava an'io tsara mitsy tato am dinika tato fa tsy haiko hoe taiza lay izy ary efa tsy ao tsony ngamba, mila mikaroka kely :-P

11. tess
(
30/04/2008 05:13)
zà alou tsy de zàtra manao hoe dago fa madà, ny vazà mande madà kou manafohy hoe madà, toa hitako misy sarma tsara lay madà ry lazou :wink: :-D loza kou zany mila sarma hono ...
13. malalatinasoa
(
30/04/2008 10:17)
Izay pasinao pasinao,
Izay revinao revinao
Fa rehefa tia an`i Madagasikara ianao dia izay.
Reventsika milay foana io na dago na mada na Madagasikara.

14. lazounet
(
30/04/2008 10:30)
malalatinasoa:
Izay pasinao pasinao,
Izay revinao revinao
Fa rehefa tia an`i Madagasikara ianao dia izay.
Reventsika milay foana io na dago na mada na Madagasikara.
Tsy resaka revy na pasi lé izy, ranabaviko masaka, fa hitako tsara kokoa ny miantso ny tanindrazana amin'ny tena anarany.
Izay mbola tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato ahy.
15. vale
(
30/04/2008 12:37)
:-D :-D :-D :-D :-D ilay hoe dago indray amiko ohatran'ny vulgaire be izany le mpiteny an'io, ny ahy koa Màda na Madagasikara no mahazatra ahy!
Dago!!! hihihihi!
Dago!!! hihihihi!
16. Veloo
(
30/04/2008 12:42)
Miala tsiny fa za dia zatra miteny oe Dago, tsy itako ny maha ratsy azy...rehefa samy gasy dia Dago foana ko hihihihi
17. Veloo
(
30/04/2008 12:46)
adiniko, lefy ihany ilay fitenenana oe Dago, fa ny tsy tiko indrindra dia ilay oe "Malgache" sady -mal- hono no -gacher- ny gasy alika anie ireo frantsay ireo ? ny ahy rehefa misy manontany na frantsay ity na anglisy na inn na inn dia MALAGASY no teneniko...Ka mizara miteny kokoa ny oe Malagasy ry reto a...
20. ikaretsaka
(
30/04/2008 16:11)
ny ahy de tsy raharahako aby iznay fa rehefa haiko hoe gasy aho dia any Dago ny tanindrazako dia izay..
fa tsy handeha hiady varotra ze anarany any anaty kara panondro any akory.
hoy ilay mpampianatra anay taloha izay hoe "rehefa Rakoto dia Rakoto ary ny toetran-drakoto no maha rakoto azy tokoa, fa tsy ny fijerena karatra heo rakotomena ity sa rakotobe sa rakotoleta"