Eritreritra mandreraka
21. kiadi
(
30/04/2008 16:36)
nijery fotsiny zah aloha fa hotran'ny bola tsisy hidirako le zafera eh!! mijery sô misy bizina! :-D :-D
24. niryna
(
30/04/2008 17:44)
ilay teny no nafohezina angamba no nahatonga an'io ary toy ny malagasy tia mametraka anarambositra ny olona ,ny firenena,,rehefa tsy tiana ho fantatra toy ny ( tavaratra,ry maizina ,sns) dia avy amin'ilay teny hoe Madagasikarako madagasikara-ko angamba e asa aloha
26. xxx
(
10/05/2008 21:26)
ary matetika ny gasy aty ivelany no miteny dago zany fa ny oul any dago tsy miteny dago zany :-D