@volana mai

1. ikotoleta ( 29/04/2008 20:17)
aongatsika ny kofboay be taboara sady porofotsika fa ny firaisankina no hery
:arrow: manome bizoroka i milaibe daoly :!: :!:
raikitra zany?
2. endrika01 ( 30/04/2008 04:52)
Zah tsy dakaoro!Raha firaisan-kina no hery porofoy ny fahaiza-manitsy namana fa tsy ny fanonganana!:-D:-D:-D
3. milaibe ( 30/04/2008 04:54)
tsssssss mbola zany foana ve ny resaka kle, za leity tsy mangataka bizoka @ niza niza a sady tsy tia polemika ,ny andehako eto dia hiserasera @ namana mahafinaritra fa tsy ny hanao reglement d compte ,himezako fotsiny
4. endrika01 ( 30/04/2008 05:31)
milaibe>marina izany!:-D:-D:-D
5. yonikafopl ( 30/04/2008 06:32)
mila endasina ikotoleta de omena atao sakafon'i bobbie hihihihihihihih :-D :-D :-D :-D :-D
6. miranata ( 30/04/2008 07:18)
Ngah mbola tsy vita iahany ity resaka ity ? Mazava hoa azy ny fialonana,mba tianay hita ko ny sarin'ikotoleta mba anomezanay bizoroka,omeko biz mitsefotra ise raha beau gosse noho i ainahery
7. Mimhie ( 30/04/2008 11:00)
tsy homeko an'iza n'iza ny bizn'oroka ko fa tehiriziko ao anaty vata fampangatsiahana @ zay tsy hifandirana
:lol: :lol: :lol:
8. ikotoleta ( 30/04/2008 12:22)
porofotsika fa ny firaisankina no hery
:arrow: misaotra ny mpandray anjara =)) =))

Fa atao in ary ireny bizoroka reny ra tsy omena i milaibe? :D :) :( :o 8O :? 8) :lol:

milaibe:

tsssssss mbola zany foana ve ny resaka kle, za leity tsy mangataka bizoka @ niza niza a sady tsy tia polemika ,ny andehako eto dia hiserasera @ namana mahafinaritra fa tsy ny hanao reglement d compte ,himezako fotsiny
:arrow: elà ndray ve sarotiny men'ny pokona bizoroka e :lol: 8) :o :D :)
in ary lety ty mikorapaka ty?ny kofiboay be taboara aza efa kobon'ny bandy mahitsiny vaza mody miady. kozy vre jereo ao ambadika ao tena mba he.
9. Veloo ( 30/04/2008 13:07)
mba tianay hita ko ny sarin'ikotoleta mba anomezanay bizoroka,omeko biz mitsefotra ise raha beau gosse noho i ainahery
:-D :-D :-D :-D
10. kiadi ( 30/04/2008 13:37)
ho ela velona anie i bizonoroka! :-D :-D :-D
11. Veloo ( 30/04/2008 17:19)
nareo samy lehilahy mifanoroka ao e :°) :°) :-D :-D :-D
12. ikotoleta ( 30/04/2008 23:36)
efa tedaviny bizoroka aongana sahady milaibe le
:arrow: Operation @volana mai :arrow: :!: :twisted: :P 8) :o :D
13. tsiambaratelo ( 03/05/2008 11:27)
kiadi:

ho ela velona anie i bizonoroka! :-D :-D :-D



=)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4736