TIANJAMA - Pitira oaka
1. Belami
(
26/04/2008 22:02)
Sao dia mba misy manana io hirany Tianjama io , na mahay ny tonony :?: :?: :-w :-w :-w
novalian'i Belami ny 16/05/2008 21:53
2. mimosa
(
30/04/2008 21:15)
vadiko nalainao oX2 o melok'izaho o
pitiraoaka e X2 kely fa manimba zaka e X2 o melok'izaho o
io ny sombiny :D
pitiraoaka e X2 kely fa manimba zaka e X2 o melok'izaho o
io ny sombiny :D
3. Belami
(
05/05/2008 17:32)
mimosa:
vadiko nalainao oX2 o melok'izaho o
pitiraoaka e X2 kely fa manimba zaka e X2 o melok'izaho o
io ny sombiny :D
ao tsara, de tohizo moa e :-* :-*
4. Belami
(
13/05/2008 22:33)
mimosa:
vadiko nalainao oX2 o melok'izaho o
pitiraoaka e X2 kely fa manimba zaka e X2 o melok'izaho o
io ny sombiny :D
mba alefaso moa le mp3 e
6. Belami
(
16/05/2008 21:53)
cutie:
tia tianjama nga i belami
za tia aloha e! surtout miheno azy matsana igny, mampazoto รจรจรจ
