ankamatatra

1. rush ( 24/04/2008 13:53)

Fenoina inona ary ny barika feno rano dia lasa maivana kely ?

:wink: :roll: :} :-D :-D :-D
novalian'i sytl ny 01/05/2008 15:25
2. rush ( 24/04/2008 14:02)
ao aloha tohizana kely indray ary.

nande automobile le olona de avy eo izy nande bicyclette avy eo ndray nande tongotra de nidona t@ hazo de nande inona ndray ary avy eo???? :lol: :-D :-D :^)
3. rush ( 24/04/2008 14:03)
tohiny.

Inona no fanalavana ny hena? :lol: :^) :-D :-D :-D
4. rush ( 24/04/2008 14:04)
tohiny.

ina ary zany ? jerena toa 1,dinihina toa mizara 2, resahina toa 7? :^) :-D :-D :-D
5. rush ( 24/04/2008 14:05)
mbola mitohy ihany .

Inona ary ny kôzin'ny vitsika tamin'ity elefanta ity? Bitsibitsian'ny vitsika ny elefanta de safotra . :lol: :^) :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 24/04/2008 14:16)
oudryyyy toa olo-tokana irery ihany no mivanavana be ato??? 8O
lasa michelin ny farany....
7. rush ( 24/04/2008 14:25)
ka samy hafa ry anona ny fanontaniana a!
8. sytl ( 24/04/2008 14:56)
:-D :-w :-w
9. xxx ( 24/04/2008 15:25)
sytl:

:-D :-w :-w



:-D
10. kelly13 ( 24/04/2008 19:15)
le faha4 haiko ny valiny, nilaza t@ le elephant le vitsika oe "bevokanao za"
11. zoky ( 25/04/2008 04:55)
Inona no fanalavana ny hena?

valiny: KITOZA :-D :-D :-D
12. dziana ( 25/04/2008 13:27)
Dia inona mo zany le tena fanontaniana ;sa refa mitohitohy le izy de lasa kitoza .Sady misy barikà ;misy ol voadona dia misy :roll: :roll: :roll: :?: Tsy haiko e :x :roll: Brrrrrrrrrr!
13. ainaheri ( 27/04/2008 07:45)
rush:

ao aloha tohizana kely indray ary.

nande automobile le olona de avy eo izy nande bicyclette avy eo ndray nande tongotra de nidona t@ hazo de nande inona ndray ary avy eo???? :lol: :-D :-D :^)


Nandé vesô spasialy satria naita kintan :-D :-D :-D
14. hery ( 27/04/2008 08:25)
lol

omeo hafa indray
15. tsiambaratelo ( 27/04/2008 09:54)
jerena toa 1,dinihina toa mizara2,resahina toa lasa7?
sarotsa be kou!!!!omeo sopapa e!!!!! :roll: :roll: :roll: :roll:
16. Mio21 ( 27/04/2008 17:44)
Fenoina inona ary ny barika feno rano dia lasa maivana kely ?
Fenoina rivotra


nande automobile le olona de avy eo izy nande bicyclette avy eo ndray nande tongotra de nidona t@ hazo de nande inona ndray ary avy eo????
nande rà


Ny ambiny tsy aiko

17. rush ( 27/04/2008 17:57)
valiny:voan'ny loza samihafa le olona d farany sy valiny: nande rà (sang) satria naratra, ihihihihhi!
ny barika fenoina lavaka d lasa maivana, ihihihih!
18. rush ( 27/04/2008 17:59)
ankamantatra: inona ny "contraire" ny manifi nify?
19. rush ( 27/04/2008 18:01)
ankamatatra: inona ny maha-samy hafa ny mini-zipo taille 36 sy mini-zipo taille 46 o?
20. rush ( 27/04/2008 18:07)
valin'ny 3: fitombenana o!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4467