ho an'i ronaldo09 Man Un - Barsa

1. rajoelina ( 24/04/2008 11:55)
( Liverpool 1 - Chelsea 1 )

Ra vao sahala 1 sy 1, na 2 sy 2, na 3 sy 3, na 4 sy 4 sns... de tafakatra i Barsa.
Ra maresy koa Barsa, de tafakatra:lol:

miandry ny vavany ronaldo09!

;-)
2. newyork2007 ( 24/04/2008 12:35)
Tena itony no atao hoe tsy maty voalavo ankibo ,ary raha 2-o mandresy i Mn-UNTD na 1-0 ho an'ny amnch de mankaiza i Henry sy ny lohanakangany ?O ry papa a!Rehefa tsy nahovoka tao amin'ny taninao ianao dia mngina ary matoria fa aza mbola manambony moraly ,jereo fotsiny fa niparitaka ny mpilalaon'i Mnch omaly ,i Rooney nanao defense i Ronaldo lasa mpanafika ,i Park nilalao ary i Brawn toa lasa defenseur central !
Vita hatreo i Barca amin'ity taom-pilalaovana ity ,Copa del Rey an'i Valencia ,ny Championat anay (real Madrid),ny Chap.Lig an'i Chealsea ...... =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) Hafaliana tsy omby tratra ny ahy satria nanao pari-match izahay ka izay mahay ny score final no mibata vola de izaho no nahita an'le 0-0 ka lasako ny 110 $ =)) =)) =)) =)) =))
rajoelina ,ndao moa leis mba mankaty Bernabeu fa i Nou Camp efa manatody a! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. ronaldo09 ( 24/04/2008 12:40)
Ary tsy za irery kay no tia an'i Real sy tsy tia Barca raha atao ny konty a!!!Sipa avy itony no manala an-dry rajoelina ,sady tapatsinay ery !!!
Barca leity efa lany daty ary tsy misy ilavana azy intsony a!Amin'ny taona ho avy indray ny randevo na randez-nareo!!!!
4. rajoelina ( 24/04/2008 12:57)
newyork2007: ie :lol: fa i Cristiano ronaldo tsy nahafaty penalty, fa niakatra ambony. =)) =))
5. ikaretsaka ( 26/04/2008 15:05)
de hino ve rajou hoe 1 sy 1 io na 2 sy 2 na 3 sy 3?
6. rajoelina ( 26/04/2008 21:01)
ika: mba tadidio kely lesy ity ah: manana zo elah hamaly dinika eto satri forum ity, fa tadidin'elah tsara fa isakiny tonga elah @ resaka baolina de HS fôna fôna. ^:^
7. rajoelina ( 26/04/2008 21:04)
ronaldo09: i Rooney mpilalao @ Man U mety tsy hilalao @ herinandro fa vôfakany Drogda ny lohany ledala :lol: tsara ho any Barsa:-p

8. ikaretsaka ( 26/04/2008 21:55)
ka azo antoka ve hoa rajou fa ho match nul io?.. io no fanontaniako fa tsy misy hidiran'ny resaka zo mamaly sy tsy mamaly forum akory 8)

za kosa mba mahay hoe inona ny atao hoe match nul na ady sahala e.. ataoko fa mitovy io rehefa baolina! na baloncesto io na futbol na beisbol! :wink:
9. ikotoleta ( 26/04/2008 22:31)
ikômbaka ve lisany e? lasa kungfu ny bolin'elisany HS :arrow: :°) :-D 8O
10. ronaldo09 ( 27/04/2008 13:40)
Ity rajoelina ity ange bandy mpakafy an'i real fa tamin'ny 2006 raha nanovokovoka tmin'ny tanjany i Ronnie dia nivadika zao te hiverina any Bernabeu fa indrisy ...Ary saika hadinoko fa resy 2-0 indray ange ry lohan'akanga omaly !
11. rajoelina ( 28/04/2008 09:40)
ronaldo09:haleoko mahita Villareal lidera toy zay Real.

jereon'lah fa Liverpool sy FC Barcelona enla final.
12. Razouzou ( 28/04/2008 17:14)
:-D :-D De mino ve nareo fa haresy i manchester :lol: :lol: .Matiny barsa io ry Ra ronaldo :-D :-D aza de be ambo aloha :°) marina fa ny liga nomenay anlaisany .fa am ty de ligue des champion mihinsty no alaina .Liga ho an'i faible to an dry real zay tsy nahovoka mihintsy.Aiza ko mihintsana 8èm de finale foana.Matiny barcelone io ary tena ny pronoako de resy manchester 2-0 any aminy but d' eto'o et messi :wink: :wink: :wink:
13. rajoelina ( 29/04/2008 12:20)
Lasany FC Barcelona io... minoa fotsiny ahy.
14. ikaretsaka ( 29/04/2008 20:40)
eeeee tsy lasany hono

veloma lava! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719