zany hono raha te hahazo lahikely e

1. ari.malala ( 23/04/2008 10:45)
http://fr.news.yahoo.com/dstsante/20080423/thl-grossesse-pour-un-garcon-soignez-vot-be91fa4.html
novalian'i mmmhh ny 29/04/2008 15:02
2. mansoor ( 23/04/2008 11:36)
nataoko tokoa mou zany fa de mbola vavy iany ny zanako!! :)
3. jemimah ( 23/04/2008 12:01)
mansoor njy sy zé mihintsy zany no tsy nahay lol :-P
4. simplex ( 23/04/2008 12:23)

ary zany kay no mahatonga an'le vevavy mahazohazo aina ireny nefa tsy bevoka an :P

:arrow: mitady lahy :)
5. sytl ( 23/04/2008 13:02)
jemimah:hi!hi!poy!ny tena marina hono refa mijajam ankisesy de mbola vavy foana!,de refa lé 14è jour fotsiny de lahy!tsy mahazo miray mits zany manodidina ny j d'ovulation aloha sy aoriana,de eritrereto hoé in t@ reo ny ahy zany!!!! :lol: :-D :-D :-D
6. mansoor ( 23/04/2008 13:07)
jemimah à! fa aôna ny tena fika milay bé? :-D :-P ,zà ôka aho zay!! ^:^ ^:^
7. kiadi ( 23/04/2008 13:08)
zah ihany no mahay an'io fika io oe lahy sa vavy fa avy ampianariko! :-D :-D :-D
8. cath ( 23/04/2008 13:50)
betsaka mits n théorie mombanio eee
oe refa jour d'ovulation na 2jrs après ony ny rapor dé lahy sinon vavy.dé oe kou oe raha manao matetika ony manoboka any @10èjr any ho any dé vavy fa raha mitad lahy zan dé tsara oe mtomber à pic anlé jour d'ovulation mits @zay lé Y bola matanjaka be sad rapida koukou.misy kou ny oe douche vaginale 1l d'eau+tsongo2 karibônetra.eo iany kou n oe ra reraka n vevavy dé sûr fa lé lélà n mandresy donc ho lahy n zaza...fa dé asa eee
zakou tena lahy n tiko ho zanako vôlou fa ra @zao lou dé zé tonga eo dé ifaliko eeee
9. ari.malala ( 23/04/2008 14:26)
hoanareo ze mitady zany kalou fa nenà efa ampy ana tsara rieo roalah b ako reo e hihihi! fa za tam bevoka na tam volou na tam faharoa produit laitiers lona no naharatsiana ana (ronono ndrindra ndrindra)
10. ikaretsaka ( 23/04/2008 14:37)
ze tonga eo de tonga fa io be famaritra io ihany no mandiso fanantenana
11. mmmhh ( 23/04/2008 14:53)
tiako dôly zé tonga eo e, na lahy na vavy!
12. patrick2002 ( 24/04/2008 00:49)
ny ahy re no nampianarina anahy t@ izaho terminal ,dia hoe avy @ sperme ny lehilahy no mahatonga ny lahy na vavy ,misy ny chromosone X sy Y , x izy raha lahy ,y izy raha vavy ,ka io araky ny chance izay tafiditra ao anaty ovule ny vehivavy ihany mety ilay X, mety ilay Y ,iray ihany anefa no miditra ao @ milliard des milliards chromosone misy ao @ sperme ny lehilahy .
Tsy mbola misy mihintsy technologie hampidirana chromosone X na Y ao @ ovule ny vehivavy fa dia phenomene naturel tsotra izao io.
Misy kosa anefa regime alimentaire harahina mba hahabe ny chromosone X na Y ao @ sperme ny lehilahy iray.
Tsy mitovy ny isany chromosone X na Y eo @ isam-batan'ny lehilahy ,misy ny any sasany 80% chromosone X dia manana chance be dia be izy hiteraka lahy ,misy ny any sasany 90% chromosone Y dia manana chance betsaka izy hiteraka vavy .
Majoritaire ny lehilahy dia 60% chromosone Y ary X 40% izany no mahatonga hoe betsaka ny chance azahoana vavy noho ny lehilahy .
Io pourcentage io koa anefa miova araky ny taona ,ka matetika ny lehilahy rehefa mandroso ny taona dia miha maro ny chromosone Y ka miakatra 80 % any ho any .
13. xxx ( 24/04/2008 06:16)
diso zany ry patrick2002 a ny chromosomes an'i lélà an XY fa ny an'i vevavy no XX, FA d'accord kosa a amlé hoe rehefa manao rapport sexuel ny olona anakiro(hétérosexuels an) dia ça dépend an'i chromosomes an'i lélà no maha vavi na lahy ny zazakely, satria ny an'ivevavy XX dia ny al'i lélà XY raha lé Y no lasa dia lela izy zay, d aisi de suite É
(bizarre koa zany hoe terminal vo mianatra an'izany za tamini 4éme no nianatra an'izany)
14. ari.malala ( 24/04/2008 08:33)
ko samy manana y programam-pampianararny io ko! zay kou alou terminal vo nianatra anzany e! tsitako ze bizarre amzany!
15. patrick2002 ( 24/04/2008 14:04)
ka na XY io X maninona moa ,ianao izao io chromosone xxx no tafiditra tao aminao dia lasa manao xxx foana ianao :-D :-D :-D
16. Veloo ( 25/04/2008 17:18)
Ny fantatro ndray dia ireny bureaucrate ireny (tsy dia manao asa firy) no tena mahazo la betsaka,
ary ireny piasa an-tany ohatra miasa mafy dia mahazo vavy...
Efa naheno an'io ve nareo?
17. patrick2002 ( 26/04/2008 00:18)
ny ahy ny reko rehefa misatroka ny lehilahy ,(manao satroka penjy ohatra) eo am-panaovana zazakely,na misalobona lamba dia mahazo lahy kely ,
18. Papoose ( 26/04/2008 02:31)
ny zanak'i zafy v lahy daholo zany?
19. patrick2002 ( 27/04/2008 15:36)
papoose: aiza kosa eh! :lol: ka mety teo am-pandroana izy no nanao azy dia mbola hisatroka ihany ve izy ,rehefa mandro :-D :-D
20. kallie ( 27/04/2008 17:51)
=))
Ari kely a, d ndry zany tamin'izy 2 lahy nanao an'io? :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1597