Anarana malaza fiantsona ny olona any aminareo.

1. niryna ( 21/04/2008 17:25)
Manao ahoana daholo e .Ho an'ireo malagasy mipetraka any ivelany ,iza ry ireto no anarana malaza hiantsona ny olona any aminareo?
ohatra hoe :
ny koreana izao dia toa Parker daholo no betsaka,ny lahy lee-ny vavy sue
ny karana dia toa Patel daholo ary misy izany patel mpanankarena izany patel mahantra ,ny vavy sy ny lahy aloha dia tsy fantatro
Iza no fanantsoana ny lahy-ny vavy?
ny Porto Rican : Jose -linda ,na maria
ny sinoa: chan ,chou,lee- ling lingling ..
tsy ambaninjavatra koa ny antsika Rabe -Rasoa
misaotra mialoha e
ba mamikely ho antsika rehetra
novalian'i niryna ny 03/05/2008 02:50
2. Aino ( 21/04/2008 18:17)
ny aty raha vavy de Maria
lahy indray dia: Juan
3. yonikafopl ( 21/04/2008 20:03)
Ny aty aminay ndray de ny famille KFOURY no betsaka :wink:
4. ratonga ( 21/04/2008 20:27)
:-D :-D :-D ny vavy vé io ry ykf dé ny lhl zany ahoana no anarany =))
5. xxx ( 22/04/2008 03:36)
ny aty aminay ndray ,paillette, houaro,rivière
6. niryna ( 22/04/2008 14:33)
ratonga:

:-D :-D :-D ny vavy vé io ry ykf dé ny lhl zany ahoana no anarany =))

nom de famille hono io kou,fa mety mitovitovy ny rehetra ihany ny anarana lahy sy vavy ,asa aloha

7. niryna ( 22/04/2008 14:40)
dia ankoatran'ny anarana gasy indray dia ny an'ny sovietika na ny rosiana no lava be koa ny anarany ary misy mahatratra ho 25-26 ny nom de famille,ny antsika misy lava ihany eo amin'ny 1-18 any ho any fa aingy azo vakiana tsara ,ny andry zareo kosa dia mifangaroharo be izany .
ny mexikana indray dia rodrigez- mercedes
ny jiosy ,Jhon,Abraham, Isaac- suzanne
:D
8. ikaretsaka ( 22/04/2008 14:43)
ny anay indray ry mac no betsaka..
mac allister e...
mac greevey e.. ho avy koa ny mac visy rehefa aty ny avy any barsa
9. Samoana ( 22/04/2008 14:49)
yonika/ maroanaka be any aminareo izany :-D
Ratonga/Raha lhl mety hoe LAHITAK :idea: :oops:
niryna/ tsy misy lahy na vavy ny anarana malaza aty @ misy anay fa na vozongo na tavaratra no hiantsoanay azy :P :lol:
10. yonikafopl ( 22/04/2008 15:14)
samoana hihihihihihihihi
11. niryna ( 23/04/2008 17:29)
ikaretsaka:

ny anay indray ry mac no betsaka..
mac allister e...
mac greevey e.. ho avy koa ny mac visy rehefa aty ny avy any barsa



=)) =)) ika ko mampime
12. niryna ( 23/04/2008 17:33)
Samoana:

yonika/ maroanaka be any aminareo izany :-D
Ratonga/Raha lhl mety hoe LAHITAK :idea: :oops:
niryna/ tsy misy lahy na vavy ny anarana malaza aty @ misy anay fa na vozongo na tavaratra no hiantsoanay azy :P :lol:



:D
ary ilay tonga dia tena daholo no hiantsony azy?
na toa misy ikala... sy le.. daholo ny eo aloha =)) =))
ikaly simona, le jaona .... sns
13. johnnyandri ( 29/04/2008 03:48)
Ny aty no tena Thai, 'porn' :-D Tahiana no dikany...(Thailand)
14. Kwasi ( 02/05/2008 18:37)
kwasi, lol
kofi, kwaku, kwame, kwabena, kwadjo...
Ny 98% n'ny lehilahy rehetra dia misy ny iray @ ireo.
Raha miantso ianao hoe kwasi ohatra eny an-dalana, dia mety ho olona telopolo no indray mitodika. :lol:
15. niryna ( 03/05/2008 02:50)
Kwasi:

kwasi, lol
kofi, kwaku, kwame, kwabena, kwadjo...
Ny 98% n'ny lehilahy rehetra dia misy ny iray @ ireo.
Raha miantso ianao hoe kwasi ohatra eny an-dalana, dia mety ho olona telopolo no indray mitodika. :lol:



=)) =)) fa miaiky ny anarantsika aloha ny vahiny e,dia indraindray teny miporiporina no hiantsony ny olona na hoe ilay ramatoa na rangahy lava anarana ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.725