Mitsakoahana

1. Belami ( 21/04/2008 17:21)
mety diso ny fanoratro azy fa io no fiteny azy aloha
Inona no atao mba hampijanonana haingana rehefa mitsakoahana fa tena manorisory mihitsy indraindray eny imasonolona. Misotro rano ka ee, de ahoana ?
novalian'i martino ny 04/12/2019 19:03
2. fasaly ( 21/04/2008 17:29)
ka ahoana aloha ilay fomba fisotroanao ny rano! tsy atao indray migoka ny rano fa alefa ankisesy impito sady tsy miaina d afaka :-P
3. ni81 ( 21/04/2008 17:34)
Mitelin-drora, dia kitihina haingana ny paoman'i Adama dia mijanona. Andramo ange e. Mety hisy hihomehy nefa mandaitra io.
4. fasaly ( 21/04/2008 17:41)
:-D :-D :-D :-D :-D tena vao namaky hatreny amboalohany aho de niomehy ry ni81 ah! mampmé be lay hoe kitihina kely haingana =)) =)) =))
5. xxx ( 21/04/2008 18:19)
misotro rano be dia be dia afaka io
6. Belami ( 21/04/2008 18:23)
ni81 : atao ahoana tsara we le paoman'i Adama ? : =)) =))
7. kalasnou ( 21/04/2008 19:02)
teneno ny olona hanaitra anao fa tena afaka de suite
8. yonikafopl ( 21/04/2008 19:14)
kalasnou de we tairo za ve?? hihih de mbola ho taitra ihany ve amzany hihihihihihihi :-D :-D :-D
9. kalasnou ( 21/04/2008 19:17)
hatao @ fotoana maha-surprise azy e!
10. watafon ( 21/04/2008 19:52)
misotro rano tsikelikely sady tapenana ny orona ! izany hoe tys miaina zany !
11. tess ( 21/04/2008 20:12)
ka zay wa no mahafaka azy ry wata!....fa de misy fika mahafaka azy kou zany reo lazain'i namana ireo fika bizaroida :roll: :-D
12. milaibe ( 21/04/2008 21:05)
Io lazain'i kalasnou no efa mataoko taman'olona fa tapaka teo tsakoana
13. soanja ( 22/04/2008 00:31)
Ny tena haingana dia mampiditra fofon'aina na rivotra feno tratra tsapa hatrany ambany kibo dia tazomina ilay fofon'aina na tapenana ny orona raha tsy mahay mitazona fofonaina elaela na telo minitra aza atao raha vitanao.
Raha tsakoana amin'iny de tazomina ihany ny orona tsy avela hivoaka ny rivotra. Io rivotra ao anaty te hivoaka io no mandamina ny lalandrivotra ka mamerina azy amin'ny laoniny. Raha tsy mety afaka amin'iny dia aza rarahina fa aafaka ho azy eny ihany. :-D
14. sytl ( 22/04/2008 09:31)
fampijaliana tena daolo zany! MIHINANA SIRAMAMY de vita tompoko!
15. ari.malala ( 22/04/2008 11:28)
avia tefahiko ny tehamaina kely fa afaka io ;):-P
16. ainaheri ( 22/04/2008 14:21)
ari> lol

Io ny an'i soanja io ny fanaoko fa averimberiko refa mbola tady hamely lol
17. ari.malala ( 22/04/2008 14:30)
ainaheri, refa tsakoahana hoa d avia felahako kely! efa olondehibe dool fa rats zany nataoko we avia omena nono=))=))=))=)) ny zanako mants tam mbola zazakely refa tsakoahana de mena nono d afaka:^)
18. niryna ( 22/04/2008 15:08)
ari.malala:

ainaheri, refa tsakoahana hoa d avia felahako kely! efa olondehibe dool fa rats zany nataoko we avia omena nono=))=))=))=)) ny zanako mants tam mbola zazakely refa tsakoahana de mena nono d afaka:^)



:D :D
marobe tokoa ny tokony atao ,dia ireo efa voalaza ireo,ny ataon'i soanja io no nataoko foana koa fa mandaitra aingana
Mila mianatra mamoaka fofon'aina sy mampiditra fofon'aina koa isika amin'ny fiainana,manampy antsika amin'ny fampidirana rivotra madio sy manala ny rivotra maloto. Andramo atao isan'andro,indrindra rehefa tezitra be iny dia tena manampy tanteraka satria mampidina ny hatezerana tsy hitrotra lavitra
19. ni81 ( 22/04/2008 16:10)
ni81 : atao ahoana tsara we le paoman'i Adama ? :
Mitelin-drora, dia rehefa midina ilay paoma, dia ohatry ny tsofaina @ fanondro eo @ tenda.
20. Belami ( 22/04/2008 19:14)
ni81 : =)) =)) =)) lasa tsofaina ndray ve =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2044