Mitsakoahana

21. ainaheri ( 23/04/2008 04:52)
ari.malala:

ainaheri, refa tsakoahana hoa d avia felahako kely! efa olondehibe dool fa rats zany nataoko we avia omena nono=))=))=))=)) ny zanako mants tam mbola zazakely refa tsakoahana de mena nono d afaka:^)


Aona zany felaka zany ,tsy mampiraingiraingy,efa matin'ny tsokahana d bola vofelaka iany hihi,aleo iany omena nono ka ,tsokahana afaka ,fahafinaretana azo,kibo voky :-D :-D :-D
22. rapala ( 23/04/2008 06:25)
ainaheri: :-D :-D :-D
23. ari.malala ( 23/04/2008 06:44)
ainaheri> :-D:-D:-D:-D
24. ikaretsaka ( 25/04/2008 14:05)
avelao hitsakoahana eo fa mijanona ho azy tsy tadidy akory io rehefa ela ny ela e
placebo aby ny ankoatran'izay
25. tess ( 25/04/2008 14:09)
ni81:

ni81 : atao ahoana tsara we le paoman'i Adama ? :
Mitelin-drora, dia rehefa midina ilay paoma, dia ohatry ny tsofaina @ fanondro eo @ tenda.



:-D :-D :-D :-D :-D
de aon raha tsy manana paoma n'i adama izany....????
raha vevavy no tsakoàhana ????sa ny lohan'ny pamplemouss sy ny orange n'i èVe ndray no kitihina haingana????? :-D :-D :-D :-D
26. ikaretsaka ( 25/04/2008 14:12)
nga orange le raha io ?
27. tess ( 25/04/2008 16:25)
pamplemouus ny sasany nysasany orange (voasary) ny sasany voasary mankirana....samy manana ny habeny..... :-P
28. Belami ( 01/05/2008 18:29)
tess:

pamplemouus ny sasany nysasany orange (voasary) ny sasany voasary mankirana....samy manana ny habeny..... :-P



hadinonao kosa ny voasary makirana sy ny voatsinefy e :-D
29. martino ( 04/12/2019 19:03)
manoaka farak izay mafy be d afaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3389