ps maoafady

1. xxx ( 21/04/2008 09:47)
tsy mba ahitana sivana ve ny fidiran'ireo ps "fahafaha" ao amin'ny karajia? oh: Gay, homme cherche homme, andriamanitra, tiaminono, na teny ratsy mivatana zao (oh: clitoris) sns....
toa manimba endrika sy mandiso an'ilay lohahevitra: fihaonan'ny mpinamana ilay izy ka somary mandreraka ihany.
tena mirongatra ny ps "hafahafa" rehefa ny robot fotsiny sisa eo fa tsisy op, ka tsy azo omena baiko ve ry zareo mba tsy hanaiky an'ireo ps reo?
ny teny ratsy eo am-piresahana moa dia tsy lazaina intsony fa dia lasa toy ny resaky ny mpivaro-tena ny karajia indrindray.
novalian'i tlay ny 05/05/2008 16:43
2. kiadi ( 21/04/2008 10:12)
manina manao xxx nefa menimenina ny ps ataon'ny sasany
3. hery ( 21/04/2008 10:27)
Sarotra be (sady mila fotoana be) no manao an'izany fa dia ankinina @ fahendren'ny tsirairay :-)

Sady hevero ho toy ny eny antsena ihany ny ao @ karajia e... tsy tahaka ny any am-piangonana. Misy ny adala sy bodo, misy ny hendry. Dia izay hendry iresahana...

4. rajoelina ( 21/04/2008 10:34)
hery:
Misy ny adala sy bodo, misy ny hendry. Dia izay hendry iresahana...

Non!
zay hendry sy tsara endrika ary tsara fanahy ihany no tokony hazo resahina... fa tsy zay ol hendry rehetra akory, satry ireny hendry ireny mety ratsy tarehy be na zokiny be, de hapetraka ny fanontaniana hoe: ¿hatao inn? :lol:

;-)
5. kiadi ( 21/04/2008 10:52)
lety wa tsy avotra mintsy
6. xxx ( 21/04/2008 11:02)
rajoelina:
na zokiny be, de hapetraka ny fanontaniana hoe: ¿hatao inn?


kiadi:
lety wa tsy avotra mintsy
=)) =))
7. tess ( 21/04/2008 11:46)
:-D :-D :-D :-D :-D ka zay kosa no safin'i rajou! kou :-D
8. kiadi ( 21/04/2008 15:01)
ka tsy avotra ihany iz na izany aza eh!
9. kelly13 ( 21/04/2008 15:26)
klou za himé fa tsss :-D :-D :-D :-D
10. ratonga ( 21/04/2008 15:34)
=)) =)) =))
11. cutie ( 21/04/2008 15:52)
Mpandefa : rajoelina [ Valio ] 21-04-2008 12:34:36
Lohateny : Re : ps maoafady
Hoy i hery:
Misy ny adala sy bodo, misy ny hendry. Dia izay hendry iresahana...

Non!
zay hendry sy tsara endrika ary tsara fanahy ihany no tokony hazo resahina... fa tsy zay ol hendry rehetra akory, satry ireny hendry ireny mety ratsy tarehy be na zokiny be, de hapetraka ny fanontaniana hoe: ¿hatao inn?

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. fasaly ( 21/04/2008 17:43)
:-D :-D :-D :-D
13. ravatorano ( 22/04/2008 05:47)
xxx < marina izany e ! ary efa manao ezaka ny mpiandraikitra ao ny hamongotra an'ireny fa araky ny teninao hoe reefa tsy eo zareo dia amin'niny koa ange no mahabe an'ireny olona mamoafady ireny ka atao ahona fa dia izay no izy ary tsy ilaozan'izay tsy hamala kira foana eo !omby indray matory tsy miara mifoha e !

rajoelina < zany an ! :-D :-D :-D
14. ari.malala ( 22/04/2008 07:09)
rajou, enao zany tokony ts azo resahina fa enao oz enao ratsy be:-P:-D:-D:-D:-D:-D

kiadi, ts avotra mints nedala io eh?!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 22/04/2008 07:34)
Ary ny mahagaga ange dia toa betsaka ihany no tia an'ilay chat kanefa any aza no tena pire noho ny xxx kay e !

rajoelina > marina letsy zany a ! 8)
ny olona mpichat mihitsy no tena tokony samy hifampiseho sary daholo
16. ainaheri ( 22/04/2008 13:47)
za alou d'efa tsy mikozy fa sastry ny voaompa ao @ karajia,tsy vakiko la tety,zay le virtoaly aminy fa mahaiza mandanjalanja fotsiny refa mikarajia hono
17. kelly13 ( 22/04/2008 13:55)
lol, za indray refa any d tena tsy mahita tenenina, fa teboky ny fahitako, ôtran'ny oe refa any refa tsy mpiresaka ao d tsisy piresaka! d aleoko miala mangingina hihihi :oops:
18. ari.malala ( 22/04/2008 14:38)
matetika le efa mpifankahalala sy zatra miresaka no mifampiresaka ao, d mila mahay mijapy resaka enao, fa nefa kou mis oul ts mvakl amnao mitns eo na d miezaka mandray ny resak'zareo aza enao (tena ataony itanao mitsn we intrus(e) enao amle resaka) d ao ftsn d zany no matonga anle oul sasany romotra b d miteniteny fona satria ny entête mivandravandra d we manaiky ho namanao, mandray anao ho namana, (nefa na izany aza tsy antony itenintenenana foana izany) toy ny eny an-tsena io hoy i hery, refa tsy miresaka irakoto d ampiresahana ndray rabe,d toy izany hatrany... nefa koa ra tena mandray ho namana tokou d mba mampandroso, miresaka sns, misy iany hoa mampandroso sy manao bjr, fa refa sairana iz d eo amzay enao fa tsis miresaka tsony :°)
19. kiadi ( 22/04/2008 15:51)
sady mahabevoka hono le mipevaka ao eh!!
zany hono fa tsy aiko na marina zany na tsia! :-D :-D :-D
20. mbaliana ( 22/04/2008 16:06)
i kiadi impiry efa bikina tao...fa tsy mety teraka.. :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.529