VARY VARY VARY

1. bida ( 14/04/2008 19:39)
Hiaraha-manaraka ny vaovao eran-tany momba ny crise na vary, inona no hitranga raha tena midona @ Madagascar io crise io satria na hisy aza hiakatra be ny vidiny. Inona ny soso-kevitra azo hamahana na dia ampahany aza hanampiana ny isa-tokatrano hanoloana ny vary ????
2. melody ( 14/04/2008 19:55)
f'aza mikorontana satria vao miasa mampihakatra ny vidiny vary na dia mbola tsy tonga any aza ilay crise e!
3. tess ( 14/04/2008 20:27)
efa impiry no nisy crise na vary tao madà e! arakaraka ny saison no maha mora azy sy maha lafo azy knou!
ao ny balahazo ny hanikotrana moa izany mahasolo vary....ampiana voakazo sy legioma.....
4. zoky ( 15/04/2008 06:37)
ie, ny vary no oe foton-tsakafo ny Malagasy, nefa ts tokony hiankidoha be loatra @ le vary tson fa tkony mba ovaina indray2, maro @ ntsika mants no miteny rhefa mba mamonjy fanasana b reny ka ts nisy vary tao na nisy fa kely, de milaza avy eo fa mbl noana fa hafa iany ny vary e!, ts oe avela tanteraka ny vary, fa na dia ovaina az ny fahandro azy de efa tsara, na ampina zavtra hafa , mba miala 'lay vary+laoka lava zao.
Toe-karena: mety irika mba mety azahon ny toekarena malagasy miaina io fiakaran'ny vidim-bary manerantany io ra mahay sika, satria sika dia mpamboly vary ny anka-marony, ny tany mbl be velarana tokony hajarina sns...,,ra ts oe misy fets2 ka hanangona ny vokatra rehetra de hanondrana(hanenjika kota) ka sika indray maty noana eto :P
5. mandrindra ( 15/04/2008 16:21)
vary ihany hoa ny anay malagasyyyy
6. booboo ( 15/04/2008 17:05)
oh ! un revenant ! arabaina nitsangana t@ maty indray klé ! hihihihihihihihihi
7. mandrindra ( 16/04/2008 18:19)
tsy maty fa torana fotsiny kaaaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0943