fanontaniana kely
3. simplex
(
14/04/2008 09:27)
:-D:-D:-D
mody hoe miady, kanefa tsy mifankahala akory, voire mifankatia :roll:
:arrow: mifainty, mis en scene fotsiny :)
mody hoe miady, kanefa tsy mifankahala akory, voire mifankatia :roll:
:arrow: mifainty, mis en scene fotsiny :)
5. mirana5
(
14/04/2008 10:46)
vazaha manao sotro be lava tango é, sady may atsy no may aroa! vazaha manao tsara vava ,hypocrr é :( :( :(
7. Papoose
(
14/04/2008 11:27)
jou, ohatranao milaza fa tsy tia malgache ao ambadik'le solomaso nefa vao mahita sipa malgache any @ rns sns dia milela-bodim-bilany
8. tess
(
14/04/2008 11:47)
rajou: imason'ny olona mody hoe miady anefa ambadika mifankatia ihany :wink:
9. mmmhh
(
14/04/2008 12:53)
papoose:
jou, ohatranao milaza fa tsy tia malgache ao ambadik'le solomaso nefa vao mahita sipa malgache any @ rns sns dia milela-bodim-bilany
:-D :-D :-D :-D :-D
11. niryna
(
14/04/2008 16:58)
Ahoana tokoa re no nahatonga izany e? sao lahy dia tamin'ny andro taloha ilay nanandevo ny mpiasa ny vazaha dia mody ny iray manambitamby ny iray mamolaka,dia izy roa lahy mody mifampibedy kanefa ao ambadika misy tetika iraisana .Izany hoe atao ho hitan'ilay mpiasa fa tsy mifanaraka ilay hevitra ataon'ilay manalika mpiasa,ny iray izay manambitamby ny iray manalika fa kopa iray hifanarahana ilay izy.
Misy kopaka iray isasahana ao dia mody adala avy izy roa
sa tsy izay no antony mety nahatonga ilay teny ? asa aloha :D
Misy kopaka iray isasahana ao dia mody adala avy izy roa
sa tsy izay no antony mety nahatonga ilay teny ? asa aloha :D
12. rajoelina
(
14/04/2008 19:37)
de inn zany no tena dikan'ilay ''vaza mody miady''??? fa blabla fotsiny nareo fa tsy manazava akory. ^:^
14. mmmhh
(
15/04/2008 16:21)
ka izy kosa ary bôgôsy koa, reefa tsy hitan'ny oul ne le izy tsy maintsy hoe tenenina e!
16. mmmhh
(
16/04/2008 06:52)
ka zay ny fahitany ny tenany de te mba haka toky izy koa!! sa tsy zany jou bôgôsy? :-D :-D :-D :-D :-D
19. raplou
(
20/04/2008 13:25)
Hanafenany ny zavatra ataony izany,hamitahany ny mpijery ety ivelany mba tsy hitsabahan'ny hafa.Rehefa miady mantsy na gasy na vaza dia tsy te hiditra lalina ny mpijery fa misintaka aza no atao satria tsy fantatra ny antony hiadivany.Famitahana eh