mba mangataka sy mitady ants an ikristy
1. doulakely
(
13/04/2008 06:55)
ho fanamafisana ny finona sy ny fitezaina ny izay maha malagasy dia mba mangataka ny tonon kira an io tarika io ny tenanay raha mba misy manana!dia hisaorana mialoha!aleloy a!
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:45
2. ni81
(
13/04/2008 08:31)
Ataoko angamba fa ahafa-po anao ireto aloha an!
RAY MALALA
Refrain
RAY O! RAY MALALA O !
RAY MALALA O! IANAO
Tiako loatra ny miaraka Aminao ( Ray o!)
Raiso ity fiderana hatolotro Anao ( Ray o! )
Tsy valiko akory ny fitia nomenao ahy
Koa mandra-maty aho hidera Anao
Refrain ( 2 fois )
RAY O! RAY MALALA O!
RAY MALALA O! IANAO
Tiako ny manambara ny hatsaranao ( 2 fois)
Ambarako eran-tany ny hatsaranao
Ka izay mbola misalasala “Andramo fa tsara Izy”
Tena tsara anie Jesosinay
ASANDRATRO NY ANARANAO
Asandratro ny Anaranao
Asandratro avo ho an’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho
Ny Anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila Tompo hafa aho
Afa-tsy Ianao ry Jeso soa
Izay fanandratana sy famonjena ahy koa
Koa asandratro avo ny Anaranao
Na rera-tsaina aho midera Anao
Na falyb ravo koa mitsaoka Anao
Tsy misy maha-rombaka ahy an-tananao
Ianao Jeso ilay tia ahy Mpanandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny Anaranao
Tantano aho sao tsy mahatatana Anao
Fihino aho fa te-hifikitra Aminao
Satria Ianao Jeso nifidy ahy toy izao
Ianao Jeso Mpanandratra ahy
RAY MALALA
Refrain
RAY O! RAY MALALA O !
RAY MALALA O! IANAO
Tiako loatra ny miaraka Aminao ( Ray o!)
Raiso ity fiderana hatolotro Anao ( Ray o! )
Tsy valiko akory ny fitia nomenao ahy
Koa mandra-maty aho hidera Anao
Refrain ( 2 fois )
RAY O! RAY MALALA O!
RAY MALALA O! IANAO
Tiako ny manambara ny hatsaranao ( 2 fois)
Ambarako eran-tany ny hatsaranao
Ka izay mbola misalasala “Andramo fa tsara Izy”
Tena tsara anie Jesosinay
ASANDRATRO NY ANARANAO
Asandratro ny Anaranao
Asandratro avo ho an’izao tontolo izao
Ka raha mbola velon’aina koa aho
Ny Anaranao tsy miala am-bavako
Tsy mila Tompo hafa aho
Afa-tsy Ianao ry Jeso soa
Izay fanandratana sy famonjena ahy koa
Koa asandratro avo ny Anaranao
Na rera-tsaina aho midera Anao
Na falyb ravo koa mitsaoka Anao
Tsy misy maha-rombaka ahy an-tananao
Ianao Jeso ilay tia ahy Mpanandratra ahy
Deraiko foana Ianao
Ambarako eran-tany fa tsara Ianao
Ianao no mbola mampiaina ahy toy izao
Asandratro avo ny Anaranao
Tantano aho sao tsy mahatatana Anao
Fihino aho fa te-hifikitra Aminao
Satria Ianao Jeso nifidy ahy toy izao
Ianao Jeso Mpanandratra ahy
