Dialogue fa tsy monologue
9. Rasiligaoma
(
13/04/2008 04:50)
stereologue na plurologue no izy satria olona maromaro no miaraka miteny e
12. ikaretsaka
(
13/04/2008 14:28)
1) ny hevitry ny maro mahataka-davitra
2)ny itsitokotokoan'ny loha , dia nohon'ny hevitra raha tsy iznay isika loha be 1 isika sy RD
3) forum ny eto fa tsy pilopitra
2)ny itsitokotokoan'ny loha , dia nohon'ny hevitra raha tsy iznay isika loha be 1 isika sy RD
3) forum ny eto fa tsy pilopitra
16. ikaretsaka
(
16/04/2008 02:22)
azo ampatsiahivina ho tyonga saina izy hahay hanavaka ny forum @ pilopitra tompoko..
saingy adala izy raha tsy mahalala manavaka izany raha mba nandia fianarana ihany
saingy adala izy raha tsy mahalala manavaka izany raha mba nandia fianarana ihany
18. prime
(
16/04/2008 12:27)
fody:... mila fanazavàna fanampiny... misaotra
Aoka mba ho dialogue no hatao fa tsy monologue.
ika:... hevitry ny maro mampisavorovoro... :)
1) ny hevitry ny maro mahataka-davitra
2)ny itsitokotokoan'ny loha , dia nohon'ny hevitra raha tsy iznay isika loha be 1 isika sy RD
3) forum ny eto fa tsy pilopitra
Raha adihevitra dia ilaina ny mifampiresaka sy mifandresy lahatra... ekena
Raha tenin'Andriamanitra indray dia Azy iny ary izay ambarany ihany no marina fa tsy izay ifampiraharahana sy ifandresen-dahatra eto na dia manohitra izay ambarany aza...
Tsy polipitra ny forum... ekena... fa tsy izay mety aminao no atao hoe mety fa izay fanajàna ny fahalalahan'ny tsirairay haneho hevitra izay no maha-forum azy... ka na raisiny ho polipitra io na raisiny ho alitara dia azy izay fa tsy misy idiranao sy izaho na dia kely aza...
20. ikaretsaka
(
16/04/2008 13:45)
Raha tenin'Andriamanitra indray dia Azy iny ary izay ambarany ihany no marina fa tsy izay ifampiraharahana sy ifandresen-dahatra eto na dia manohitra izay ambarany aza...
ekena, fa
ny famoaboasana azy no samy manana ny fombany prime an. fa tsy izay pilopitra ihany... izay no ilavana ilay partage
