Dialogue fa tsy monologue

21. rijadolly ( 16/04/2008 15:37)
hono wa ry Ikaretsaka Marary angaha ny sain'sé raha voazara ny tenin'Andriamanitra.
22. ikaretsaka ( 16/04/2008 15:47)
zarako aza... fa ilay fomba fizarana ampiasaina no polemika amiko....
23. rijadolly ( 16/04/2008 16:20)
Koa maninona koa sé raha mizara dia mihely aingany izy ty é!
24. ikaretsaka ( 16/04/2008 16:40)
ka ny ahy tsy toritoriana ohatran'io fahatany ataonareo io fa izao ataoko izao d'efa izy
25. rijadolly ( 16/04/2008 16:59)
tsy ny ataon'sé anie no tadiaviko fa ny teniNY è!
26. fijo ( 16/04/2008 21:43)
hevitry ny maro mampisavorovoro... eny ,mety hampisavorovoro,saingy mahatakadavitra.

hay mo ahoan'ny mpitoriteny le resaka eto.fona sefo
27. Mandefitra ( 17/04/2008 05:20)
rijadolly:
tsy ny ataon'sé anie no tadiaviko fa ny teniNY è!

Ny ahy ny tena tiako aza le Teniny tsy voaraikitra ao anaty Baiboly, mba zaraina mitsy hoe zao no Tenin'ny Tompo
Toy zao ohatra :
Matio 21:42 Hoy Jesosy taminy: Tsy mbola novakinareo va ny teny ao amin'ny soratra masina hoe: "Ny vato izay nolavin'ny mpanao trano , Dia izy no efa natao fehizoro; Avy tamin'i Jehovah izao ka mahagaga eo imasontsika"
Matio 22:29 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny soratra masina na ny herin'Andriamanitra
Jaona 5:39 Dinihinareo [Diniho] ny soratra masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy

Dia mba zarao toy zao ilay Teniny tsy voasoratra tao anaty Baiboly, satria sombiny kely ihany io araky ny fanambaranareo azy.
28. ikaretsaka ( 17/04/2008 12:35)
tsy voatery ho teny anie le izy fa fihetsika sns e...
efa miresaka momba an'i pere pedro sy M teresa sy St Ignace de loyola, ny resaka Lasalianina sy Olomasina bedebe izay nanao ohatra velona ny tenany sy ny fiainany @ fampanjakana sy fanitarana ny fanjakan'Atra isika.

mandefitra: samiafa ny hoe mandinika, sy ny hoe mitory! (indro kely iny)
29. prime ( 17/04/2008 14:54)
ikaretsaka:
dia tokony ho ovaina hoe pilopitra ity raha izay ry prime a
:) ... tsy izany ka... avelao izay te-hanao an'izany hanao an'izany fa tsy ny forum no ovàna... tsy mazava ve izany... :)
ekena, fa
ny famoaboasana azy no samy manana ny fombany prime an. fa tsy izay pilopitra ihany... izay no ilavana ilay partage
... ka tsy mbola nisy niteny mihitsy anie teto na iray aza hoe ny 'fombako" no tena izy na izay ambarako no tena marina satria izaho eto amin'ny "polipitra" e... ilay fomba fizara dia samy manana ny azy araka ny ambaranao... Andriamanitra anie efa nampahafantatra an'io fa nozarazaraina ho samihafa ny fanomezam-pahasoavana e... tsy mpanao asa soa avokoa akory ny mpino, tsy mpitoriteny avokoa, tsy mpampianatra avokoa, tsy mpananatra avokoa... nataony fanoharana lavitra kokoa aza hoe tsy maso ihany, na tanana ihany, na tongotra ihany fa izany rehetra izany no miara-miasa mahavelona ilay Tena (Kristy sy ny fiangonana)... ka aza ferana ny olona fa samy manana ny azy sy ny namonjen'Andriamanitra azy avy ka hamorona lalàna vaovao eto hoe izao sy izao ihany no azo atao rehefa hitory na hanambara ny tenin'Andriamanitra...
fijo:
hevitry ny maro mampisavorovoro... eny ,mety hampisavorovoro,saingy mahatakadavitra.
... vazivazy namaliako an'i ika io r'ise a... :)
hay mo ahoan'ny mpitoriteny le resaka eto.fona sefo
raha ny eto dia resaka fivavahana sy finoana fa tsy resaka mpitoriteny ka... :)
30. ikaretsaka ( 17/04/2008 15:19)
ka ny tokony hianaran'i prime anie iznay dia ny manavaka ny pilipitra sy ny forum e.. de ny tsena sy ny tranompokonolona @ eglizy ,
dia ny toerana fitoriana teny sy ny fifapizarana..
ny dialogue sy ny monologue
izay vao mamaly ilay lazain'i fody hoe dialogue ny eto fa tsy monologue
31. fijo ( 17/04/2008 21:17)
i prime anie rah any fahazoako azy mahay manavaka izay e,fa ilay raik aizay no olana......
32. ikaretsaka ( 17/04/2008 22:20)
iny tsary mahay mandray mihitsy fa ny mangataka sy ny mitatatata ihaaaany ro hainy taoko iii
33. fijo ( 18/04/2008 20:24)
taaaaaa tsa mba ahako ro nilaza izay yyyyyyy;
34. ikaretsaka ( 19/04/2008 17:05)
bedy eo ialahy fa moramora ihany fa tartarn'ny gripamonina eo rehefa tsy poinsa intsony ny serimaonina
35. fijo ( 24/04/2008 21:30)
hialako eto fa sao hamono kle,misy kapoka eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0781