Rocco-Nefa,Anaka
1. willi
(
09/04/2008 08:58)
Mangataka an'ireo hiran'iRocco ire raha toa misy,izay hira anisan'ny nalaza,efa 15,taona tany hoany.Misaotra betsaka ho anareo mpikarakara ny serasera.Veloma indray tompoko!
novalian'i Belami ny 18/04/2008 22:38
2. rabilabila
(
09/04/2008 09:09)
Mamoa fota-mandry ianao ry Willi
Anaka,
Nahoana ianao no mangatsiaka
Nefa ny andro mibaliaka
Toa hifandao sahady isika
Nahoana ianao no mangatsiaka
Tsaroako ilay ianao nibadabada:
Dada a! Noana aho
F'izaho namaly mora hoe:
Inty ny tanako nonoy
Inty ny ràko sotroy
Io no tsaroako fa raha miverina dia alefako eo ihany .
Anaka,
Nahoana ianao no mangatsiaka
Nefa ny andro mibaliaka
Toa hifandao sahady isika
Nahoana ianao no mangatsiaka
Tsaroako ilay ianao nibadabada:
Dada a! Noana aho
F'izaho namaly mora hoe:
Inty ny tanako nonoy
Inty ny ràko sotroy
Io no tsaroako fa raha miverina dia alefako eo ihany .
6. Belami
(
18/04/2008 22:38)
tena mety any @ Radio nasionaly Malagasy no mety ahitana anizany fa efa tena ela le izy, mety mbola le bandy @ magnetophone be reny aza no hakana azy zao angamba :-D :-D :-D
