[lalao] Top 5

1. DotMG ( 04/04/2008 14:27)
Ireto no lohahevitra ahitana hevitra betsaka indrindra eto @ serasera.org.

a) Antson'ny fo
b) Eritreritra mandalo
c) Fitiavana
d) Fivavahana, finoana
e) Hatsikana sy lalao

Izao no lalao, alaharo araka ny isan'ny hevitra misy ao amin'ny lohahevitra tsirairay ireo, ohatra: cdabe. Documents non autorisés.
novalian'i mmmhh ny 05/04/2008 15:00
2. lapino ( 04/04/2008 15:05)
bdace
3. kiadi ( 04/04/2008 15:45)
dceda
4. kiadi ( 04/04/2008 15:47)
vita vetivetika ty lalao ty raha izao :lol: :wink:
5. lapino ( 04/04/2008 16:13)
kiadi, elah mi-triche kle
6. kiadi ( 04/04/2008 16:43)
:-D :-D :-D :-D !pokany !! zah mahay be ko :-D :-D
7. lapino ( 04/04/2008 21:58)
fahafiry ary ny b ?
8. ikaretsaka ( 04/04/2008 22:14)
tsy ao ny Z (@ fomba malalaka tsy misy bedy nefa iny tena hors top mihitsy)
9. kiadi ( 05/04/2008 12:00)
ika> :-D :-D :-D
10. kiadi ( 05/04/2008 12:02)
dceba kay fa zah no diso
11. mmmhh ( 05/04/2008 15:00)
dbcea
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.131