xxx & xxx

1. rajoelina ( 27/03/2008 19:50)
Misy sipa gasy anakiroa zay ato, lay anakiray mahay ny zavadrehetra ary mino aho fa fantany daolo ny ps tena mpitsidika eto fa izy mangingina ary ody tsy miteniteny zay.

Maptayy hamorona dinika vaovao ho an'izy roa fa haleoko ihany hajaina fa golfa gasy, superactivas ry zareo kay rehefa misy fety sy fihaonana, ary pôziny madiditra zany ah.

iza ary ireo zay mahakobo?

;-)
novalian'i xxx ny 31/03/2008 21:43
2. ainaheri ( 27/03/2008 19:58)
za saika taitra hay v sipa gasy 2 no itanareo ato e,neveriko we sipa vazà 2 kle.......D nanontany tena ny tenanay we ngah tsy gasy aby tsika ato :-D :-D :-D
3. tess ( 27/03/2008 20:03)
zà afa-po rajou an! maptayy ahafantatra be hoe iza avy aza izy roa ireo :-w :-D
4. milaibe ( 27/03/2008 20:04)
Misy raha marina la terre! Mahita zavatra lesy elah ty rajou
5. kiadi ( 27/03/2008 20:22)
nahita raviny tany vichy indray lehaka io :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. simplex ( 27/03/2008 20:28)

pach sa tsy pach? :P
7. ainaheri ( 27/03/2008 20:34)
za mafatatra :-D :-D :-D enric sy salmo1 =)) =)) =))
8. milaibe ( 27/03/2008 21:13)
Nahazo raviny marina lehaka io ry kiady
9. ainaheri ( 27/03/2008 21:27)
kozio marina letsy,iza ndray vobakon'elà tany @ RNS tany?
10. ikaretsaka ( 27/03/2008 21:32)
oooooo raviny e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/raviny/video/xrrpo_jaojoby-jr-raviny_music
:wink:
11. xxxx1 ( 27/03/2008 21:57)
ainaheri:
enric sy salmo1
=)) =)) =)) =)) =))

12. kiadi ( 27/03/2008 22:00)
sady feno bozaka ao vichy ao :-D :-D :-D
13. xxx ( 27/03/2008 22:38)
ry zala barcelone nisy sipa tato @ sera2 injay nanarakaraka faona hatraminy fiara sy ny alina :^) :-p
14. tess ( 27/03/2008 22:48)
hummmm! ndrao de tafahaona tany marina aza ny sakay sy maso avy any barcelone e! i rajoelina sy aino :wink: :-D :-D :-D :-D
hoy rajou: lay anakiray mahay ny zavadrehetra ary mino aho fa fantany daolo ny ps tena mpitsidika eto fa izy mangingina ary ody tsy miteniteny zay.
:-P :-w
15. rajoelina ( 27/03/2008 23:19)
tess: ny profo napetraky lay xxx anakiray tamiko fotsiny de oeee: nanao botte fotsy iz d chaussette rayure fotsy sy mainty... tany @ RNS... zany oee mety mpianamana ireo xxx anakiroa ireo ato @ serasera fa ody tsy miteniteny zay. De zay ihany, sao bediny ireny eto aho kle! Mandrampatonga eto aloha tsisy mikasika amin'ny Aino izany, fa kôzy ra tsy ny fitediavana sy ny fiafenana no betsaka naneraky pueblo de Francia... ao koa ny tsy fitadidiana ny sary napetraka tato ao @ serasera, ka rehefa tonga any hanontany oe: enao ve io? le sary ao @ serasera e!! de mihanahana tahakany gana, de misy koa izany fanantonana hanontany Pseudo fotsiny fa tsy sahy akory. Mety oe menatra...

tess: tongava toi @ manaraka, fa tany koa nisy nitady tess manokana, tokony mba in-2 na in-3 isan-taona ny RNS... Fa milay be izy izany.



16. Papoose ( 28/03/2008 03:47)
miady varotra lafo vidy mihitsy foana wa ty rajou ty e!
17. Rasiligaoma ( 28/03/2008 04:12)
ka matetika koa ny akama mitady tombony be dia voatombina mafy foana
18. ainaheri ( 28/03/2008 04:50)
@ manaraka refa tsy tadidy ny sary sy ps .....asivo etikety aoriana milaza we izaho ranona :-D :-D :-D
19. tess ( 28/03/2008 06:06)
rajou: ka sao de voafitaka tam sary apetaka kou aza toi , ny sary apetaaka hafa de refa hitanao mivatana hafa mitsy lay sipa :^) :-D
hummmmm! azoazoko antsaina ilay hoe manao boty fotsy sy bakiraro ayure fotsy sy mainty lol :-D :-D :-D :-D
20. Papoose ( 28/03/2008 06:25)
ndraindray marina rajou afaka atao ambonimbony ny flash @ le shootn'le sary de mangirana ny terehin'le sipa fa rehefa tena hita izy mangavoka fa tanssioo, sao sodoka ny akoho tsara soratra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1031