xxx & xxx

21. ari.malala ( 28/03/2008 07:57)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
22. yonikafopl ( 28/03/2008 07:58)
nahita raha mintsy rajou ty tany am RNS tany ka :-D :-D :-D
23. rajoelina ( 28/03/2008 09:19)
Papoose:
ndraindray marina rajou afaka atao ambonimbony ny flash @ le shootn'le sary de mangirana ny terehin'le sipa fa rehefa tena hita izy mangavoka fa tanssioo, sao sodoka ny akoho tsara soratra!
Papoose, amin'ny lafony ray marina ny tianao lazaina, fa amiko kosa de tsy asiko olana na ny keliny aza... ary fantatro tsara ny hiadivako varotra eto. Misy lay akoho tsara soratra ireny lasa mahakivy rehefa havoaka amin'ny sary, rehefa jerena akaiky vao tena mahafa-po na tsia. Ary ny mifanohitra amzany de ny ratsy soratra havoaka amin'ny sary mety hilay, fa kosa rehefa hitanao eo aloha izy vao mihanahana be. ka zay no tena mampisagojy rehefa misy fihaonana kely. Tsisy mitsotra sy mamoaka ny marina izany fa forum daolo na hafatra na sary na inn na innn rehefa eto @ serasera.
24. yonikafopl ( 28/03/2008 12:27)
rajou tsy ny rehetra no manao fopl fa na FOPL aza ny ps-ko nena njay de ny marina hatrany no apetrako :wink:
25. kalovao ( 28/03/2008 12:32)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
26. tess ( 28/03/2008 13:59)
yonika: be mpamitaka kosa aky eto an! :wink: :^) :^) :^)
mody hoe jeune de 18ans ny sasany fa refa mippitra tsy izay na koa hoe mody lahy nefa vavy, mailo kosany izy kou :-D :-D :-D
il a raison mon tit frère :-D :-D :-D aleo hita mivatana ihany mou kalouha de hita eo ny suite ô! aza maika tsy faingana fotsiny :-D :-D :-D
27. ikaretsaka ( 28/03/2008 19:37)
tsy hitako izay antony tokony handaingana @ izany koa anie e..
eny e.. ny sasany mihitsy moa no mi imposer hoe za hono sipa de ry papoose bandy dia ho avy koa ny hoe rajou lasa bainina be de i fasaly lasa superman!

ataovy vonona ny nem sy ny vandro

28. tess ( 28/03/2008 19:40)
:-D :-D :-D :-D zà tsy mandainga :^)
29. ainaheri ( 28/03/2008 20:05)
tess> tandremo kou fa misy kofa manao ps joba an....andefasandry lerony hftr,d refaveo misy manokatra dinika we nisy nikoty i ...... nefa lery iany io :-D :-D :-D
30. yonikafopl ( 28/03/2008 20:29)
:-D :-D
31. ikaretsaka ( 28/03/2008 21:01)
vandro ooooo :-D :-D :-D
32. Papoose ( 29/03/2008 02:31)
rajou, tsary misy akoho tsara soratra zany fa ny akanga no tsara soratra any iii!
ary jou zany moramora mino sipa eto @ sera2 raha izany lojikan'i jou zany!!!aza manody ny atody vakin'akoho tsara soratry jou!
33. tess ( 29/03/2008 08:38)
ainaheri: zà efa mahana amreny hafatra ireny ka! :-P

papoo: :-D :-D :-D :-D
34. yonikafopl ( 29/03/2008 08:53)
papoose kou mahita ohapitenenana aaa :-D :-D
35. Papoose ( 29/03/2008 17:38)
:-D :-D mba manitsy ny disokelin'i jou za fa ny taigna shamy taigna ato @ sera2 ihany! :-D
fa ny akanga tokoa anie no tsara soratra! satria nasaina nampiasa kahie akanga t@ mbola 12e fa tsy kahie akoho! :-D
36. tess ( 29/03/2008 17:45)
:-D :-D :-D :-D
37. Papoose ( 30/03/2008 09:50)
fa lasa aiza aza i jou!
38. xxxx1 ( 30/03/2008 13:08)
Papoose a !

ao ihany izy fa mbola



39. sasa ( 31/03/2008 05:27)
Papoose mahalatsaka be le sary nalefanjy akia an! :-D :-D :-D :-D
40. yonikafopl ( 31/03/2008 06:18)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.075