Prophétie 2008-2012

1. lagoon ( 26/03/2008 18:26)
Tonga dia lazaiko dieny izao fa tsy Témoin aho na Jesosy Mamonjy,na koa Apokalipsy,na koa hoe adala.
Vidéo 8 maminavina ny zavatra mety hitranga atsy ho atsy ireto,tantara hiainana-tsika @ izao ora izao no hihatombohany.

Tsy tantara marina ireo fa vinavina ny METY HITRANGA(averiko ihany fa misy tonga dia midigin-drambo manko eto)

1- http://www.dailymotion.com/related/8139902/video/x4dck3_la-prophetie-des-propheties-partie_politics

2- http://www.dailymotion.com/ProductionsSansLeSou/video/x4dcnt_la-prophetie-des-propheties-partie_politics

3- http://www.dailymotion.com/ProductionsSansLeSou/video/x4dcpy_la-prophetie-des-propheties-partie_politics

4- http://www.dailymotion.com/ProductionsSansLeSou/video/x4dcs4_la-prophetie-des-propheties-partie_politics

5- http://www.dailymotion.com/ProductionsSansLeSou/video/x4fno1_la-prophetie-des-propheties-partie_politics

6- http://www.dailymotion.com/ProductionsSansLeSou/video/x4foo6_la-prophetie-des-propheties-partie_politics

7- http://www.dailymotion.com/ProductionsSansLeSou/video/x4j13u_la-prophetie-des-propheties-partie_politics

8-
http://www.dailymotion.com/ProductionsSansLeSou/video/x4j2yf_la-prophetie-des-propheties-partie_politics
2. rakaroka ( 26/03/2008 18:49)
Eh ben8O:roll: Il semble intéressant . Dia ho hita eo ny fahamarinany e:D .
Mahitahita koa anie 'nareo izany ry Lagoon e. Dia taiza daholo izao 'reo. Somary lavalava fa mila fotoana aho handinihako azy tsara.
MISAOTRA NIZARA :-*:-*:-*
3. ikaretsaka ( 26/03/2008 19:22)
dia samia ho velon'aina hahita na bobards na tena izy eee
samby hotsarain'ny tantara asheka menakaby
4. kiadi ( 26/03/2008 19:34)
milay be le iz raha hitan'ny producteur hollywodienne mety succes be i!scenario tsara ka!! fa ny mety aminy de atao trilogie fa lava be raha atao film ray fotsiny :-D:-D:-D
5. ikaretsaka ( 26/03/2008 19:40)
efa huit-logie letsy io a:wink:
tena handeha be ny bizna vandro rehefa mandeha an...

Patsa indray no hibiznavako @ izay ...sao hanao patsa 1 tsy omby vava aby:°)
6. kiadi ( 26/03/2008 19:48)
zah manjono de elah no mivarotra?
7. lagoon ( 26/03/2008 20:03)
NWO,New World Order ou Nouvel ordre Mondial

http://www.dailymotion.com/AntiSion06/video/x4qgi7_nouvel-ordre-mondial_news
8. fijo ( 26/03/2008 21:26)
raha hanao tezy amina siansy-po dia tena tsara io ka.
9. ikaretsaka ( 26/03/2008 21:29)
izay mantsy
10. fijo ( 26/03/2008 21:31)
sady amidy any california ny film she ateo.
11. Kwasi ( 27/03/2008 00:36)
Aaaaaaaaaaah, merci lagoon.

Fa tsy ratsy kosa ilay hoe marika fotsifotsy (#FFF) an.
12. ikaretsaka ( 27/03/2008 01:36)
lagoon:

NWO,New World Order ou Nouvel ordre Mondial

http://www.dailymotion.com/AntiSion06/video/x4qgi7_nouvel-ordre-mondial_news


sektan'i lagoon ve io?

de ho aiza lagoon after 20012?


13. rakaroka ( 27/03/2008 06:20)
Ny ahy aloha ny faniriako dia hoe: "enga anie ho diso" ilay izy ( tahaka ny advento ilay efa nilaza hoe amin'izao ny fara-andro, dia efa niomana daholo rizareo kanjo tsy mbola izy akory :-D:-D:-D)
14. Rasiligaoma ( 27/03/2008 06:24)
dia impiry diso tokoa ireny milaza fa zao ny fara zandro ireny vao marina e?
15. lagoon ( 27/03/2008 07:45)
Tsy manana sekta izany aho.
Io NWO dia efa ela i Geoge Bush su Pape John Paul 2 no niantsony hananganana azy,ary t@ herintaona tany NY dia niantso ny fanafaiganana izany i Sarkozy.
Jereo ny billet dollar américain fa misy soratra @ teny latin hoe "Novus Ordo Seclorum",ary efa hatrizay no nisy an'io fa tsy noforoniko akory.
Ohatran'ny hoe adinonareo sahady fa ny Franc-maçon no nanao ny billet amerikanina.I G.Washington koa dia Fran-maçon.Jereo fa ao @ Musée National Maconnique dia feno an'i G. Washington ary ny fipetrany dia mitovy @ Baphomet.
tsy Franc-maçon koa i lagoon.

Ary mbola haveriko eto ihany VINAVINA oa io.
Ny fifidianana any Etazonia no hiaingan'io Vinavina io.

16. Fody ( 27/03/2008 08:53)
Tsy tantara marina ireo fa vinavina ny METY HITRANGA(averiko ihany fa misy tonga dia midigin-drambo manko eto

Raha vinavina araka filazanao io, naninona no natao hoe: "La Prophétie des Prophéties", ny lohateny?

Misaotra anao!
17. pissoa ( 27/03/2008 10:53)
Mety fôty de frapy

:-D:-D:-D:-D:-D
18. fijo ( 27/03/2008 22:58)
voalaza teo hoe:" 13. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 27-03-2008 07:24:55
Lohateny : Re : Prophétie 2008-2012
dia impiry diso tokoa ireny milaza fa zao ny fara zandro ireny vao marina e?"

tsy aleo marina ve letsy avy dia mody atao hoe "efa akaiky ny farandro fa mihomana ianareo"efa 2000 taona mehery izay no nilazana an'io mbola akaiky ihany aloha hatramin'izao.
19. Kwasi ( 28/03/2008 01:13)
Ko na ilay tompony aza isaky ny mihetsika milaza fa fiction ilay izy ko. Dia mbola ho raisina ho serieux ihany ve ny hoe faminaniana?
20. niryna ( 28/03/2008 05:05)
fijo:

voalaza teo hoe:" 13. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 27-03-2008 07:24:55
Lohateny : Re : Prophétie 2008-2012
dia impiry diso tokoa ireny milaza fa zao ny fara zandro ireny vao marina e?"

tsy aleo marina ve letsy avy dia mody atao hoe "efa akaiky ny farandro fa mihomana ianareo"efa 2000 taona mehery izay no nilazana an'io mbola akaiky ihany aloha hatramin'izao.

fijo a ny mampianatra soratra masina izay Harnold Camping no anarany ,nilaza izy fa tamin'ny 1994 anagamba izy izany no farandro ary mampianatra ny olona tsy hiditra ny fiangonana intsony izy fa any an-trano no asiany mivavaka ny olona,dia izao indray izy milaza ny olona fa 2010 no farandro

:roll: 8O
Afaka mampiseho izay tiany ho tenenina daholo ny olona fa anjaran'ny kristiana no manaraka ny baiboly izay teny avy amin'Atra ary io irery ihany tsy anasorana tsy analana.NIteny i kristy fa na izy aza dia tsy mahalala an'izany fa asiany mihomana isika rehetra izay hino azy ary mino azy ,koa ahoana indray no hisy ahalala ny farandro? hi,hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2181