kely maso

1. sitlo ( 21/03/2008 21:19)
Ny sipa kely maso ohatra ny manja izany eh.
novalian'i mangidy ny 15/04/2008 15:40
2. tess ( 21/03/2008 21:27)
3. ainaheri ( 21/03/2008 22:19)
tess>>>:-D:-D:-D
4. milaibe ( 21/03/2008 23:22)
Tsy otrany lesy fa tena favy a! Elah ngà tsy mbo...
5. ikaretsaka ( 21/03/2008 23:52)
arakaraky ny tiany io letsy e...
misy tia didy didy maso.. misy tia baribary maso
6. lehilahytsyresy ( 22/03/2008 03:22)
:D Misy maha-marina an' izany ihany, saingy miankina amin' ny préférences-n'ny tsirairay koa angamba e. 8O http://lehilahytsyresy.blaogy.com 8O

sitlo:

Ny sipa kely maso ohatran' ny manja izany eh.



7. sakaizakely ( 22/03/2008 07:00)
:-D:-D:-D
8. Lantoer ( 22/03/2008 07:56)
Nitovy feeling isika tamin'iny. Saingy izaho tsy mbo nahazaka an'izy ireny fa sipa balamaso no efa niara-dia tamiko; tsy olana anefa fa ny fitiavana no fototra na dia mijery an'izatsy aza izy rehefa atondro an'zaroa.
9. yonikafopl ( 22/03/2008 09:56)
=))=))
10. vale ( 22/03/2008 12:03)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. milaibe ( 22/03/2008 12:10)
Otran'ny olona rehetra ihany leisy io a! Zarotra be ny mamaly hoe lay "tsara" io voalaza hoe samy manana ny tsara aminy daholo ny tsirairay
12. Stretch ( 22/03/2008 20:40)
dia ny katimaso zany lesy ry sitlo aiza no hikilaseny ialahy azy ?
13. glady ( 22/03/2008 20:47)
Lantoer:

Nitovy feeling isika tamin'iny. Saingy izaho tsy mbo nahazaka an'izy ireny fa sipa balamaso no efa niara-dia tamiko; tsy olana anefa fa ny fitiavana no fototra na dia mijery an'izatsy aza izy rehefa atondro an'zaroa.

=))=))=))=))

14. Papoose ( 22/03/2008 23:42)
ny katimaso omena rozy de mandra!:-D
15. Veloo ( 23/03/2008 01:27)
Lantoer [ Valio ] 22-03-2008 08:56:01
Lohateny : Re : kely maso
Nitovy feeling isika tamin'iny. Saingy izaho tsy mbo nahazaka an'izy ireny


maninn ary no mitady lavitra ela, betsaka anie ny gasy manao kely mado otran'ireo ko e :wink:
16. Lantoer ( 23/03/2008 04:03)
Le mampitanàka ireny aloha de be dia be... An an an, aleo amin'izao aloha kah, tsy mbola sahy aho.
17. Lantoer ( 23/03/2008 21:59)
Tsara loatra i balakeliko e!
18. simplex ( 23/03/2008 22:41)

:D:D:D
voay voay voay ange
sao d voatifitry ny balam-bazaha :P8)8)

;-)
19. Rasiligaoma ( 24/03/2008 03:40)
ny mason'inona aloha io?
20. Vitsikakely ( 24/03/2008 10:41)
=))=))=))=))=)):b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2114