CELTEL

1. madagasikara ( 18/03/2008 15:25)
Hono hoa re ry zareo, ny CELTEL ve efa manerana an'i mada sa mbola ao tana ihany e. Misaotra
novalian'i tsiafoi1 ny 19/03/2008 10:12
2. ainaheri ( 18/03/2008 15:39)
ka ny CELETEL v tsy Madacom talou e? Ra io d mazava ouazy zany fa manerana an'i Dago..........Fa lainga² ny réseau any dago kou mampitomany ndrai² a(refa izy hanondrana zay)
3. tafita ( 18/03/2008 15:59)
Tsy de tena hoe manerana ny Nosy aloha , fa lasa lavitra izy mitaha @ Orange 032...
Maro ny faritra efa azony ka .. raha mbola akaiky ranivohitra Fivondr.. na manodidina ao aza de efa mandeha izy e
O k
4. xxx ( 18/03/2008 16:51)
Manerana any dago tokoa izy io fa ny tena mandreraka de tsy azo mihitsy raha antsoina amin'ny carte nostalgie.
5. yonikafopl ( 18/03/2008 21:31)
xxx, ny aty aminay kou de mampijaly mihintsy ny miantso celtel, efa hatram herintaona, de ny sms no atao betsaka. ny orange kou manondrana ndraindray, hany ka terena hivisy Celtel-orange-telma ny any Dago amzay raha tsy mahazo ny 1 de mahazo ny hafa.:(
6. ikaretsaka ( 18/03/2008 21:34)
ny olona any le mpiantsoantso sy antsoantsoan'ny any ivelany ireny tokao toa triple puces aby koa
7. ANARIM ( 19/03/2008 07:26)
presk manerana, lava b zao ny lisistra fa jereo ny site celtel dago e!
8. yonikafopl ( 19/03/2008 08:55)
ika, ka le rezo any dago mihintsy no manondrana ndraindray
9. tsiafoi1 ( 19/03/2008 10:12)
Celtel zao no manana couverture betsaka idd eto dago depuis 2007, ary manana reseau matanjaka idd, manaraka akaiky azy ao Telma, fa le Telma de tena mampitomany fa saturé be foana, asa na le izy mora de be abonnés fa encombrement foana. Ny problème an'i Orange indray tsisy sécurité mihitsy fa vao very ny poste de mampamangy koa ny ligne sady mbola vitsy ny faritra mahazo raha mitaha @'i Celtel sy Telma.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.088