manina, ngôma ê! tsy haiko...
1. kala
(
17/03/2008 05:25)
Sali daholo,
Asa na mbola mety hisy teny hafa mahasolo ny hoe "manina", malahelo, ngôma
Ireo no azoko ilazana ny tenako amin'ireo namana fahizay :diamondra27, dadabe,watafon, totofy, sasa, ari.malala, veloo....kiali, bilakarenjy...sy ireo hafa marobe tsy voatanisa.
Na ianao mamaky io koa aza ka!
"ampio aho rey olona fa mavesatra ty entako...":wink:
:) de ampy

novalian'i kiadi ny 17/04/2008 19:27
2. tess
(
17/03/2008 06:43)
vaovao mahafaly ho an'i kala alou ity
i kiali izao lasa niova kiadi:wink: ao ihany izy
de reo votonona retra ambony reo ao ihany afa tsy i dadabe, totofy = efa nanao veloma teto fa tsy afaka miditra sera tsotry, :-P

3. tess
(
17/03/2008 06:47)
vaovao mahafaly ho an'i kala alou ity
i kiali izao lasa niova kiadi:wink: ao ihany izy
de reo votonona retra ambony reo ao ihany afa tsy i dadabe, totofy = efa nanao veloma teto fa tsy afaka miditra sera tsotry, :-P
hanonona namana navitrika taloha ary zà:
herimiafina, lilbon, fameusecousine, akamatiana, rurik, mamzelkely, mifenty, sonwin, hesham, bobonezy, mejesty, izay kalou;-)

4. milaibe
(
17/03/2008 07:37)
Mbola misy azo apiana azy les mots "jerijery", fa in loatra zao enta-mavesatra zao??? Zarao @nay d ho maivana
5. ari.malala
(
17/03/2008 07:48)
kala, mbola ato ky za a!;) inona no azo anampiana? ireo mamaly ireo koa anie mahafinaritra daolo e! tess, i mamzelkely kosa efa hainjiko iany koooooo! sad ndraindray iz mandalo tampoka izay;) boubounezy koa toa efa nanao veloma fa nisy nanafintohina tato hono:-(
6. diamondra27
(
17/03/2008 08:19)
kala::-*:-*:-* de ty hono ho anjy de mampamangy(l):*(l)
eto ihany akia zahay fa raha misy azo ifanampiana dia manampy a! tsy manambola aman-karena fa de fampaherezana no azo atao andry avy aty lavitra aty.
Misaotra ndrindra andriko tsy nanadino akia a!
Mirary fahasalamana soa...

12. ainaheri
(
17/03/2008 12:37)
Kala>> jerijery kou mbola azo ilazan'azy
Efa nanotrona reo doli ny akamanao fa mifalia @ zay eee

13. ari.malala
(
17/03/2008 13:30)
sasa, kiss njiko fa njiko ku zay ela be tsy itako tsony:-*:-*:-*:-*
14. Veloo
(
17/03/2008 14:43)
kala [ Valio ] 17-03-2008 06:25:21
Lohateny : manina, ngôma ê! tsy haiko...
Sali daholo,
Asa na mbola mety hisy teny hafa mahasolo ny hoe "manina", malahelo, ngôma
Ireo no azoko ilazana ny tenako amin'ireo namana fahizay :diamondra27, dadabe,watafon, totofy, sasa, ari.malala, veloo....kiali, bilakarenjy...sy ireo hafa marobe tsy voatanisa.
Na ianao mamaky io koa aza ka!
"ampio aho rey olona fa mavesatra ty entako..."
de ampy
ntsooooooooo eto aky zahay... i jentilisa ko ry reto a hiihihihi
15. xxx
(
17/03/2008 21:27)
sali sali kala !
sady za tsy voatonona :twisted::-D:-D:-D
kala:
Sali daholo,
Asa na mbola mety hisy teny hafa mahasolo ny hoe "manina", malahelo, ngôma
Ireo no azoko ilazana ny tenako amin'ireo namana fahizay :diamondra27, dadabe,watafon, totofy, sasa, ari.malala, veloo....kiali, bilakarenjy...sy ireo hafa marobe tsy voatanisa.
Na ianao mamaky io koa aza ka!
"ampio aho rey olona fa mavesatra ty entako...":wink:
:) de ampy
sady za tsy voatonona :twisted::-D:-D:-D
16. sasa
(
18/03/2008 05:03)
ari.malala efa eto akia za zao an! afaka mihaona isika 2 refa samy misy fotoana
18. kala
(
18/03/2008 08:20)
:D misaotra anareo ê!:-*:-*:-*:-*:-* daholo.
le xxx rehetra koa alahelovako koa ka! :wink: (iza io ô!)
hoavy ny blagy sady efa nahandro bobaka be zà hatrizay ela izay.
tiako be daholo nareo.(l)(l) tena marina ê! de zà =(( an'i boubounezy, dadabe, totofy...
Miverena rireto â! na dia minitra kely fotsiny aza moa ê! :snif::snif::snif::snif:
diamondra27 > tsy vola no pb ka, sady tsy voavidy vola lay mahory fa ny fitafatafana ê!
sasa, mamz, ari.,tess, ainaheri (mamy le bizoroka ê!), sy ireo hafa rehetra :-*:-*:-*:-*:-*:-*
milay ê!