manina, ngôma ê! tsy haiko...

21. kala ( 19/03/2008 11:37)
ANARIM:

ntônalé



:-*:-*:-*:-*

tiako daholo nareo rehetra. faly be zà :D:D:D
22. diamondra27 ( 19/03/2008 12:07)
kala : efa tafaresaka hono njy sy dadabe :wink:
23. kala ( 28/03/2008 11:40)
diamondra27:

kala : efa tafaresaka hono njy sy dadabe :wink:




:twisted: mandainga izy.
dadabe > :roll: zà tsy hoany chine ndray raha zany. sady mbola misy pb koa any ê!.
HS ndray zà eto zany :-D :-D :-D
24. ari.malala ( 28/03/2008 12:10)
kala:-D:-D:-D:-D:-Dnga ts ndry ndray oun ny vadin dadabe e:-D:-D
25. bilakarenjy ( 05/04/2008 19:58)
bizobizo de minouminou ,ela be ,ela be .hihihihihihihiiiii , ato ihany fa mbola sahirana kely e!
26. kala ( 17/04/2008 10:57)
ari.malala:

kala:-D:-D:-D:-D:-Dnga ts ndry ndray oun ny vadin dadabe e:-D:-D

tsy mety lasa vadiny fa sipany taloh (hiran'ny Aianga io an : sipako sipako taloha tsy lasa vadiko)

:-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =))

bilakarenjy > :* :* :* :* :* :* bedabe
27. kiadi ( 17/04/2008 11:04)
in eny ny malalako fa niverina indray!! sady ba voasoratra ao @ olona nalelovany zah :lol: :lol: :lol: :lol:
mùodia amizay akia kalakeliko fa mangingina ny tokantranontsika hatramizay nadaozanao zay!!
-mifona zah fa tsy hanao mamo be tsony!!
-tsy ampirafy tsony!!
-tsy angetotsa tsony refa manao bain tsika roa!
-tsy hangalapinana tsony!
zany annnnnnnnnn!!
:-D :-D :-D
28. melody ( 17/04/2008 18:23)
kiadi: inona daholo re izany e? =)) =)) =)) =)) =))
29. diamondra27 ( 17/04/2008 18:29)
kala: raikitra ndray ny tsoda fa efa ela no tsy nisy an'io tsony teto :wink: :* :* :* :* :*
30. kiadi ( 17/04/2008 19:27)
melody:

kiadi: inona daholo re izany e? =)) =)) =)) =)) =))


oups!!!! tratra!!ihihihi
=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1886